R.I.S yanteherana

R.I.S  yanteherana ๐Ÿ‘‰๐ŸŒ˜๐ŸŒ•โ˜ฏ๏ธโ˜ธ๏ธ esprit positif,la vie positif, idรฉe positif, cerveau positif โ˜ช๏ธ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ•‰๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

05/12/2025

Andao asina booste Kel ariva2

mbola miandry ah ah
05/12/2025

mbola miandry ah ah

๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉRaha hivavaka @ razana ...Aleo ny an'ny tena!๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉRaha hitady alitara ...Indreo ny tendrombohintsika!Hoy RANAVALONA I
03/12/2025

๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉRaha hivavaka @ razana ...Aleo ny an'ny tena!
๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉRaha hitady alitara ...Indreo ny tendrombohintsika!

Hoy RANAVALONA I

๐Ÿ”ฅ ๐—–๐—ข๐—ก๐—™๐—œ๐—”๐—ก๐—–๐—˜ ๐—˜๐—ก ๐—ฆ๐—ข๐—œ - ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎIreto misy Exercice anaky 3 fototra ilainao hanamafy ny Confiance en Soi na Fahaton...
03/12/2025

๐Ÿ”ฅ ๐—–๐—ข๐—ก๐—™๐—œ๐—”๐—ก๐—–๐—˜ ๐—˜๐—ก ๐—ฆ๐—ข๐—œ - ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ

Ireto misy Exercice anaky 3 fototra ilainao hanamafy ny Confiance en Soi na Fahatonisan-tena anao ๐Ÿ”ฅ
Tonga dia raikitra avy hatrany fa tsy hiodikodina be isika .....

๐Ÿ”ด 1- Aok'izay ny fampitahanao ny tenanao amin'ny hafa
Rehefa mbola mampitaha ny dingana vitanao amin'ny hafa ianao dia Harary eo foana ny lohanao sy ny fonao. Niveau 7 an'olona no ampitahanao amin'ny niveau 1 anao.. izy anie nandalo niveau 1 ohatranao koa fa tsy hoe nanidina tonga teny e.....

๐Ÿ”ด 2- Ovay ny fomba firesakao amin'ny tenanao
Aza manaratsy ny tenanao, aza manakihana ny tenanao foana fa ndao mba ovaina indray e, mba hiteneno zavatra milay izy, hiteneno Compliment, lazao azy ny Heriny sy Point fort rehetra hananany.
Miova manaraka an'izay koa ny Programme anaty Subconscient anao, Miova ny ร‰nergie anao, Miova manaraka an'izay koa ianao avy eo.....

๐Ÿ”ด 3- Asio Cรฉlรฉbration ny fandrosoanao na kely aza
Rehefa misy tanjona tratrarina dia aza miandry niveau 10 vao hifaly na hankalaza ny fandrosoanao. Na vao niveau 1 aza no vitanao dia hankafizo sy hifalio, hakao tsirony... Mitazona ny atidohanao hanana Motivation handroso iny, manosika anao hazoto foana satria mahita fandrosoana.
Matetika manko isika variana amin'ilay Dingana farany, dia tsy miherika mihitsy raha tsy tonga eny. Hany ka lasa mora kivy.....

Fa mitodiha kely anie, jereo hoe nanomboka taiza ianao ?
Dia jereo hoe aiza amin'izao ?
Mahaiza Mankafy ๐Ÿคž

Maro ny fomba afaka atao fa ireo aloha fehezo, efa afaka manampy be dia be anao ireo ๐Ÿ™

๐Ÿงฒ Ny Confiance dia anisany facteur ngeza be raha anaty resaka Manifestation.
Misy ny Confiance amin'ny tenanao, misy ny Confiance amin'ny Univers sy ny Processus de Manifestation. Ity farany ity ilay mahatonga anaty tsy hanana DOUTE intsony any anaty any, lasa ambony finoana sy mora ho anao ny hanao Manifestation.

Ilay voalohany ihany no mbola nozarain-tsika teto fa any amin'ny Programme CODEX indray halalinina ilay Confiance

Malagasy sy ny foto-pisainana rehefa i jesosy ny namadika ny rano ho divay dia masina sy mahay fahagagana fa rehefa ny M...
03/12/2025

Malagasy sy ny foto-pisainana

rehefa i jesosy ny namadika ny rano ho divay dia masina sy mahay fahagagana
fa rehefa ny Mpitan-kasina no mampiasa ny rano aviany amin'ny doany ho fanasitranana dia fanompoan-tsampy

rehefa jesosy no namolavola ny vovoka taminy rora hampahiratana ny jamba dia masina fa rehefa ny mpitan-kasina no mampiasa ny tany hanasitranana dia mpanompo sampy

rehefa i mosesy no nampiasa ny tehana hanasarahana ny ranomasina mena dia masina fa rehefa ny mpitan-kasina no mampiasa ny Ampanjakabetany sy ny hazo manga de lazaina fa mpilalao tapakazo

betsaka no azo ambara fa fotsiny hoe aza manamavo ny fomban-drazana fa niainga aviaminy razana
Ra+ izay + ana = razana

Tsarร  jiaby!Ho antsika rehetra mpandala fombandrazana manankasy! Ho fanehoantsika fa mbola mijoro tsara isika,miasa mafy...
03/12/2025

