Zanaky ny Demôkrasia

Zanaky ny Demôkrasia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zanaky ny Demôkrasia, Digital creator, Fianarantsoa.

21/03/2025

Araka ny efa fantatra dia ho avy hanatanteraka fitsidihana amin’ny fomba ofisialy eto amintsika ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron manomboka ny 23 avrily izao.

Tafiditra indrindra amin’ny fandraisany anjara amin’ny fihaonana an-tampony faha-5 ny Vaomieran’ny Ranomasimbe Indiana, na COI, izay hatao eto Antananarivo izany.

Tsara ny manamarika fa izy izany izao no Filoham-pirenena Frantsay faha-5 handalo eto Madagasikara. Raha tsiahivina, Filoha Frantsay voalohany tonga teto ny Jeneraly Charles De Gaule, tamin’ny volana aogositra 1958.

Antondiany tamin’izany ny fanomanana ny fanomezana ny fahaleovantena ho antsika sy ireo firenena Afrikana vitsivitsy.

Nanaraka azy avy eo ny Filoha François Mitterrand izay tonga teto tamin’ny volana jona 1990 fony mbola ny fitondrana Sosialista notarihan’ny Amiraly Didier Ratsiraka no teo amin’ny fitondrana. Heritaona taorian’io moa dia nipoaka ny krizy politika tamin’ny 1991.

Tamin’ny fitondran’ny Filoha Marc Ravalomanana ny Filoha Jacques Chirac no nanao fitsidihana ofisialy teto Madagasikara tamin’ny volana jolay 2005. Tany Mahajanga ity Filoha Frantsay ity no nigadona voalohany.

Ny fandraisana anjara tamin’ny fivoriana an-tampon’ireo firenena miteny sy mampiasa ny teny frantsay kosa no nahatongavan’ny Filoha Frantsay François Hollande teto tamin’ny volana novambra 20216, ka Atoa Hery Rajaonarimampianina no teo amin’ny fitondrana tamin’izany.

Atoa Nicolas Sarkozy no Filoha Frantsay tsy nanao fitsidihana ofisialy teto amintsika. Tonga teo ihany anefa izy nandritra ny fianianana nataon’ny Atoa Andry Rajoelina tetsy Mahamasina tamin’ny volana janoary 2019, saingy efa tsy teo amin’ny fitondrana intsony.

Marihina fotsiny fa saika misy fiovana ara-politika goavana hatrany eto amin’ny firenena taorian’ny fandalovan’ny Filoha Frantsay eto amintsika

Amin’izao fe-potoana faharoan’ny Filoha Andry Rajoelina izao indray vao misy filoha Frantsay mandalo manao fitsidihana amin’ny fomba ofisialy eto amintsika. Maro moa no mametra-panontaniana mikasika ity fahatongavan’Atoa Emmanuel Macron eto ity. Tafiditra ao anatin’izany ny hoe : hitondra inona ho an’i Madagasikara ny fahatongavany manoloana ny rivo-baovao mitsoka ankehitriny ?

Eo ihany koa ny hoe ny inona no andrasan’ny rehetra amin’ny fahatongavany ? Hisy ve ny fihaonany amin’ny mpanohitra ? Ho voaresaka miaraka amin’ny mpitondra malagasy ve ny mahakasika ireo nosy manodidina na « Iles Eparses » ?

Marihina moa fa i Emmanuel Macron no Filoha Frantsay nanohitra ampahibemaso ny famerenana ny « Iles Eparses » amintsika tamin’ny alalan’ilay fitenenena hoe : «ici c’est la France ! ». Ireo fanontanina rehetra ireo dia ho fantatra ihany ny valiny manomboka ny volana avrily ho avy io.

21/03/2025

Le président américain a signé, jeudi 20 mars 2025, un décret prévoyant à terme la fermeture du département fédéral de l'Éducation. S'il joue un rôle limité dans le système éducatif aux États-Unis, sa…

Misy hilaza indray zao any fa hoe vaovao iniana ahely ity!
06/12/2024

Misy hilaza indray zao any fa hoe vaovao iniana ahely ity!

Jamba ve itony tsy mahita Brother teny Gasy 100% ?
06/12/2024

Jamba ve itony tsy mahita Brother teny Gasy 100% ?

06/03/2024
Tsin Fets bok kos nfot
05/03/2024

Tsin Fets bok kos nfot

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261332592857

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaky ny Demôkrasia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zanaky ny Demôkrasia:

Share