O’bord Ankofafa

O’bord Ankofafa Là où on represente la côte au coeur de Fianarantsoa

Isaky ny Jeudi ty raharaha manga ity 🥰🥰Eto amin’ny croisement Ankofafa
29/05/2025

Isaky ny Jeudi ty raharaha manga ity 🥰🥰

Eto amin’ny croisement Ankofafa

Ireto lay combo mahagaga 😳 Maromaro ny tia azy io 😂 mentionneo le namanao mpisotro Sambresh iny 🥴🤣
24/05/2025

Ireto lay combo mahagaga 😳

Maromaro ny tia azy io 😂 mentionneo le namanao mpisotro Sambresh iny 🥴🤣

Mankasitra be hoanareo namaly ny antso omaly 🥰🥰 mbola hisy manaraka koa anh. ❤️Misokatra 6/7 jours izahay : du Mardi au ...
23/05/2025

Mankasitra be hoanareo namaly ny antso omaly 🥰🥰 mbola hisy manaraka koa anh. ❤️

Misokatra 6/7 jours izahay : du Mardi au Dimanche, ny Alatsinainy mba maka aina kely ny ekipa eh… 😁

Pakopako - Kiendihendy - Zava-pisotro isankarazany !

Ps : ireo tovovavy ireo ny admin 😂 Alias Minnie sy Tianarilahatra Ryan Eden 🥰

Hello guys ! Elaela izay, amin’ny alakamisy ny fotoana ary dia hoento ny namana 🥰 Misy pakopako sy grillades sy tsaky ma...
20/05/2025

Hello guys !

Elaela izay, amin’ny alakamisy ny fotoana ary dia hoento ny namana 🥰
Misy pakopako sy grillades sy tsaky maro anh!!

Tongava maro ary eh ! ❤️

PS : Atomboka amin’ny 14H fa tsy 16H 🥰

Affiche réalisée par Jordy Kevin


Vendredi ny andro ra ona ! Nareo sisa no andrasana 🤭🥰
07/02/2025

Vendredi ny andro ra ona ! Nareo sisa no andrasana 🤭🥰

Hello! On n’attend que vous. C’est par ici les pakopako et grillades!
29/01/2025

Hello! On n’attend que vous. C’est par ici les pakopako et grillades!

23/01/2025

Coucouuuuu les Fianarois 🥰 Nous sommes ouvert 6/7 dans la semaine : Mardi-Mercredi-Jeudi-Vendredi-Weekend 🥰
22/01/2025

Coucouuuuu les Fianarois 🥰

Nous sommes ouvert 6/7 dans la semaine : Mardi-Mercredi-Jeudi-Vendredi-Weekend 🥰

Mirary taona zina hoanareo ny ekipa O’bord Ankofafa 🥰❤️
07/01/2025

Mirary taona zina hoanareo ny ekipa O’bord Ankofafa 🥰❤️

Ça vous dit ? Misokatra ihany koa O’bord Ankofafa anio 31 desambra 2024 🥰🙏
31/12/2024

Ça vous dit ?

Misokatra ihany koa O’bord Ankofafa anio 31 desambra 2024 🥰🙏

22:22 chez O’bord Ankofafa 😅Bonne semaine 🥰
29/12/2024

22:22 chez O’bord Ankofafa 😅

Bonne semaine 🥰

Ato ayyy ! 🥰
28/12/2024

Ato ayyy ! 🥰

Address

Croisement Ankofafa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O’bord Ankofafa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share