Tsarร  jiaby!
Ho antsika rehetra mpandala fombandrazana manankasy!
Ho fanehoantsika fa mbola mijoro tsara isika,miasa mafy mba hamerin-kasina ity tanindrazana ity,
ho fanehoana fa tsy ekentsika ny fanaovana anjorombala ny nentin-drazana aminโ€™ny famahana olana eto aminโ€™ny firenena,
ho fanehoana ny tsy fankahasitrana ny fanambaniana, fanadevoliana ny razantsika sy fanimbazimbazana ny fombandrazana,.....
dia hiara hijoro isika eny aminโ€™ny Kianjanโ€™ny 13 mai aminโ€™ny alakamisy 4 desambra izao aminโ€™ny 12h 12. Samia mitondra sikina, sampy, moara, vakanjanahary,.......
Afaka miditra mp izay vonona!
!
@ร  la une

Okk, fa tsara
03/12/2025

Okk, fa tsara

03/12/2025

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Romeeo Alain, Kalie La Rebelle, Blacknenel Elisme

๐—ก๐˜† ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ผ  #๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—”๐—ก๐—ฌโ€ฆ ๐—ป๐—ผ  #๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐Ÿต๐Ÿฌ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ.Tsy kisendrasendra ny fiovana.Tsy kisendr...
03/12/2025

๐—ก๐˜† ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ผ #๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—”๐—ก๐—ฌโ€ฆ ๐—ป๐—ผ #๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐Ÿต๐Ÿฌ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ.

Tsy kisendrasendra ny fiovana.
Tsy kisendrasendra no mampandroso olona.
Asa kely, tsy tapaka, isanโ€™andro, io no manova ny fiainana.

Raha mandany 90 andro ianao miasa aminโ€™ny tanjonaoโ€ฆ dia tsy ho ilay olona taloha intsony ianao.

Hanomboka anio sa hanohy hiandry indray?

Tsarovy: ny hoavinao tsy miova raha tsy mihetsika ianao.

๐Ÿ‘‡ Raha te hiova alohanโ€™ny 2026, soraty eto ambany : VONONA HIOVA AHO ๐Ÿ‘‡

03/12/2025

Tsindray za tady ho kivy ra resaka fitiavana ๐Ÿ’”๐Ÿ˜ญ

03/12/2025

Andao asina fity mifamaly ee

๐ŸŒ• ๐—˜๐—”๐—จ ๐——๐—˜ ๐—Ÿ๐—จ๐—ก๐—˜ - ๐—™๐—˜๐—ก๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿฌ๐Ÿฑ ๐——๐—˜๐—–๐—˜๐— ๐—•๐—ฅ๐—˜ ๐ŸŒ•๐ŸŒ• MAHERY NY ร‰NERGIE LUNAIRE rehefa Fenomanana ๐ŸŒ•โ†—๏ธHiakatra ambony dia ambony ny V...
03/12/2025

๐ŸŒ• ๐—˜๐—”๐—จ ๐——๐—˜ ๐—Ÿ๐—จ๐—ก๐—˜ - ๐—™๐—˜๐—ก๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿฌ๐Ÿฑ ๐——๐—˜๐—–๐—˜๐— ๐—•๐—ฅ๐—˜ ๐ŸŒ•

๐ŸŒ• MAHERY NY ร‰NERGIE LUNAIRE rehefa Fenomanana ๐ŸŒ•
โ†—๏ธHiakatra ambony dia ambony ny Vibration hoentin'ny rano satria ny rano no รฉlรฉment mifandray .
โ†—๏ธMihamatanjaka koa ny Vibration an'ny Olombelona satria ny manodidina ny 70% ny vatantsika dia Rano avokoa.

โ†—๏ธEo no hitrandrahana ny Hery ao anatinao : Manaova Mรฉditation raha efa mpanao mรฉditation ianao, Manaova Purification, Fenoy POSITIVE ny tontolo andro.
โ†—๏ธHo aminao ny FAHOMBIAZANA, Ho aminao ihany koa ny FAHAZAVANA ๐Ÿ™

Fa ndao amin'izay hianarana ilay fanaovana EAU DE LUNE ary :
Araky ny nazavaina dia miakatra ny vibration hoentin'ny rano 'ny Pleine lune ka izay no antony ampiasaina ny EAU DE LUNE mba hisy akony kokoa ny fampiasana ilay rano.
๐ŸŒŠ Tahaka ny hoe ataonao Tรฉlรฉchargement anatin'ilay rano ilay Energie Lunaire dia iny rano iny no ampiasaina avy eo.

๐Ÿ”” Ny tena mety dia rano nalaina tamina Loharano na ireny rano eny an-tendrombohitra MADIO tsy be mpandalo sy mpandoto ireny no ampiasaina fa raha tsy manana fahafahana ahazoana izany dia rano Cristalline sy Eau vive ireny ampiasaina.

โŒTSY NY METY RANON'NY JIRAMA โ€ผ๏ธ

โ†—๏ธMakร  Rano mifanaraka ampiasainao (Tavoahangy, bocal, bol, sns) Diovy tsara ilay fitaovana ary diovy mihitsy mba hiala ny vibration maloto tavela ao.
โ†—๏ธRehefa mody ny masoandro (rehefa tsisy taratra masoandro intsony) dia apetraho azon'ny taratry ny volana ilay rano, raha mety dia any ivelany madio no ametrahana azy.
โ†—๏ธAlina alohany na aorian'ny Pleine Lune no atao io Eau de lune io satria Pleine Lune ihany no Matanjaka ny Vibration hoentin'ny ร‰NERGIE LUNAIRE miantraika mivantana (Tsy atao tsinam-bolana fa ambany ny heriny )

Raha mitontona vao maraina ny Fenomanana dia alina mialoha hanaovana azy
Raha mitontona hariva na alina ny Fenomanana dia iny alina iny mihitsy no hanaovana azy
Raha Dรฉcembre 2025 ianao izany no mahita an'ity dia 04 Dรฉcembre

Address

Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R.I.S yanteherana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share