16/09/2025
๐๏ธ
โกFifaninana mihira mampiara_peo eto amin'ny Radio MBS Antsohihy๐๏ธ
โจMisokatra ny fisoratana Anarana amizao mitongava aty amin'ny Haute ville Antsohihy aty amin'ny station MBS ..๐๏ธ
๐ถMahazo Voalohany : 200.000Ar
๐ถFaharoa: 100.000ar
๐ถ Fahatelo : Surprise ๐๏ธ
โกSarany fisoratana anarana: 2000Ar
๐ฅFarany fisoratana anarana: Zoma 19 Sept 2025