De Manina?

De Manina? Tantarao de ambarao ny zava misy rehetra erantany

Mifamerena dia un pain c'est tout eπŸ˜‚πŸ˜‚ lΓ©gende mandeha2 be  VaVava samy manana
17/09/2025

Mifamerena dia un pain c'est tout eπŸ˜‚πŸ˜‚ lΓ©gende mandeha2 be VaVava samy manana

Merci BareaπŸ‡²πŸ‡¬πŸƒ
04/09/2025

Merci BareaπŸ‡²πŸ‡¬πŸƒ

🚨 Niatomboka tamin'ny aretina an-doha, nandoa, tsy nahita ny maso, niraikitra ny lela ary nikarainkona ny vatan'i Chaydi...
03/09/2025

🚨 Niatomboka tamin'ny aretina an-doha, nandoa, tsy nahita ny maso, niraikitra ny lela ary nikarainkona ny vatan'i Chaydi araka ny fitantaran'ny vadiny.

β­• Ireo mpanentana ny lanonana anniversaire ihany no narary fa ireo olona 75 nanatrika ny lanonana tsy nisy naninona.

Zany ny ekipa😍 andao BAREAπŸ‡²πŸ‡¬
29/08/2025

Zany ny ekipa😍 andao BAREAπŸ‡²πŸ‡¬

Festival pizza lava indrindra any ItalyπŸ•πŸ•πŸ˜
28/08/2025

Festival pizza lava indrindra any ItalyπŸ•πŸ•πŸ˜

Misaotra foana BareaπŸ‡²πŸ‡¬β™₯️
22/08/2025

Misaotra foana BareaπŸ‡²πŸ‡¬β™₯️

πŸ•Š Nodimandry izao maraina izao ramatoa CΓ©line Ratsiraka Velonjara vady navelan'ny Filoha teo aloha ny Amiraly Didier Rat...
22/08/2025

πŸ•Š Nodimandry izao maraina izao ramatoa CΓ©line Ratsiraka Velonjara vady navelan'ny Filoha teo aloha ny Amiraly Didier Ratsiraka.
πŸ™ Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana iray manontolo.

πŸ‡²πŸ‡¬Nisy nitifitra tao TOAMASINANodimandry i Sizaza Brucia Ilay vehivavy nisy nitifitra omaly hariva tao Tsararivotra akai...
14/08/2025

πŸ‡²πŸ‡¬Nisy nitifitra tao TOAMASINA

Nodimandry i Sizaza Brucia Ilay vehivavy nisy nitifitra omaly hariva tao Tsararivotra akaiky Colas.
Mankahery ny fianakaviany manontolo tompoko.

πŸ’ Nangata-bady an'i Georgina Rodriguez i Cristiano Ronaldo.πŸ“ Peratra lehibe miravaka diamant 30 carats, izay mitentina 4...
12/08/2025

πŸ’ Nangata-bady an'i Georgina Rodriguez i Cristiano Ronaldo.
πŸ“ Peratra lehibe miravaka diamant 30 carats, izay mitentina 4 tapitrisa Dolara no nentin'i CR7 nangataka ny tanan'ity sakaizany nandritran'ny 9 taona ity.

β€ΌοΈπŸ”΄π‘π€πˆπŠπ„π‹π˜  #ππ€ππŽπ‹π€ππ€ 𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐍𝐀-ππ€πƒπˆππ˜   π‹πžπ‘π’π₯𝐚𝐑𝐲 𝐒𝐫𝐚𝐲, 𝐧𝐚π₯𝐞𝐟𝐚 𝐞𝐧𝐲  #π“π¬π’πšπŸπšπ‘π² 𝐯𝐨𝐚𝐫𝐨𝐑𝐒𝐫𝐨𝐑y 𝐑𝐨 𝐧𝐚𝐧𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐧-𝐀𝐒𝐣𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲  ...
05/08/2025

