Aina Rakotonirina

Aina Rakotonirina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina Rakotonirina, Media/News Company, 260 A IV/3609 ANTANIFOTSY IV, Fianarantsoa.

Tanora izahay, mihira fihiram-baovao, midera, mankalaza, manandratra avo ny Ray Masina, afaka miara miasa aminao izahay amin'ny asa fanompoana, na fiderana izany , na karazana tantara antsehatra.

Jeso 'lay be fitiavana nahafoy ny ainy ho ahy sy ho anao.... . Team Miaina MadasasikaraSon: MT records
05/09/2022

Jeso 'lay be fitiavana nahafoy ny ainy ho ahy sy ho anao....
.
Team Miaina Madasasikara

Son: MT records

Matio 1 : 23. Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela (Isaia 7:1...
25/12/2021

Matio 1 : 23.
Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela (Isaia 7:14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra.
Ny tarika Ny Aina Rakotonirina dia faly miarahaba antsika rehetra tratry ny daholo.
Mirary soa hatrany tompoko ô.

Ho mpanompo tsara an'I KristyI timoty 4:6
22/12/2021

Ho mpanompo tsara an'I Kristy

I timoty 4:6

Mahery aho, ao amin'ilay mampahery ahyDia ilay Jehovah MpamonjikoFall Rasolofoarison & Ny Aina Rakotonirina
22/12/2021

Mahery aho, ao amin'ilay mampahery ahy
Dia ilay Jehovah Mpamonjiko
Fall Rasolofoarison & Ny Aina Rakotonirina

02/12/2021

Fiadanana e.
&_Fall_TSJ

Tsy maintsy manao ny asan'ny Tompo izay maniraka ahy, nomena maimaimpoana ka de hizara maimaimpoana. Isaorana ny Tompo
30/11/2021

Tsy maintsy manao ny asan'ny Tompo izay maniraka ahy, nomena maimaimpoana ka de hizara maimaimpoana. Isaorana ny Tompo

Ekipa mpiara miasa, mpiara manompo, mpiara midera   Ny Aina Rakotonirina # musiciens
30/11/2021

Ekipa mpiara miasa, mpiara manompo, mpiara midera

Ny Aina Rakotonirina
# musiciens

Repetition hatrany 'h_dance
30/11/2021

Repetition hatrany
'h_dance

Fiderana eeee!! 'h_dance
30/11/2021

Fiderana eeee!!
'h_dance

Répétition...Mahereza hatrany amin'ny asan'ny Tompo
30/11/2021

Répétition...
Mahereza hatrany amin'ny asan'ny Tompo

Address

260 A IV/3609 ANTANIFOTSY IV
Fianarantsoa
301

Telephone

+261348727878

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina Rakotonirina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Aina Rakotonirina:

Share