Surprise GIFTS 419

Surprise GIFTS 419 Mpanomana événements surprise eto PORT-BERGE ary manana agence ihany koa manerana ny distrika 07 ato Mpanomana cadeaux surprise izahay hoan'olona akaiky anao.

Na mariage/baptêmes/fiançaille/fisaoran isankarazany....
Tongava fa vonona hanampy anao izahay. Contact:0349705257

13/08/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Richardson Florian Jaosanta, Tsilifana Annelino

30/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Chaik Goulam Kan, Tsilifana Annelino

Iza ary io o?lehilahy indray no tatoato no tsara vintagna.Mankasitraka ny mpanolotra izay nisafidy ny ho Anonyme .Misaot...
30/07/2025

Iza ary io o?
lehilahy indray no tatoato no tsara vintagna.
Mankasitraka ny mpanolotra izay nisafidy ny ho Anonyme .
Misaotra natoky anay foana foana.

26/07/2025

Herald 10 eme bougie!
Mamy anie izany e!

26/07/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Tsilifana Annelino

21/07/2025

Encore " Joyeux anniversaire Herald"

Nahafinaritra kely ity surprise anio ity satria avy any lavitra ireto olona ireto no nisafidy hankalaza ny anniersaire e...
21/07/2025

Nahafinaritra kely ity surprise anio ity satria avy any lavitra ireto olona ireto no nisafidy hankalaza ny anniersaire eto Port-berge.
Saika tsy nahita ho lazaina ilay tovolahy vao naheno ny hafatra hoe:
"Herald,
Pour tes 10 ans , Maman ,Papa , petite sœur ainsi que toute la famille sommes très heureux que tu va commencer à souffler tes bougies de 2 chiffres aujourd'hui.
Sois toujours ce distributeur d'énergie que tu es dans la famille et à tes entourage.
Et surtout surtout continue à grandir dans la crainte de Dieu .

Joyeux anniversaire mon joueur de foot préféré .
Profite bien de ta journée .
Nous t'aimons d'un amour infini Hérald.

De la part de .... à toi de deviner."
Mankasitraka ny Ray aman-dreniny Hermine Tsirinary Heaurio Duclos Tsirindranarisoa natoky anay tanteraka tamin'ny fanomanana.
Izahay ekipa rehetra dia mirary ny tsara ary koa enga hitombo fahaizana sy fahaendrena.

21/06/2025

Mifanohana ,Mifanampy amin'ny fampandrosoagna ny faritra Sofia.
Asio j'adore ny video ao amin'ny pejy ambany io.
Mankasitraka ny futiavan-tanindrazana anananao!

Bouquet money izay mety hoan'ny rehetra no azo atao commande ato aminay.Na anniversaire, mariage wy fety aman-danonana s...
19/06/2025

Bouquet money izay mety hoan'ny rehetra no azo atao commande ato aminay.
Na anniversaire, mariage wy fety aman-danonana samihafa.
Contact: Surprise GIFTS 419 034 97 052 57

19/06/2025

Manana modèle marobe izay azo jigaintsika ny Surprise GIFTS 419
Tongava ato amin'ny mp fa vonona handray anao izahay.
Contact: 034 97 052 57

Cadeau CEPE ve?sa atao cadeau d'anniversaire  hoan'ankizy.   Mamy kely foana ny fotoana anolorana fanomezana.Mp raha han...
17/06/2025

Cadeau CEPE ve?
sa atao cadeau d'anniversaire hoan'ankizy.
Mamy kely foana ny fotoana anolorana fanomezana.
Mp raha hanao commande!
contact: 034 97 052 57

Hoantsika eto Boriziny!Raha te hanomana surprise Dia afaka miantso n'a mandefa mp @ page ato fa vonona hanampy anao izah...
13/06/2025

Hoantsika eto Boriziny!
Raha te hanomana surprise Dia afaka miantso n'a mandefa mp @ page ato fa vonona hanampy anao izahay.
📞034 97 052 57

Address

Boriziny
Boriziny

Telephone

+261349705257

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Surprise GIFTS 419 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share