
13/05/2025
🏆🥇🥈Julia ANDRIANTSIRAHONANA sy Tahirinirina Jeannot AVOTRANIAINA🥇🥈🏆
Zanak’i Fandriana nandray anjara tamin’ny UTOP 2025 izy ireo ary notohanan’ny Mangoro Radio 97.8 FM. 🥰
💪👏ARAHABAINA fa Nitondra AMBOARA nody !!!!👏👏
🏆I Julia tamin’ny UTOP TDL MANTASOA :
- 🥈 Faharoa amin'ny vehivavy rehetra nandray anjara (Trophé 2eme Scrach Femme)
- 🥈Faharoa amin'ny Catégorie misy azy : Sénior femme (23ans jusqu'à 39 ans)
- 🥈Médaille "Finisher"
🏆I Tahirinirina Jeannot AVOTRANIAINA na I Alvine Tamin’ny UTOP Canal + MANTASOA - AMBATOBE : 136 km
- 🥇Voalohany izy amin’ny mpandray anjara rehetra
👉Izy dia sady mpanao Trait no mitaiza ankizy manao Trail ihany koa, Mpikarakara ny hetsika Trail Zafimaniry ary mampandray anjara ny ankizy avy any Antananarivo amin’izay hetsika Trail eto Amoron’I Mania izany.
✅Handray anjara amin’ny TRAIL UTMB FINAL Mont-Blanc France (175km) sy ny Grand Raid ao La Réunion (110km) ny volana oktobra ho avy izao.
🙏Nanome fankasitrahana sy nampirisika azy ireo moa ny Solombavambahoaka voafidy teto amin’y Distrikan’I Fandriana ANDRIAMIHARIVOLAMENA Zavamanitra, ary hanohana azy ireo hatrany.