AESSD

AESSD Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AESSD, News & Media Website, .

Fotoana mamy teo @ association des étudiants sciences sociales de développement
28/08/2022

Fotoana mamy teo @ association des étudiants sciences sociales de développement

Emploi du temps ,sension de rentrapage
10/08/2022

Emploi du temps ,sension de rentrapage

Natao hoan'ny mpianatra eto Université Fianarantsoa
27/07/2022

Natao hoan'ny mpianatra eto Université Fianarantsoa

13/07/2022

Tatitra ny FIVORIANANY DEGSS androany faha 13 volana juillet 2022.

La rentrée universitaire 2022-2023 @ le 07 novembre 2022.

Examen DEGSS:
• hybride atao en ligne manomboka ny 18 - 22 juillet.
•1-5 août rattrapage session pair ,
•8 auto 12 session impair

L3 reheta na Droit na Sciences Sociale, na Économie-gestion dia manao dépôt ny boky mémoire.

- Classique :
Semestre pair ts maintsy vita alohany 16 août.
- 17-25 août session de rattrapage semestre impair.
- 29 août 06 septembre session de rattrapage session pair.

NB:
Rehefa mahavita programme ny prof de manao examen izy na mbola tsy tonga ny date d'examen ary @ emploi du temps izay hianaran ao andakilasy ny examen. Na izy en salle na izy en ligne, fa arakaraka ny prof. (Fa examen ny classique dia en salle)

L3 mémoire : @ encadrement no anaterana boky. Aterina ahorianany examen ny boky mémoire raha te ho afaka session normalement.

• Session de rattrapage en ligne aterina Andrainjato.

Calendrier retardataires hoanareo izay tara tamin n'y fagalana bourse
09/07/2022

Calendrier retardataires hoanareo izay tara tamin n'y fagalana bourse

03/07/2022

Fampafatarana : makasika fizarana bourse hoan'ny degss manokana dia tahak'izao manaraka izao :
Le 04 juillet : L2 jusk M2
Le 05 juillet : L1
Tsara marihina fa io calendrier navoka avy Paositra malagasy hoantsika ato degss io.
Toerana: Kslmd andraijato

Iangaviana tompoko ianareo izay voalazana eo amban'ny mba ho Tonga eny birao AESSD ambalapaiso haka attestation nareo!Ts...
01/07/2022

Iangaviana tompoko ianareo izay voalazana eo amban'ny mba ho Tonga eny birao AESSD ambalapaiso haka attestation nareo!
Tsara marihina fa manomboka@ alatsinainy hoavy izay ianareo maka azy eny birao AESSD ambalapaiso.
Mety ilainao Amin'ny fadefasana dossier izy io la izay nahatonga anay hiatso anao mba haka attestation nao

Tanteraka anio faha 24 ny  volana jona ny  famindram-pahefana teo amin'ny responsable de mention sciences sociales teo a...
24/06/2022

Tanteraka anio faha 24 ny volana jona ny famindram-pahefana teo amin'ny responsable de mention sciences sociales teo aloha dia Dr SOLONANDRIAMBOLOLONA Alaikoto Bernhardi sy responsable de mention vaovao Dr RASAMIMANANIRINA Zanatiana. Makasitraka ny tompon'andraikitra teo aloha ary mirary soa NY tompon'andraikitra vaovao hanatateraka amin'ny adidy mavesatra miandry .

13/06/2022

Seces Tananarive

05/06/2022
28/05/2022

Bonjour ! Hoantsika mpanaraka pages AESSD taloha dia niova ity pages AESSD zao ka izay vao2 avoka pages ity ihan'ny no vao2 marina

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AESSD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share