31/07/2025
"Parce que réussir n’attend pas. Start strong avec les prépas LMR" 💡
— Conception graphique : Ask'Avao Service _
COURS PRÉPARATOIRE UNIVERSITAIRE VAGUE SPÉCIALE AVEC LMR natokana ho anareo mpianatra BACCALAURÉAT 2025 dia hanomboka ny talata 19 Août ..
Toy ny isan-taona,ny COURS AVEC LMR dia mikarakara cours préparatoire Universitaire :
✅ENI ( ENI informatique,ENI MDI )
✅ENS ( MATHS & PC, SVT, FRANÇAIS, HG, SE)
✅ EMIT ( Informatique, AES ,RPM)
✅ POLYTECHNIQUE
✅ISTE ( environnement, tourisme).
✅EGGS -MCI
✅ AGRONOMIE
Toy izao ny mombamomba ny COURS PRÉPARATOIRE AVEC LMR :
✅ Manampy amin'ny matière rehetra.
✅Mianatra isan' andro, mianatra foana mandrapahatatongan'ny concours,ampy tsara ny ora hianarana.
✅ Mpampianatra efa ampy traikefa sy tena mahay tsara no handray antsika.
✅Vokatra tsara indrindra foana ny COURS AVEC LMR, izany no mahatonga ireny mpianatra maro be hitantsika ireny mamonjy ny COURS AVEC LMR foana 🥰🙏.
✅Écolage 0 Ar fa droit ihany no aloa sady natao ho zakan' ny rehetra 🙏..
✅ FIDIRANA Cours préparatoire Vague spéciale : Mardi 19 Août 2025 amin' ny 08h maraina .
✅ TOERANA AVARATRY NY TERRAIN DE FOOT UNIVERSITÉ ANDRAINJATO.
✅ CONTACT :034 58 080 32.
Afaka mandefa message privé ihany koa amin' i Larion Misianah Rindraniaina raha mila fanazavana fanampiny.
Tena vonona handray sy hanampy antsika ny COURS AVEC LMR fa aza misalasala manatona, mandefa message ,miantso sy mifandray🙏.
"NY FAHOMBIAZANAO NO TANJONTSIKA MIARAKA AMIN'NY COURS AVEC LMR"
"FIEZAHANA, FIANARANA FAHOMBIAZANA MIARAKA AMIN'NY COURS AVEC LMR".