14/08/2026
🚨✂️ CR7 MIARAKA AMIN'NY LOOK VAOVAO! 😎🔥
😮💨 Niverina niaraka tamin’i Al-Nassr i Cristiano Ronaldo, ary nahasarika ny sain’ny rehetra avy hatrany ny fiovan’ny endriny!
✨ Fomba vaovao, endrika vaovao… fa ny aura an’i CR7 mbola tsy miova! 👑🐐
🔥 CRISTIANO VAOVAO, FA MBOLA ILAY KING FOANA! 🇵🇹👑