Chinese Hamburger Parc

Chinese Hamburger Parc Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chinese Hamburger Parc, Digital creator, Imeritsiatosika, Arivonimamo.

27/04/2026

Shop Annexe Chinese Parc❤

Alefaso ary ny commande oo
tel:0349856047

21/04/2026

🥰💗tongava fa raisinay ampitiavana bé ianareo ann 🤗😘😘

19/04/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Aina Christian

03/04/2026

coucou🥰🥰🥰akaiky n'y fety a☺️aza mandeha alavitra intsony fa eto izahay vonona handray anareo❤️
🔴Fonenana Imerintsiatosika n'y misy anay ann 😊zany oe 5km miala eo imerintsiatosika ,,otrany andeha hoany arivonimamo iny ehh😊🤗
Afaka miditra mp ra mila fanampimpanazavana na miantso☺️🥰😘
☎️033 36 288 88

Hoantsika sekoly,,,vonona n'y hitondra n'y ankizy hiala sasatra Kely,,tongava ary fa vonona n'y handray antsika rehetra ...
30/03/2026

Hoantsika sekoly,,,vonona n'y hitondra n'y ankizy hiala sasatra Kely,,tongava ary fa vonona n'y handray antsika rehetra izahay eh☺️☺️🥰

24/03/2026

coucou🥰
🔴🔴filazana ho antsika mpanjifa😊
Nohon'ny fiakarany vidiny entana dia misy fiakarany 10%ny sakafo ato hamburger parc,manomboka n'y 1avril2026!!!
Misaotra Tompoko😊

22/03/2026

Tongava maro ary fa ho afampo nareo ee❤❤,oento famille🫰🫰
Toerana malalaka tsara😊
Kilalao
Chambre
Piscine
Peche

04/03/2026

H!!!!i🤗🤗,faly mandray anareo fona zahay oo🥰♥️♥️

Ny ato Chinese Hamburger Parc  de maro n'y activité azo atao nie ee🥰😀😀aza adino fa efa misy piscine iany koa aann😚😘😉tong...
19/11/2025

Ny ato Chinese Hamburger Parc de maro n'y activité azo atao nie ee🥰😀😀
aza adino fa efa misy piscine iany koa aann😚😘
😉tongava maro ary ooo😉

tongava fa mahafinaritra be anie aty amnay ee👍🥰🥰
18/11/2025

tongava fa mahafinaritra be anie aty amnay ee👍🥰🥰

Address

Imeritsiatosika
Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chinese Hamburger Parc posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share