Journal de Mamazily

Journal de Mamazily Takelaka fitantarana fiainana ity. Fiainan'i Mamazily, 40 ans et plus si affinité.

Hey les amis 👋Boky be mahazendana ity fiainana ity ka maniry aingam-panahy hoan'ny rehetra hanoratana zavatra milay ;) F...
09/02/2026

Hey les amis 👋
Boky be mahazendana ity fiainana ity ka maniry aingam-panahy hoan'ny rehetra hanoratana zavatra milay ;) Fa toy ny boky rehetra dia misy fahataperany ny life ka aza manarinary fotoana fa ataovy manoratra be ny bokitsika😉Ataovy milay, ataovy magnifique...pour que chaque jour compte.
Quant à moi...mankasitraka indrindra tamin'ny fifampizaràna rehetra teto. Isan'ny paranthèses tsara indrindra ho ahy ny Journal de Mamazily. Fantatro koa fa nitondra tsiky sy zavatra matotra hoantsika rehetra ity pejy ity. Dia ho voninahitr'Andriamanitra anie ireny rehetra ireny.
Soàva ny fiainanao manontolo
:* :* :*
Ainchi ch'assève notre expogé ;)
Je vous aime...marina fôtana mahafaty e :*

Hey les amis👋Marary ny midona amin'ny tamboho. Aleo tsy ahodikodina fa izay ilay izy. Miketrika, mikasa, milofo dia avy ...
09/02/2026

Hey les amis👋
Marary ny midona amin'ny tamboho. Aleo tsy ahodikodina fa izay ilay izy. Miketrika, mikasa, milofo dia avy eo kdoudah ozy tenin'ny tamboho😫Dia marary, malahelo, mitomany, manamelo-tena, manontany an'Andriamanitra hoe fa maninona no izaho foana no voan'izao? Maninona ny fiainan'ny olona mandeha tsara fa ny ahy izao foana? Dia mila tsaroana fa manefy antsika ireny everintsika ho faharesena ireny. Mijalijaly kely vao rôle e ;)
Soàva indray ity herinandro vaovao ity. Homba antsika any rehetra any anie ny Tompo.

Hey les amis 👋Our future is secure in His hands 🙏Mikatsakatsaka eo ity loha hoe izao no mety, izao no mba tiako. Fa ny s...
08/02/2026

Hey les amis 👋
Our future is secure in His hands 🙏
Mikatsakatsaka eo ity loha hoe izao no mety, izao no mba tiako. Fa ny sitrapony irery no mahasoa. Misaotra Azy amin'ny zavatra rehetra, na izay nokasaina, na ireo surprises maro manenika ny lalana.
Alahady andro tsara.
Misaotra ny Ray Zanaka Fanahy masina.

Hey les amis👋Somary mandokandoka tena kely koa indraindray e hihiSoàva ny sabotsy.
07/02/2026

Hey les amis👋
Somary mandokandoka tena kely koa indraindray e hihi
Soàva ny sabotsy.

Hey les amis 👋Zoma sahady. Tapitra ny herinandro voalohan'ny volana febroary. Tsy dia eto aho. Publication programmée it...
06/02/2026

Hey les amis 👋
Zoma sahady. Tapitra ny herinandro voalohan'ny volana febroary.
Tsy dia eto aho. Publication programmée itony. Mbola volana janvier aho izao, mais normalement, je vais bien rehefa mamaky an'itony ianareo.
Je vous aime.
Je ne vous oublie pas.
:* :* :*

Hey les amis👋Izany hono e :) Tratra ny tanjona vao mijanona. Soàva ny alakamisyMampamangy any amin'ilay mahazatra e :p
05/02/2026

Hey les amis👋
Izany hono e :) Tratra ny tanjona vao mijanona.
Soàva ny alakamisy
Mampamangy any amin'ilay mahazatra e :p

Hey les amis👋Sahia manao ilay dingana voalohany. Soàva ny alarobia.
04/02/2026

Hey les amis👋
Sahia manao ilay dingana voalohany.
Soàva ny alarobia.

Hey les amis 👋Dieu sait ... and that's it. Tsy ilaina ny manazava amin'iza n'iza rehefa Andriamanitra no mahafantatra ny...
03/02/2026

Hey les amis 👋
Dieu sait ... and that's it. Tsy ilaina ny manazava amin'iza n'iza rehefa Andriamanitra no mahafantatra ny ao amponao. Azo raisina amin'ny lafiny maro io hafatra kely ka dia samia mamisavisa e.
Soàva ny talata
:* :* :*

Hey les amis👋Tsy misy maro ho lazaina fa efa io e Be your own sunshine. Soàva ny alatsinainy sy ity herinandro vaovao it...
02/02/2026

Hey les amis👋
Tsy misy maro ho lazaina fa efa io e Be your own sunshine.
Soàva ny alatsinainy sy ity herinandro vaovao ity :*

Hey les amis👋Izany hono e. Raha vitanao ny manonofy zavatra iray, dia vitanao koa ny manatanteraka azy. Eo ny Tompo homb...
01/02/2026

Hey les amis👋
Izany hono e. Raha vitanao ny manonofy zavatra iray, dia vitanao koa ny manatanteraka azy. Eo ny Tompo homba anao.
Soàva ity alahady andro tsara ity.
Soàva ihany koa ny volana febroarinao.

Address

Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Journal de Mamazily posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share