14/05/2025
"Tsy miditra polemika be isika đ, fa indraindray misy zavatra tsy dia sarotra loatra ny manatanteraka azy manerana anâi Madagasikara, nefa tsy manana izay âreflexeâ izay isika. Mety hoe tsy fanahy iniana nefa mandratra ny hafa⊠ka mila tandremana â ïž.
Raha ny resaka fifaninana ahazahoana 200 millions ariary ho an'ny fokontany madio indrindra izao, dia hevitra tena tsara đâš. Fa tsy aleo ve :
- Na atao mahenika ireo renivohim-parintany rehetra đïžđ§č,
- Na asiana fifaninanana isaky ny renivohim-parintany đ,
- Na atao mahenika anâi Madagasikara mihitsy fa asiana sokajyâŠ
Mankasitraka đ dia Mirary Soa antsika rehetra ! đđ
Rija âïžđ