β€ΌοΈπŸ”΄π‘π€πˆπŠπ„π‹π˜ #ππ€ππŽπ‹π€ππ€ 𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐍𝐀-ππ€πƒπˆππ˜
π‹πžπ‘π’π₯𝐚𝐑𝐲 𝐒𝐫𝐚𝐲, 𝐧𝐚π₯𝐞𝐟𝐚 𝐞𝐧𝐲 #π“π¬π’πšπŸπšπ‘π² 𝐯𝐨𝐚𝐫𝐨𝐑𝐒𝐫𝐨𝐑y 𝐑𝐨 𝐧𝐚𝐧𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐧-𝐀𝐒𝐣𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 , 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐛𝐨π₯𝐚 πŸπŸ’ 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐧𝐣𝐚. π“πšπ¨π«π’πšπ§β€™π§π² 𝐟𝐒𝐭𝐚𝐫𝐚𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚 π§πšπ­πšπ¨π§β€™π¨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚𝐩𝐨, 𝐝𝐒𝐚 𝐧𝐚π₯𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐳𝐚𝐧𝐝𝐚𝐫𝐲 𝐒π₯𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐀𝐒𝐳𝐲 𝐀𝐚 π§π¨π­π¬πšπ›π¨π’π§πš 𝐭𝐞𝐧𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐭𝐨𝐛𝐒𝐦-𝐩𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚,𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐚𝐑𝐒𝐭𝐚𝐧𝐚 πŸπšπ‘πšπ¬π’π¦π›πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐯𝐚𝐯𝐒𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 π₯𝐚𝐯𝐚-𝐛𝐨𝐝𝐒𝐧𝐲.
♨️Voatazona eny koa ny renin’ilay ankizivavy, satria fantany ny saingy tsy nanao fitarainana fa vao mainka aza nandrahona an-janany tsy hilaza izany na amin’iza na amin’iza. Mbola mitohy ny fanadihadiana.
©️Tana ville

πŸ”—π— π—— π—˜π—‘π—¬ π—”π—‘π—§π—”π—‘π—œπ— π—’π—₯𝗔 π—œ π—™π—˜π—‘π—’π—›π—”π—¦π—œπ—‘π—” 𝗦𝗬 𝗑𝗬 π—₯π—˜π—‘π—œπ—‘π—¬πŸ”—Nidoboka am-ponja izao   izao eny   i   sy ny   ( izay antsoina hoe Olga di...
30/07/2025

πŸ”—π— π—— π—˜π—‘π—¬ π—”π—‘π—§π—”π—‘π—œπ— π—’π—₯𝗔 π—œ π—™π—˜π—‘π—’π—›π—”π—¦π—œπ—‘π—” 𝗦𝗬 𝗑𝗬 π—₯π—˜π—‘π—œπ—‘π—¬πŸ”—

Nidoboka am-ponja izao izao eny i sy ny ( izay antsoina hoe Olga dit Fafah). Noho ny fitoriana nataon'ireo fianakavian'ny namoy ny ainy tamin'ilay raharaha fanapoizinana teny Ambohimalaza no anton'izany.

Nandritra ny fotoana naharitra no nanatanterahana ny famotorana azy ireo. Nohenoin'ny Fampanoavana izy ireo, androany ary nidoboka am-ponja vonjimaika eny Antanimora taorian'ny fihainoana azy.

Hiakatra fitsarana tsy ho ela ity raharaha ity ary hatrehan'ny besinimaro sy anatin'ny mangarahara no handehanan'izany araky ny fanazavana ombieny ombieny nentin'ny avy ao amin'ny .

β­• Niverina niaraka niaka-tsehatra ny Destiny's Child ny Sabotsy teo tany Las Vegas.πŸ“ Nandritran'ny seho famaranana ny Co...
28/07/2025

β­• Niverina niaraka niaka-tsehatra ny Destiny's Child ny Sabotsy teo tany Las Vegas.

πŸ“ Nandritran'ny seho famaranana ny Cowboy Carter Tour an'i BeyoncΓ© no tsy niverenan'izy ireo nampiara-peo.

Address

Antsiranana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when De Manina? posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share