Radio SOAFY 103fm

Radio SOAFY 103fm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Radio SOAFY 103fm, Radio Station, Rn6, Antsohihy.

Hoy ny mpanakanto      Ity no porofo fa managna anjara toeragna aminy sehatra avo lenta antsika Artiste Malagasy.Hisaora...
12/01/2026

Hoy ny mpanakanto

Ity no porofo fa managna anjara toeragna aminy sehatra avo lenta antsika Artiste Malagasy.

Hisaorako feno anareo mpankafy anahy (Denise &Shyn)izay nampijoro anahy ka nibatako ity fandresegna ityπŸ™πŸΎβ€οΈ
official thank you so much for having me
It’s an honor πŸ™πŸΎπŸ™πŸΎ

Misaotra betsaka


Kenny

Namako nagnatontosa igny hira igny.

Misaotra betsaka ny ekipako nanohagna tsy ary niala andalagna hatramzay.
mizaha ano zaho ary magnaraka dianao πŸ₯°
Niany ary aminy androko jiaby Zaho Matoky Zagnahary.

no nampiakanjoπŸŽ‰πŸŽ‰πŸ™πŸΎ

FESTIVAL DONA_BE 4Γ¨me Edition Γ  ANTSOHIHY
10/01/2026

FESTIVAL DONA_BE 4Γ¨me Edition Γ  ANTSOHIHY

Radio SOAFY vous souhaite un Joyeux NoΓ«l et vous adresse ses vΕ“ux de paix, de santΓ© et de bonheur pour vous et votre fam...
24/12/2025

Radio SOAFY vous souhaite un Joyeux NoΓ«l et vous adresse ses vΕ“ux de paix, de santΓ© et de bonheur pour vous et votre famille.

π“π€π‹π„ππ“πˆππŽ π‡πˆπ‹π€πˆπ‘π„Nandray ny asa amin'ny maha Talem-paritry ny Mponina sy ny Firaisankina azy aty amin'ny faritra Sofia n...
16/12/2025

π“π€π‹π„ππ“πˆππŽ π‡πˆπ‹π€πˆπ‘π„
Nandray ny asa amin'ny maha Talem-paritry ny Mponina sy ny Firaisankina azy aty amin'ny faritra Sofia nanomboka omaly Alatsinainy 15 DΓ©cembre 2025.

πŸ“‘ ANTSOHIHY: SPRINTER IRAY NITRONGISIN'NY CAMION EO AMIN'NY FIDINANA CROISEMENT BEFANDRIAGNA MARAINA TEO😱   ✨ Tapaka his...
05/04/2024

πŸ“‘ ANTSOHIHY: SPRINTER IRAY NITRONGISIN'NY CAMION EO AMIN'NY FIDINANA CROISEMENT BEFANDRIAGNA MARAINA TEO😱

✨ Tapaka hisatra eo amin'ny fidinana Croisement BEFANDRIANA ity Camion ity, ilay Sprinter mijanona eo amin'ny Zandary manao fisavana no nitrongisina😳

Tsy misy aloha AINA nafoy fa potika vodin'ilay Sprinter

Radio Soafy SOFIA

πŸ“  LALANA MAMPITOHY ANTSOHIHY - BEALANANA  ✨ Amin'izao asara izao efa 4x4 ihiany na Camion matanjaka no hafaka mandeha a...
25/01/2024

πŸ“ LALANA MAMPITOHY ANTSOHIHY - BEALANANA

✨ Amin'izao asara izao efa 4x4 ihiany na Camion matanjaka no hafaka mandeha amin'ny lalana mampitohy Antsohihy sy Bealanana 😳

Radio Soafy SOFIA

πŸ“‘ ANTSOHIHY: MIRONGATRA NY VAKY TRAGNO SY FANGARONAM-PAOSY ENY BAZARY.    ✨ Ankaiky ny fetin'ny pasika , tranga mateti-m...
05/04/2023

πŸ“‘ ANTSOHIHY: MIRONGATRA NY VAKY TRAGNO SY FANGARONAM-PAOSY ENY BAZARY.

✨ Ankaiky ny fetin'ny pasika , tranga mateti-miverina rehefa toy izao ny hala-boty sy fandravana eny amin'ny toerana voria vahoaka.
Omaly alina dia nisy namaky ny toeram-piasan' i Rico , izay fantatry ny maro amin'ny fanamboarana TΓ©lΓ©phone sy Ordinateurs; eo ambanin'ny Pompe Rafia.
Tamin' ity herinandro ity no fantatra fa olona tsy latsaky ny 03 no lasibatry ny karo-paosy teny Bazary, ka lasa vola sy finday.

πŸ”Ί Efa manao asany ny mpitandro filaminana , izay manao patrouille mitety TanΓ na ka mangataka ny hanatombona ny isan'izy ireo ny vahoaka.

✨Ankaiky tokoa ny fety ee
Samia mitandrina ny tsirairay fa mizaha izay harapany ireo mpanao ratsy.

