M'asina

M'asina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M'asina, Digital creator, IQ78, Antananarivo.

15/03/2026

Iza daoly le manana compte Facebook taloha tsy miasa reny vidiko 😁 (au moins mb solona méga )

Conditions
compte efa elaela
misy 2em profil n'a sous compte

tsy voatery be followers sns...

Tonga de midira mp

14/02/2026

Eksodosy 23:20.
20. Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana...

Tanteraka manomboka anio izany
19/01/2026

Tanteraka manomboka anio izany

🚨 π˜Όπ™‡π™€π™π™π™€ ⚠️ π™ˆπ˜Όπ™‰π˜Όπ™‰π™„π™‰π™π˜Όπ™‰π™„π™‰π˜Ό 𝙉𝙔 π˜Όπ˜Ώπ™” - 30.000 π™„π™Žπ˜Ό π™„π™π™€π™Š π™•π˜Όπ™‰π˜Ώπ˜Όπ™π™” π™ˆπ™€π™π™” π™ƒπ™„π˜Όπ™†π˜Όπ™π™π˜Ό π™ƒπ˜Όπ™‰π˜Όπ™π™„π™†π˜Ό π™„π™π™€π™Š π˜Ύπ˜Όπ™‹π™Žπ˜Όπ™ π™€π™π™Š π˜Όπ™‰π™π˜Όπ™‰π˜Όπ™‰π˜Όπ™π™„π™‘π™Š π™ˆπ˜½π˜Ό π™ƒπ˜Όπ™ˆπ™€π™...
15/10/2025

🚨 π˜Όπ™‡π™€π™π™π™€ ⚠️ π™ˆπ˜Όπ™‰π˜Όπ™‰π™„π™‰π™π˜Όπ™‰π™„π™‰π˜Ό 𝙉𝙔 π˜Όπ˜Ώπ™” - 30.000 π™„π™Žπ˜Ό π™„π™π™€π™Š π™•π˜Όπ™‰π˜Ώπ˜Όπ™π™” π™ˆπ™€π™π™” π™ƒπ™„π˜Όπ™†π˜Όπ™π™π˜Ό π™ƒπ˜Όπ™‰π˜Όπ™π™„π™†π˜Ό π™„π™π™€π™Š π˜Ύπ˜Όπ™‹π™Žπ˜Όπ™ π™€π™π™Š π˜Όπ™‰π™π˜Όπ™‰π˜Όπ™‰π˜Όπ™π™„π™‘π™Š π™ˆπ˜½π˜Ό π™ƒπ˜Όπ™ˆπ™€π™π™„π™‰π˜Ό 𝙉𝙔 π™π™„π™‡π™Šπ™ƒπ˜Ό π™π™€π™Š π˜Όπ™‡π™Šπ™ƒπ˜Ό π˜Όπ™‰π˜Ώπ™π™” π™π˜Όπ™…π™Šπ™€π™‡π™„π™‰π˜Ό π˜Όπ™ˆπ™„π™‰'𝙉𝙔 π™π™Šπ™€π™π˜Όπ™‰'𝙉𝙔 π™π™Šπ™€π™π˜Όπ™‰π™”.

Araka ny vaovao farany dia fanambarana no nataon'ny Colonel Faneva fa kosa ny tetika efa vita omana.

Mikasa hiakatra eto Antananarivo hanala ny CAPSAT amin'ny fitondrana ireo zandary 30.000 isa mahery. Ny hamerenana an'i Andry Nirina Rajoelina ho filoha no tanjona amin'izany koa mety hahery vaika ny fifandonana.

Ny fidirana sivily hanakana ity fanafiana ity dia mety hiteraka faty olona maro dia maro satry dia basy mahery vaika no hiasa fa tsy vato na flesh intsony na koa lacrymogène intsony.

πŸ”΄ Misy fanapim-baovao ao anaty commentaire ao izay avy amina source hafa mihintsy akoatran'ity azonay ity.

indrana...
araho ny pejy

14/10/2025

fanambarana πŸ₯Ί

14/10/2025

πŸ”΄πŸ”₯Firenena tsy misy mpitondra eto. Handray andraikitra izahay hoy ny CAPSAT tetsy amin'ny 13 Mey androany.

