03/08/2026
๐ ๐ก๐ ๐ฎ๐ป๐ถ๐ผ ๐๐น๐ฎ๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ถ๐ป๐ ๐
โ๏ธ๐รฉ๐ฅ๐ข๐๐ซ : Mety hisy fotoana hanehoanao ny talentanao anio. Aza misalasala ary matokia ny tenanao.
๐๐จ๐ค๐จ : Maitso antitra
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Balance
๐๐ฌ๐ : 26
โ๏ธ๐๐๐ฎ๐ซ๐๐๐ฎ : Aza kivy noho ny fahataranโny vokatra. Ny hazo lehibe aza tsy nitombo tao anatinโny iray andro.
๐๐จ๐ค๐จ : Volomboasary
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Scorpion
๐๐ฌ๐ : 11
โ๏ธ๐รฉ๐ฆ๐๐๐ฎ๐ฑ : Mety hisy olona hanokatra lalana vaovao ho anao anio. Mahaiza mihaino sy mandray torohevitra.
๐๐จ๐ค๐จ : Manga
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Lion
๐๐ฌ๐ : 32
โ๏ธ๐๐๐ง๐๐๐ซ : Raha sendra diso ianao dia aza kivy. Ny fahadisoana dia lesona fa tsy fiafaranโny lalana.
๐๐จ๐ค๐จ : Mavo
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Capricorne
๐๐ฌ๐ : 8
โ๏ธ๐๐ข๐จ๐ง : Mety hisy hankasitraka ny ezaka nataonao anio. Raiso amim-panetretena izany ary tohizo hatrany ny ezaka ataonao.
๐๐จ๐ค๐จ : Mena
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Verseau
๐๐ฌ๐ : 17
โ๏ธ๐๐ข๐๐ซ๐ ๐ : Ny fandaminanao tsara ny asanao hanamora sy hahavitanao azy haingana. Aza variana mandany fotoana aminยดny zavatra tsy ilaina.
๐๐จ๐ค๐จ : Volondavenona
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Bรฉlier
๐๐ฌ๐ : 29
โ๏ธ๐๐๐ฅ๐๐ง๐๐ : Aza miandry ny vintana lava. Ny olona miasa be ao ambadika no matetika lazaina hoe tsara vintana.
๐๐จ๐ค๐จ : Fotsy
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Gรฉmeaux
๐๐ฌ๐ : 13
โ๏ธ๐๐๐จ๐ซ๐ฉ๐ข๐จ๐ง : Mety hahazo fanohanana avy aminโny olona iray akaiky anao ianao anio. Raiso izany mba ho hery hanohizana ny ezakao.
๐๐จ๐ค๐จ : Volontany
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Cancer
๐๐ฌ๐ : 35
โ๏ธ๐๐๐ ๐ข๐ญ๐ญ๐๐ข๐ซ๐ : Aza matahotra ny hanomboka indray. Ny olona mahomby dia ireo tsy kivy rehefa lavo.
๐๐จ๐ค๐จ : Mavokely
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Taureau
๐๐ฌ๐ : 20
โ๏ธ๐๐๐ฉ๐ซ๐ข๐๐จ๐ซ๐ง๐ : Mety hisy vokatra tsara hiseho noho ny ezaka nataonao hatrizay anio. Tohizo ihany fa mbola lavitra ny lalana.
๐๐จ๐ค๐จ : Manga antitra
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Poissons
๐๐ฌ๐ : 6
โ๏ธ๐๐๐ซ๐ฌ๐๐๐ฎ : Mahaiza mifidy izay olona hiarahana. Ny olona tsara manodidina anao dia mampitombo ny fahombiazanao.
๐๐จ๐ค๐จ : Volomparasy
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Vierge
๐๐ฌ๐ : 24
โ๏ธ๐๐จ๐ข๐ฌ๐ฌ๐จ๐ง๐ฌ : Matokia ny dianao. Na miadana aza ny fandrosoana dia aleo miadana toy izay tsy misy.
๐๐จ๐ค๐จ : Maitso
๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐ : Sagittaire
๐๐ฌ๐ : 15
โฆโฆโฆโฆโฆโฆโฆ
๐ Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.