07/12/2025
Miaramiondrika amintska haino amanjery namana ny Radio Mampita amin'izao fahalasan'ny namana mpanao gazety ny Radio Tsiry Saholinirina izao.Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ny vady amanjanany .🙏
Marihina fa efa mpanao gazety sy mpanentana tato amin'ny Radio Mampita i Saholinirina ny taona 1998 hatramin'ny taona 2006 .
Mandria ampiadanana namana.