🫩Fa maninona no tsy mety miala i Tonton Andry?βœ…Te hizara kely izay nihainako fotsiny aho dia 18 Oktobra indray vao tena ...
14/10/2025

🫩Fa maninona no tsy mety miala i Tonton Andry?
βœ…Te hizara kely izay nihainako fotsiny aho dia 18 Oktobra indray vao tena mihaona isika fa marary mihitsy ny lohako ato.
♦️Misy fifanarahana marobe izay ahazondreo vola be amin'ny mpamatsy vola vahiny ao amin'ny Presidence ao.
☺️Ka indro misy zavatra kely niain'ny tena dia zaraina amintsika dia anjaranao no mamakafaka

🚨Ny taona 2020 nisy olona ao amin'ny Presidence nitady anay izay tsy tononiko ny anarany fa mitovy anarana amin'ilay filoha amin'izao ihany izy, ary ary ny asany mitady ireo olona hanao ireo tetik'asam-panjakana.
🚨Resaka Autoroute ilay resaka tamin'izay ary nandika teny fotsiny ny asako tamin'io andro io.
🚨N-présentena taminay ilay projet, ary mbola hananako ato moa ilay izy izay boky be mihitsy nosoratana tamin'ny taona 2019.
🚨Rehefa nandeha ny resaka dia mila manomana valopy izay mitentina 500.000USD ( dolara amerikanina izahay)
🧐Ho atao inona hoy izahay taminy?
🫒VALINY: Hozarazaraina amin'ireo olona ao amin'ny Présidence hono mba ahazoana ilay projet , eny hatramin'ny minisitry ny Amenagement dia Mila mahazo amin'io vola io avokoa..

😬Lava moa ny resaka fa efa saika nanaiky ihany ilay olona niaraka tamiko saingy nolavin'ny saiko izany ka noteneniko hoe aza miditra amin'io fa sao midi-kizo eo.
πŸ˜₯Taty ahoriana moa dia niteny tamiko ilay mpiara miasa vahiny hoe :" Ny any aminay any ivelany raha toa ka omen'ny fanjakana projet iray dia ny 10% ihany no alainay makaty amposinay. Ny eto Madagascar kosa indray mifamadika fa ny 70% tsetsafin'ny fanjakana daholo dia ny 30% sisa no ajanona amin'ilay projet dia normale be raha tsy mandroso Madagasikara satria Tia Tena loatra ny mpitondra sy ny olona miaraka aminy..."
πŸ›‘Hazavaiko kely fotsiny ilay system hoe: " mody lazain'ny fanjakana fa nihindram-bola izy, nefa ilay vola indramina misy fotoana tsy voatery ho averina fa mandefa taratasy amin'ilay mpamatsy vola ny fanjakana, dia misy takalo ao ambadika ao dia foana ho azy ilay findramam-bola...ary ny Tena Loza dia mbola avokandry zalahy @ volam-panjakana ihany ilay vola fa hoe mbola mamerim-bola hono isika 🀧
πŸ˜΅β€πŸ’«Marobe mihitsy e fa tsy voatanisa eto, saingy ohatra Mivantana io Kianja Barea io izay tsy tantaraiko eto fa aleoko mangina aloha..

βœ…Raha miala eo izy :
♦️Maro no tapaka sotro fihinanana
♦️Maro no mety higadra
♦️Maro ireo olona mety hanenjika azy satria efa nandray vola be ny fanjakana
♦️Maro tsy voatanisa fa anjaranao no mamakafaka e ☺️

βœ…Ny zavatra rehetra misy farany avokoa ka na tsy androany aza no hijinja izay nafafinao ianao ry Mr Andry Rajoelina dia mbola hijinja izany ny taranakao.

N.B: Mino aho fa mety hain'ilay olona @ prΓ©sidence i Tia Manampy raha toa ka sendra itany tampoka ity publication ity.

πŸ˜…Raha tsy tadidinao ny tarehiko dia anontanio ny TOP FAN ato fa Manana ny sariko daholo ny ato

miandry anao zahay ee
13/10/2025

miandry anao zahay ee

13/10/2025

oh raprezy aaa

VITA NY PASSATION TEO AMIN’NY MINISITRY NY TAFIKA SY NY ETAT MAJOR VAOVAO
12/10/2025

VITA NY PASSATION TEO AMIN’NY MINISITRY NY TAFIKA SY NY ETAT MAJOR VAOVAO

Address

IQ78
Antananarivo
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'asina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to M'asina:

Share