Radio Soafy SOFIA

πŸ“‘  MANOHANA HATRANY NY FANJAKANA HANAVOTANA NY FAHANTRANA NY MINISITERAN'NY MPONINA , TENY NAMBARA TAMIN'NY FANKALAZANA ...
30/03/2023

πŸ“‘ MANOHANA HATRANY NY FANJAKANA HANAVOTANA NY FAHANTRANA NY MINISITERAN'NY MPONINA , TENY NAMBARA TAMIN'NY FANKALAZANA 29 MARS.

πŸ”ƒTolom-panafahana, firaisan-kina ho an'ny fitiavan-Tanindrazana.

✨Mijoro ary mandray ny ilo miampita ny mpitondra ankehitriny ka miasa miaraka hanatrarana ny veliranon'ny Filoham-pirenena. Ny Ministeran'ny Mponina izay tarihan-dRamatoa Soafilira Princia sy ny Tale Kebinetra Andriamatoa Yan Wilfried Ramananirina dia milofo sy miasa mafy ho amin'izany ary mijoro ara-politika manohana ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina amin'ny heriny rehetra entina manafaka ny Malagasy anatin'ny fahantrana.

Radio Soafy SOFIA

πŸ“‘ π—™π—œπ—§π—¦π—œπ——π—œπ—›π—”π—‘π—” 𝗑𝗬 𝗧π—₯π—”π—‘π—’π— π—•π—”π—žπ—’π—žπ—¬ 𝗑𝗬 𝗭𝗔𝗑𝗗𝗔π—₯π—œπ— π—”π—₯π—œπ—”π— -π—£π—œπ—₯π—˜π—‘π—˜π—‘π—” 𝗧𝗔𝗒 𝗠𝗒π—₯π—”π— π—”π—‘π—šπ—”    ✨Nandritra ny fanamarihana ny tolom-panafahana ...
29/03/2023

πŸ“‘ π—™π—œπ—§π—¦π—œπ——π—œπ—›π—”π—‘π—” 𝗑𝗬 𝗧π—₯π—”π—‘π—’π— π—•π—”π—žπ—’π—žπ—¬ 𝗑𝗬 𝗭𝗔𝗑𝗗𝗔π—₯π—œπ— π—”π—₯π—œπ—”π— -π—£π—œπ—₯π—˜π—‘π—˜π—‘π—” 𝗧𝗔𝗒 𝗠𝗒π—₯π—”π— π—”π—‘π—šπ—”

✨Nandritra ny fanamarihana ny tolom-panafahana tamin'ny 29 martsa 1947 tao Moramanga dia nitsidika ny tranombakoky ny Zandarimariam-pirenena ao an-toerana ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina.

✨Niorina tamin'ny taona 1963 ary notokanana ny 3 martsa 1967 ity tranombakoka ity ary mirakitra ireo vakoka sy ireo pejin'ny tantaran'ny firenena Malagasy sy ny Tafika amin'ny ankapobeny hatramin’ny vanim-potoanan’ny faha mpanjaka.
Naorina teo amin’ity toerana ity moa ity tranombakoka ity noho i Moramanga anisan'ny ivon'ny tolom-panafahana tamin'ny 1947 ary tao Moramanga ihany koa no nisy ny sekoly fampiofanana zandary voalohany teto Madagasikara.

Radio Soafy SOFIA

πŸ“‘ ANTSOHIHY: IRAY TSY MIVAKY NY MPANAKANTO , VITA TAMIN'NY ASABOTSY TEO FIFAMPIARAHABANA TRATRIN'NY TAONA VAOVAO (( F.M....
20/03/2023

πŸ“‘ ANTSOHIHY: IRAY TSY MIVAKY NY MPANAKANTO , VITA TAMIN'NY ASABOTSY TEO FIFAMPIARAHABANA TRATRIN'NY TAONA VAOVAO (( F.M.M.S ))

✨ Mampiray ny zava-kanto , omby iray mideka no nalavon'ireo Fikambanana Mpanakanto Miray ato Sofia ( F.M.M.S) eto Antsohihy, nofonkena mitam-pihavanana tamin'ny fifampiarahabana tratry ny taona vaovao.

"" Tanjona ny hampiray mpiantsehatra amin'ny zava-kanto rehetra, ary miantso ny mpanakanto mbola tsy mikambana mba hiditra fikambanana "" hoy ny Filoha Mpanakanto RALEDEY.

"" Hiezahina hatao isan-taona ny fety toy izao , ary hiezaka hifanampy na eo amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny mpanakato hoy lefitry ny filohan'ny fikambanana Mpanakanto Viavy Ydah Ydah Rose .

✨Tonga teto nanome voninahitry ny fety D.D.R faritra Sofia , nifarimbonan' ireo mpitendry sy mpihira ary mpanakanto sy ny vadiaman-janak' izy ireo, tao amin'ny Bar Nancy Ambalakida.

πŸ”ˆSamy faly ny rehetra ka hira nifandimbiasana sy dihy no namaranana ny lanonana.

Radio Soafy SOFIA.

Address

Rn6
Antsohihy
407

Telephone

+261349734953

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio SOAFY 103fm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category