
29/01/2024
Amin'izao tsingerintaona fahatsiarovana ny Mariage nareo izao mahafaly izaihay mpiara miasa ato amin'ny ONE RADIO izay tarihin'ny Tale mpitantana Madame VONJY FABHIE no miarahaba anareo roa mivady DIRECTEUR GENERAL ONE RADIO 90.4 FM ANDRY CRISTAL COM SY MADAME NADIA CRISTALCOM .
Ny firarintsoa avy aminay enganie ho lambanakoho ny fitiavanareo ary ho tonga amin'ny TANJONA IRINA ho salama vatana tsy harary ary ho lavitry asaloha hilahosanjaly .
Anilanareo antrany izahay .
joyeux anniversair papanay sy mamanay