As' tic

As' tic Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from As' tic, Digital creator, Fianarantsoa.

14/06/2026

Site ahitana ireo karaza IA rehetra gratuit indray no antsika rapitso

Tsy mandeha ve ilay cricfy tv??? ty ny apk mandeha sady mora ampiasaina indrindra raha ijery match Mp ny lien😏
13/06/2026

Tsy mandeha ve ilay cricfy tv???
ty ny apk mandeha sady mora ampiasaina indrindra raha ijery match
Mp ny lien😏

J-J tonga izy ty einnn de efa miomana aloha @ toromaso tsy ho ampy eeeeAo @ coms ao ny lien vidéo manoro site fijerena m...
11/06/2026

J-J tonga izy ty einnn de efa miomana aloha @ toromaso tsy ho ampy eeee
Ao @ coms ao ny lien vidéo manoro site fijerena match commentaire français

02/06/2026

❌ Tsy mety ve ny numéro ampidirinao rehefa manokatra compte Google?

📹 Araho ity vidéo ity fa mampiseho fomba fanokafana compte Gmail tsy mila vérification numéro de téléphone.

🙏 Aza adino ny mi-abonner ny page ary partageo mba hanampy ny hafa koa.

🎁 Izay tonga voalohany mandefa hafatra dia hahazo ilay compte vao nosokafana tao anatin'ilay vidéo.

Aza adigno fogna miabonner page 🙏🙂
01/06/2026

Aza adigno fogna miabonner page 🙏🙂

31/05/2026

ty lay vidéo sote fijeregna match commentaire français
mp ny lien abonner vous�

🎬🤖 Vao naseho tany Cannes ny Hell Grand, film voalohany novokarina saika tanteraka tamin'ny IA.💰 500 000 $ monja ny budg...
31/05/2026

🎬🤖 Vao naseho tany Cannes ny Hell Grand, film voalohany novokarina saika tanteraka tamin'ny IA.

💰 500 000 $ monja ny budget-ny, ka 400 000 $ tamin'izany no lany tamin'ny puissance informatique. Raha natao tamin'ny fomba nentim-paharazana kosa dia mety hahatratra 50 tapitrisa $.

👥 Olona 15 monja no tao amin'ny équipe notarihin'i Aitore Zholdaskali.

⚠️ Mbola misy lesoka ihany satria miova kely isaky ny plan ny endriky ny personnage sasany.

🚀 Saingy raha izao no vokatra azo amin'ny génération IA ankehitriny, tsy ho ela dia mety hahavita film feno kalitao avo lenta ny IA nefa tsy mila studio goavana na investisseur an-tapitrisany dolara.

Ny hoavin'ny cinéma ve dia IA? 🎥🔥

Aza adino ny vidéo rariva

30/05/2026

� Salut jiaby e... �

Tsy tratra tamin’ilay FINAL LDC ve ilay site fijerena match en direct miaraka amin’ny commentaire français? ��

Aza manahy fa mbola ho avy ny Mondial ��, ary rahampitso hariva dia havoakako eto amin’ny pejy ny vidéo manazava azy. �

� Fa misy offre kely aloha:

� Ny olona 10 voalohany miabonner amin’ny pejy
� Ary mandefa message privé (MP)

dia hahazo mivantana ny lien du site ��, tsy mila miandry ny vidéo hivoaka.

� Alefaso MP dieny izao ary aza tara!
���

⚽🔥 Tsy mila mitady lavitra intsony hijerena match en direct eeh !Salama daholo 👋Mety efa maro no mahalala azy, fa mbola ...
23/05/2026

⚽🔥 Tsy mila mitady lavitra intsony hijerena match en direct eeh !

Salama daholo 👋
Mety efa maro no mahalala azy, fa mbola betsaka koa angamba ny mbola sahirana mitady site tsara hijerena match LIVE 📺⚽

Noho izany dia hizara site GRATUIT ijerena match en direct aho ato amin’ny pejy 😍
👉 Ny tena mampiavaka azy : misy commentaire français 🇫🇷🎙️ ka tena manome ambiance be rehefa mijery match !

Tsy football ihany anefa 😎
Fa mbola hisy ihany koa :
✅ Astuce maro samihafa
✅ Torohevitra utiles
✅ Fizaràna applications & sites intéressants
✅ Vaovao sy nouveautés isan’andro

💙 Koa aza adino :
👍 Miabonner
🔔 Manaraka ny pejy
📤 Ary mizara amin’ny namana mpankafy baolina

Fa mbola betsaka ny zavatra tsara ho avy eto 😉⚽

23/05/2026

Sahirana ve ianao mitadidy ireo mot de passe efa nampiasainao???
ity misy vaha olana
abonneo ny pages

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As' tic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share