Ndriamihaja Mario Ofisialy

Ndriamihaja Mario Ofisialy Tongasoa e! Izaho dia olona Business-Man Polyvalent Misokatra @ fiaraha-miasa rehetra!

Ary Laharana tokana ihany no azahoana ahy dia ny: 0343515411(Whatsapp,SMS,Appel)
NDRIAMIHAJA Mario

À votre Service!✊🏻

🚨Tolotr'asa hoa antsika Tanora izay mipetraka eto amin'ny Faritra Matsiatra Ambony sy ny Manodidina☺️👍Mizara fotsiny iha...
08/07/2026

🚨Tolotr'asa hoa antsika Tanora izay mipetraka eto amin'ny Faritra Matsiatra Ambony sy ny Manodidina☺️
👍Mizara fotsiny ihany ny ataoko fa tsy izaho no mpampiasa 🙏
📍Efa misy ny adiresy mazava tokony haleha sy handefasana izay Dosie ilaina rehetra mikasika azy ireo fa vakio tsara sy milamina ☺️

👍Mirary Soa hatrany ☺️🙏

😂ORDI AMLE  MAMPODY VADY MISITAKA  NEFA MORA😂💥 LENOVO IdeaPad 3 (Ultra Slim 14"; core i5 10eme Génération)💥Intel Core i5...
04/04/2026

😂ORDI AMLE MAMPODY VADY MISITAKA NEFA MORA😂

💥 LENOVO IdeaPad 3 (Ultra Slim 14"; core i5 10eme Génération)

💥Intel Core i5-1085G7
@1.90ghz (4Coeurs+8cpu)

💥 RAM 8G DDR4
💥SSD NVMe ULTRA Rapide : 512G

💥Graphique : Intel (R) UHD 4048MB(4go au Total/128Mo dédié)

💥 Écran : 14” Full HD 1920x1080(32bit) 60Hz
💥Wi-Fi 6 , Bluetooth 5.0, We**am
💥3 Ports USB , HDMI, Entrée SD Card, Jack Standard
💥Système : Windows 11 professionnel
👉 État vaovao

💥Batterie 4h estimation

💥Avec Chargeur sy Housse

Prix : 950.000ar miady varotra

💥MP ou tél : 0343515411 si intéressé
💥Lieu Fianarantsoa

Ndao ary akia Mama fa Tsofinay rano ianao  handry am-piadanana fa vita zay ny adidinao teto an! 🥹😭tsy nahafoy anay ianao...
04/03/2026

Ndao ary akia Mama fa Tsofinay rano ianao handry am-piadanana fa vita zay ny adidinao teto an! 🥹😭
tsy nahafoy anay ianao ary izahay koa tsy mahafoy anao fa saingy hatreo ihany angamba no sitrany hiarahan-tsika na dia efa samy niady mafy aza isika ahasalama anao ka mino izahay fa ho afam-panaintainana amin'izay ianao any! 🥹😭🙏

Tafio hery aho hitondrako ny anaranao mba hanao zay hasoa ireo Zandriko ireo araky ny hafatrao ary tsinjovy manokana ihany koa izy ireo !🙏

😭mandrapihaona any amin'ny tontolo hafa akia 🥹 ❤️😭

😘

Tolotr'asa ifampizarana 🙏
28/02/2026

Tolotr'asa ifampizarana 🙏

🙏🥹Raha samy manome izay fointsika isika  tsirairay avy na dia 100Ar Monja aza ho an'izay malalatanana dia mety mba mahav...
01/12/2025

🙏🥹Raha samy manome izay fointsika isika tsirairay avy na dia 100Ar Monja aza ho an'izay malalatanana dia mety mba mahavita ny vitany izay ho amin'ny fitsaboana an'i Mama.🙏🥹
👉Izy no ZANAMASY Hélène (49ans) Mpamboly
Reninay niteraka anay izy fa solotenan'ny Mpiray tampo zaho no mandefa ny hafatra...

Tsy salama efa ho 2mois mahery izy zay tratry ny (Hypertension,Fatigue,Paralysie faciale Périphérie Droite ary mal respiration ihany koa) efa manantona service neurologie izahay ka tsapa fa miha marefo ary mila fizahana haingana ka eo indrindra no manano sarotra anay Zanany sy Ny fianakaviana satria mila manao ireto fizahana manaraka ireto izy(Radiographie,ECG ary Scanner sy ny Analyse ary ny service Maro samy hafa mila handalovana...) fa mbola mba te hamamaly Babena azy ny tenanay zanany indray andro any mihoatra izay efa nato fa tomotra be raha sanatria zao sahady dia tsy ho namana tsony izy🥹🥲
Ary mbola manana zanaka faralahy kely 6ans tsy foiny izy ary Zafikely mbola amam-bolana izay mbola mila azy sy tsy foiny ihany koa🥹🥲....

Erikerika no mahatondradrano ry Zareo koa dia isaorana betsaka antsika sahady zay mahafoy ho anireo majinika ireo fa tamiko avokoa no nanaovanareo izany hoy Jehovah ka izy no hamaly ny soa izay nataonareo🙏
Tsy atao ambaninjavatra ireo izay mitrotro ambavaka fa isaorana be dia be🙏

Laharana tokana ihany raha hizara izay foinao ianao ho fitsaboana azy,eny fa na partage ity Pub ity no ataonao dia efa fanampiana be izany 🙏.

