Bar GIGA

Bar GIGA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bar GIGA, Digital creator, Morafeno, Fénérive-Est.

📍 Bar à Giga — Votre coin Wi-Fi à haut Débit!
💳 2 Go à 500 Ar - 5 Go à 1000 Ar ou abo mensuel dès 20 000 Ar ✅ Achetez vos cartes Wi-Fi ou Abonnez-vous
📶Reste connecté sans te ruiner 🚀 Connexion rapide, stable et accessible 🌐

🤗 Lalao kely miaraka am BAR GIGA 😎- Antsoi namanao 5 (mi s'abonner am pagBar GIGAGA )👍 . - partageo 👍 .:> Izay olona man...
08/06/2026

🤗 Lalao kely miaraka am BAR GIGA 😎

- Antsoi namanao 5 (mi s'abonner am pagBar GIGAGA )👍 .
- partageo 👍 .

:> Izay olona manao commentaire 10 voalohany mahafehy ny fepetra io dia omena Wi-Fi gratuit une journée @ Dimanche le 14/06/2026

Fenerive Est Chez ZIA 🤗

Bar GIGA – Zone Wi-Fi à haut débit.-1h : 500Ar-2Go : 500Ar (24H)-5Go : 1000Ar. (24H)Connexion rapide, stable et accessib...
23/12/2025

Bar GIGA – Zone Wi-Fi à haut débit.
-1h : 500Ar
-2Go : 500Ar (24H)
-5Go : 1000Ar. (24H)
Connexion rapide, stable et accessible. 🔗

Lieu FENERIVE Est à Morafeno Chez ZIA de f mahita az

Bonjour, Aza adino fa n'y Wi-Fi ( BAR GIGA🎫)  à fenerive Est eto amn 4chemin Chez ZIA Morafeno, mbola manomé fahafaham-p...
06/12/2025

Bonjour, Aza adino fa n'y Wi-Fi ( BAR GIGA🎫) à fenerive Est eto amn 4chemin Chez ZIA Morafeno, mbola manomé fahafaham-po atsik rehetra izay manjifa ato am'nay🤗

Tongava maro o🤗

Hey e! 😉 Vahoakan’ny Morafeno Fénérive-Est sy ny manodidina 💫🌞Tsy mila mandany be intsony raha te ho connecté 💸 Bar GIGA...
03/11/2025

Hey e! 😉 Vahoakan’ny Morafeno Fénérive-Est sy ny manodidina 💫🌞
Tsy mila mandany be intsony raha te ho connecté 💸
Bar GIGA Manome toky fa tsy ho vide poche'nao

🌐 Wifi haingam-pandeha sy mora indrindra raha mbola aketo,

Hahitanao :

📆 Abonnement isan’andro, isan-kerinandro na isam-bolana
💰 Manomboka amin’ny 500 Ar monja dia efa mahazo 2Go

Tongava mitsidika, makà carte-nao, ary surfe à gogo ! 😍

🙏 MISAOTRA, MANKASITRAKA BETSAKA ANAREO REHETRA 💙Tena faly izahay tao amin’ny Bar à GIGA – Morafeno, Fénérive-Est nahita...
27/10/2025

🙏 MISAOTRA, MANKASITRAKA BETSAKA ANAREO REHETRA 💙

Tena faly izahay tao amin’ny Bar à GIGA – Morafeno, Fénérive-Est nahita olona maro tonga naka connexion tamin’ny fanokafana ofisialy androany! 🚀

💫 Misaotra tamin’ny fankasitrahana, ny hafaliana sy ireo sosokevitra nentinareo!
🔥 Izay tsy tonga kosa, aza manahy — mbola misy offres maro isan-karazany miandry anareo!
📥 Koa manasa anao sahady hi s’abonner, hanaraka ny pejy mba tsy ho tara amin’ireo tolotra isan-karazany ato aminay !
🤳 Aza adino mampiseho ilay ticket hoan’ireo nahazo Connexion Gratuit teto amin’ny pejy Rahampitso fa efa miandry anareo ny tompon’andraikitra amin’izany.

📶 Bar à GIGA – Reste connecté sans te ruiner!

📢 FANOKAFANA OFISIALIN’NY BAR À GIGA – MORAFENO, FÉNÉRIVE-EST! 🎉🚀 Ho fankalazana ny fisokafan’ ny zone Wi-Fi vaovao anay...
26/10/2025

📢 FANOKAFANA OFISIALIN’NY BAR À GIGA – MORAFENO, FÉNÉRIVE-EST! 🎉

🚀 Ho fankalazana ny fisokafan’ ny zone Wi-Fi vaovao anay, BAR A GIGA dia manolotra ho anao connexion MAIMAIMPOANA ho an’ny olona 50 tonga voalohany!

🔥 Ny 05 manao commentaire voalohany mi-identifier namana sy manao partage dia mahazo 5 Go avy hatrany
💥 Ireo zay rehetra tonga sy manaraka ny pejy mahazo 2 Go

📅 Validité : 1 andro

📍 Bar à GIGA – Morafeno, Fénérive-Est
Akaikin’ny Chez ZIA 👋
💬 Midira haingana fa efa manomboka ny fifaninanana anaty giga 🥰

🎉 Noho ny fanokafana ny zone Wi-Fi eto MORAFENO Fénérive-Est, dia manome connexion gratuite ho an’ny olona 50 voalohany ...
25/10/2025

🎉 Noho ny fanokafana ny zone Wi-Fi eto MORAFENO Fénérive-Est, dia manome connexion gratuite ho an’ny olona 50 voalohany izahay!
🔥 Ny 5 manao commentaire voalohany dia mahazo 5 Go be izao!
💥 Ary ny ambiny mbola mahazo 2 Go ihany koa.

📅 Validité : 1 andro

Address

Morafeno
Fénérive-Est
509

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bar GIGA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share