15/04/2025
Ambohipihaonan'ireo nosy rahavavy eto amin'ny ranomasimbe indianina i Antananarivo ny 24 avrily 2025 ho avy izao izay handray ny andiany faha-dimy amin'ny fihaonana an-tampon'ireo Filoham-pirenena sy Governemanta eo anivon’ny Vaomieran'ny Ranomasimbe Indiana.
Manoloana ireo fanamby sy fiovaovana maneran-tany dia lohahevitra manan-danja no ho fototr'ireo adihevitra: "Fiarovana sy Fahavitan-tena ara-tsakafo ho fampandrosoana ny tsenan'ny Indianocéanie"
Présidence de la République de Madagascar
Beit-Salam - Présidence de l'Union des Comores
Élysée-Présidence de la République français
State House Seychelles
Dr. Navin Ramgoolam, Prime Minister of Mauritius
Commission de l'océan Indien - Indian Ocean Commission