MVOLA: 034 35 154 11 (NDRIAMIHAJA Mario)
Mankasitraka indrindra Tompoko🙏

🚧TSARA NY RAHA MAZAVA🚧Ho anareo izay mbola be kalkil hamerina an'ingahy PATABLEU sy niara-nanao plisiplisy NANAGEJA ny f...
22/10/2025

🚧TSARA NY RAHA MAZAVA🚧

Ho anareo izay mbola be kalkil hamerina an'ingahy PATABLEU sy niara-nanao plisiplisy NANAGEJA ny firenena Malagasy dia tadidionareo fa efa INTERPOL ingahy rainy iny. Izy ao @ toerana misy azy ao Maurice ihany no voaaro.

Piou piou, hitanay ireny sary teny Mahazoarivo nanatrika passation ireny ô ✋ 777 iz in da house... Anaty adin-tserasera izao dia aoka hazava ny MARINA tsy ho resin'ny FITAKA izany na hiezaka hanodina eo.

Tsy mpanenjika olona aho fa afaka mamoaka dossiers bobaka be aho raha ilaina. Saingy tsy misafidy hanao tribunal FB

Ny nisafidy naka 8cm par naturalisation ihany koa dia aoka kaopy fa namitaka ny MALAGASY nandritra ny 11 taona ianao Andriamatoa taorian'ny 2014 nazahoanao an'io. MADAGASIKARA AFAKA no ANDRANDRAINA 🇲🇬✊


🙏 Remerciements et ultimatum à nos opérateurs mobiles 🙏Nous, tenons à remercier Orange, YAS et Airtel pour leur présence...
18/10/2025

🙏 Remerciements et ultimatum à nos opérateurs mobiles 🙏

Nous, tenons à remercier Orange, YAS et Airtel pour leur présence constante et leur soutien qui nous permet de rester connectés sur les réseaux sociaux, de passer des appels et d’envoyer des messages. Grâce à vous, nous avons pu avancer et rester en contact dans ce monde numérique.

Cependant, il est temps de parler franchement. Les prix actuels des forfaits internet sont beaucoup trop élevés pour nous, jeunes qui souhaitons apprendre, communiquer et créer. Nous ne pouvons plus rester silencieux.

Nous lançons donc un ultimatum de 48 heures : baissez vos tarifs internet, ou nous serons obligés de descendre à nouveau dans la rue pour faire entendre notre voix.

À vous de décider si vous voulez continuer à soutenir votre jeunesse ou à l’ignorer.
YaYas MadagascarOrOrange actu MadagascarOrOrangeAiAirtel Madagascar


TSY VERY MAINA LESY E !! ✊🏻🇲🇬io no nolazain'i AinAina Maharavoo amin'ny pejinyMihozongozona ny sezan'ialahy Izao , nakiv...
11/10/2025

TSY VERY MAINA LESY E !! ✊🏻🇲🇬

io no nolazain'i AinAina Maharavoo amin'ny pejiny

Mihozongozona ny sezan'ialahy Izao , nakiviana fona izahay dia nosakanana fa io fa lasanay ny 13 Mai 🔥🔥

Miondrika ampanajana ho an'ireo namoy ny ainy nandritra ity tolom-panafahana ity 😞.
Misaotra ny CAPSAT nanampy ny vahoaka Malagasy
Ary indrindra Misaotra ny mpitolona sy ireo niara niazakazaka ( ianareo ireny no tena mpiara miazakazaka kosa 🤗 )

Imaginez, vous gagnez 1 000 000 Ar par mois.Vous devez 20% IRSA a l'Etat.ça fait 200 000Ar/moisTu as 27 ans et tu as tra...
11/10/2025

Imaginez, vous gagnez 1 000 000 Ar par mois.

Vous devez 20% IRSA a l'Etat.
ça fait 200 000Ar/mois

Tu as 27 ans et tu as travaillé depuis 5 ans.
Ça fait 12mois x 5 ans = 60 mois

60mois x 200000Ar = 12 000 000 Ar

Tu as payé 12Millions pour l'Etat mais en retour:

- Tu n’as que 3h d’electricité par jour
- le minimum d’eau (même pas potable) assez pour te rincer le visage chaque matin
- la liste est longue mais je m’arrête là

Et quand tu réclames ton droit:
- On te mets en cage,
- On t’envoie la force de l’ordre
- On ne te permet même pas de s'exprimer

Source : Mahaitia RANDRIANARIVO

Si cela ne t’éveille pas, c’est que tu dors encore🚨

🔶 Miaramila 1 nandritran'ny fifampitifirana teny amin'ny Toby Andrefan'Ambohijanahary sy sivily 1 no maty voatifitra (To...
11/10/2025

🔶 Miaramila 1 nandritran'ny fifampitifirana teny amin'ny Toby Andrefan'Ambohijanahary sy sivily 1 no maty voatifitra (Tohatra Ambohijatovo) .

Ao amin'ny commentaire ny sarin'ilay sivily maty.

Address

Manaotsara
Fianarantsoa
BP312

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndriamihaja Mario Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share