08/09/2023
CFPJ Fanilo Antsohihy (Centre de Formation Professionnelle des Jeunes) dia Ivotoeram-panofanana arak'asa hoan'ny tanora eto amin'ny district Antsohihy sy ato amin'ny faritra Sofia.
Izany dia ahitana ny sampampiofanana momba ny:
1- MECANIQUE AUTOMOBILE:
-Moteur essence (Allumage électronique, classique, injection mono et multipoint,..)
- Moteur Diesel (Pompe injection en ligne, rotative common rail, Tarage injecteur, calage,..)
- OUT (Transmission): Embrayage, Boite de vitesse, Freinage (Assisté, ABS), Direction,...
- ELECTRICITE Automobile: Equipement complet( code, phare,..), Alternateur, Démarreur,...
Misy ny cours theorique izay arahin'ny pratique en salle mandritran'ny 9 volana ary misy ny stage eny amin'ny garage
Misy ihany koa voyage d'etude izay iakaran'ireo mpianatra any Antananarivo mijery ireny Garage sophistiqué ireny akana traikefa
2- ELECTRONIQUE:
- Montage et réparation des appareils electroniques et électroménagers ( [Téléphone] : Android, I phone,...,[Television]: Ecran plat,... [ordinateur]: portable, bureau ...., )
- Création d'appareil électronique: Invention personnelle
Misy ny cours théorique et pratique en salle (3 volana) izay arahin'ny ny stage eny amin'ny atelier
3- INFORMATIQUE SPECIALISE:
- Pack office (Word, Excel, Internet, Powerpoint,...)
- Génie logiciel (Adobe, Photoshop, Nero, ...)
- Analyse de donné des projets (Data science)
- Informatique de gestion (gestion informatisé d'entreprise)
- Maintenance d'ordinateur
Misy ihany koa cours théorique ary pratique directe sur ordinateur mandritra ny 3 volana.
-Ny cours dia projeté sur video projecteur ary omena policope fa tsy manoratra be toy ny tany antsekoly!
-Misy ihany koa fampianarana momba ny CUTURE ENTREPRENARIALE sy DEVELOPPEMENT PERSONNEL ary ny MANAGEMENT D'ENTREPRISE mba ahafan'ireo mpianatra hamorona asa hoan'ny tenany rehefa vita ny fianarana fa tsy hitady asa fotsiny.
-Marihina fa misy ihany koa HEBERGEMENT!!! hoan'ireo izay avy lavitra ka tsy mila mitady trano intsony.
Tsara ny manamarika mpampianatra efa za-draharaha avy any ANTANANARIVO no mampianatra ao ary tsy maintsy mahay ianao vo mahazo ny certificat.
Ny CFPJ Fanilo moa dia efa" 10 taona mahery "nanofanana ny tanora teo amin'ny faritra SOFIA ary AGREE par l'Etat ny certificat azo avy ao ka afaka ampiasaina n'aiza n'aiza et M/car.
Natao mirary dia mirary ny sadan'ny fianarana koa raha mahaliana anao dia tongava ao amin'ny CFPJ Fanilo Ambodimadiro Ambalabe Ouest Antsohihy (Domaine Ecole privé FANILO Antsohihy ) ny toerana misy azy na koa miantso ny 034 80 142 47 na ny 034 98 667 59 raha te hahazo fanazavana fanampiny.
Amin'ny 02 Octobre hoavy izao ny fidirana koa tongava malaky fa voafetra ny toerana !!!!
Tsy mora ny mitady asa amin'izao koa sahia mamorona asa ho anao sy hoan'ny hafa!!!!! CFPJ Fanilo Antsohihy.