
05/02/2025
Rencontre Sérieux😍😍
Vehivavy 54 ans, 1,55m mipetraka Antananarivo. Maty vady. Mananjanaka 4 efa lehibe. Malagasy. Tsy misotro, tsy miloka,
Maniry hifandray sy hifankahafantatra ka vonona hifanambady sy hifamelona @ lehilahy Malagasy +55ans Miasa aradalana.Tsy mifoka, tsy miloka, mahay mifehy tena Raha misotro. Maty vady na nisara-panambadiana aradalana. Manan-janaka na tsia. raha liana aminy afaka mandefa message ami 034 37 395 88 na ami https://www.facebook.com/reinedx.reinedx #