DJ Nox

DJ Nox Deejay Nox au Platine🎧🔥🔥

Ireto aloha ny contrat izay efa confirmé tsara amin’ny volana Août ry zareo a☺️✅Raha misy fety karakarainao ka mila DJ i...
29/07/2025

Ireto aloha ny contrat izay efa confirmé tsara amin’ny volana Août ry zareo a☺️✅

Raha misy fety karakarainao ka mila DJ ianao hanafana ny lanonanao 🔥dia aza misalasala mandeha hafatra miafina ato amin’ny pejy na ihany koa tonga dia miantso ny laharana 0332679704 ☎️

DJ Nox

Eny, Andro iray contrat roa📆☺️ ireto ary ny programme amin’io andro io👇🏻✅25Juillet -15H:Hall Expo Ankaditoho Tsimbazaza✅...
18/07/2025

Eny, Andro iray contrat roa📆☺️ ireto ary ny programme amin’io andro io👇🏻

✅25Juillet -15H:Hall Expo Ankaditoho Tsimbazaza

✅25 Juiilet -20H: Salle d’œuvre Arivonimamo📍

Ka misafidy iray amin’ireo ianao dia any tsika miona ary e😁

Le groupe New Génération travaillera pour la première fois avec la région de Bongolava lors de ce festival.🤝🎧Alors, rejo...
04/07/2025

Le groupe New Génération travaillera pour la première fois avec la région de Bongolava lors de ce festival.🤝🎧

Alors, rejoignez-nous !🔥

📞:0332679704

Rapitso lesy zany ❤️🎩Avy mijery magie miaraka amin’i NEST NG de mijery afo manga de aveo mibal be miaraka am DJ Nox 🎊Ten...
24/06/2025

Rapitso lesy zany ❤️🎩
Avy mijery magie miaraka amin’i NEST NG de mijery afo manga de aveo mibal be miaraka am DJ Nox 🎊
Tena milay zao izany fa tongava maro🎩❤️
Raha Mila mpanao magie/ Dj/ Annimateur ianao handravaka ny fetinao dia aza misalasala miantso anay fa vonona hanome fahafaham-po anao izahay ato amin'ny New Génération 🎩❤️

Any ndray miona ary e miaraka amin’ny Zanak’i Dadanay 🔥😋
24/05/2025

Any ndray miona ary e miaraka amin’ny Zanak’i Dadanay 🔥😋

PANTEKOTY Mifety❤️🥰
Tongava maro hiaraka hifety amin'ny AGRAD OFISIALY sy DJ Nox
Daty: 08 Jona 2025
Ora: 02 ora sy sasany tolakandro
Toerana: Kianja Petit Séminaire, Antanambao Atsimo, Miarinarivo 117
Vidim-pidirana: 5 000 Ar
Manome fahafaham-po ho anareo foana ny New Génération ❤️
Mandray fiarahamiasa foana izahay 😊
Contact: 0338957204
Tongava maro ary e🔥🔥🔥

Any ndray tsika amnio ary e👨‍💻🤝Mba omena tombony kely indray lou ny generation 80,90,2000 amty 🥳Deejay Nox🔥
04/05/2025

Any ndray tsika amnio ary e👨‍💻🤝
Mba omena tombony kely indray lou ny generation 80,90,2000 amty 🥳
Deejay Nox🔥

Préparez-vous pour une ambiance de folie avec Deejay Nox !😱💥
Le samedi 31 mai 2025, rejoignez-nous au Cercle Mess Fiadanana de 12h à 20h pour une journée exceptionnelle sous le signe de la fête et de la musique des années 80, 90 et 2000.🔥

DJ NOX sera aux platines pour vous faire vibrer avec ses meilleurs mixes !
Ne ratez pas cet événement animé également par MC Naval et VJH Tsaky.

PAF : 15 000 Ar
Venez nombreux, la fête promet d’être inoubliable !

04/04/2025

Nahita idée kely de mba nandramako😇👨‍💻
Remake Olo Joby & Colombian 🇩🇴🔥

Miaritra kely de lahy kely e😁Miezaka hatrany🔥
28/03/2025

Miaritra kely de lahy kely e😁
Miezaka hatrany🔥

Address

Lot 2D18 Tsarahonenana Arivonimamo

112

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJ Nox posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share