11/10/2025
MANOME FORMATION VAOVAO HOANAREO NDRAY IZAHAY😊
NDAO HITADY VOLA AMIN'NY ALALANY TRADING
FORMATION TRADING📈
Na tena mbola débutant be tsisy zava-patanao mihitsy anaty trading na efa mba mahita rirany kely ihany ianao dia afaka misitraka tsara ny formation ato aminay , ka manasa anao hamaky tsara hatramin'ny farany ny détails mahakasika azy :
🔸Formation complet de A à Z no omena anao.
🔸Formation 100% en video teny malagasy miampy suivi à vie mazava ho azy
🔸Formation trading forex sy synthetique.
🔸Leçon sous forme vidéo HD (teny gasy mazava tsara)
🔸Ireto avy ary ny programme ao anaty formation (mizara chapitres 4 lehibe) :
•NOTION BASIQUE (initiation en trading ;....etc)
•CREATION COMPTE
•ANALYSE TECHNIQUE
•CONSEIL en Psychologie et Discipline
•STRATEGIE SCALPING, INTRADAY
•DEPOT ET RETRAIT JUSQUE MOBILE MONEY
•PLAN DE TRADING OMENA ANAO GRATUIT
PRIX PROMOTION FIATOMBOHANY: 10.000 Ar😱
IZAY DIMY TONGA VOALOHANY MAHAZO REMISE 8000 Ar😊
NB: Prix ho fanampiana sy ho zakany tsirairay io.
Manasa anao hiditra message priver avy hatrany
Contact : 037 50 956 16