Nekena E-Books

Nekena E-Books Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nekena E-Books, Media/News Company, Belamonty, Fort-Dauphin.

Salama aby e, Ho fanohanana ny TECH ZONE - ITSolution  , manasa anao izahay mba:- hanao J’aime ny pejy- ary hanasa naman...
21/04/2025

Salama aby e,

Ho fanohanana ny TECH ZONE - ITSolution , manasa anao izahay mba:

- hanao J’aime ny pejy
- ary hanasa namana hanao J’aime koa

Araho tsara ny sary eto ambany, dia misaotra betsaka mialoha amin’ny fanohanana!

TechZone dia orinasa manome connexion Wi-Fi eto Fianarantsoa, amin’ny alalan’ny base station 5 miparitaka amin’ny fokontany (Anjoma Center, Soatsihadino, Cité Antarandolo, Tanambao Eni, FLM Mahamanina). Raha mahita an’ireo toerana ireo ianao, dia afaka mampiasa ny connexion anay.

Vidiny manomboka @ 1000 Ar, misy offre 200 Go (72 000 Ar) sy illimité (49 000 Ar na 65 000 Ar isam-bolana).

Mivarotra koa izahay : routeur, répéteur, capteur, sns.
Ary manao développement informatique sy fampianarana numérique isan’alina eto amin’ny pejy.

ito ndray ary ny astuces excel tsika ho an'zay mbola tsy naharaka eMaro ihany koa ny tolotra omenay ato ka manasa anareo...
19/04/2025

ito ndray ary ny astuces excel tsika ho an'zay mbola tsy naharaka e

Maro ihany koa ny tolotra omenay ato ka manasa anareo hanaraka tsy tapaka ny page (atao j'aime fotsiny ny page dia mahazo automatique zay information tonga ao ianao).

Aza hadino ny partage amin'ny namana

🌟 𝐀𝐒𝐓𝐔𝐂𝐄 𝐄𝐗𝐂𝐄𝐋 : 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑𝐌𝐔𝐋𝐄 𝐑𝐄𝐂𝐇𝐄𝐑𝐂𝐇𝐄𝐕 𝐄𝐍 𝟏 𝐂𝐋𝐈𝐂 ! 🌟
🔍 𝑽𝒐𝒖𝒔 𝒄𝒉𝒆𝒓𝒄𝒉𝒆𝒛 𝒅𝒆𝒔 𝒊𝒏𝒇𝒐𝒔 𝒅𝒂𝒏𝒔 𝒖𝒏 𝒕𝒂𝒃𝒍𝒆𝒂𝒖 𝑬𝒙𝒄𝒆𝒍 ?
Ne perdez plus de temps à chercher manuellement ! Voici comment utiliser 𝐑𝐄𝐂𝐇𝐄𝐑𝐂𝐇𝐄𝐕 (𝐕𝐋𝐎𝐎𝐊𝐔𝐏 en anglais) pour trouver instantanément ce que vous voulez.

📌 FORMULE DE BASE :

=RECHERCHEV("ce que vous cherchez"; où chercher; numéro de colonne; FAUX)

💡 𝟑 𝐂𝐎𝐍𝐒𝐄𝐈𝐋𝐒 𝐄𝐒𝐒𝐄𝐍𝐓𝐈𝐄𝐋𝐒 :

1. La colonne de référence DOIT être à gauche
2. Toujours mettre FAUX pour une recherche exacte
3. Numérotez bien vos colonnes (1ère colonne = 1)

⚠️ 𝐀𝐓𝐓𝐄𝐍𝐓𝐈𝐎𝐍 :
Cette formule ne cherche QUE vers la droite !

👉 𝐀̀ 𝐕𝐎𝐔𝐒 𝐃𝐄 𝐉𝐎𝐔𝐄𝐑 !
1. Copiez cette formule dans Excel
2. Adaptez les valeurs à votre tableau
3. Dites-moi en commentaire si ça a marché !

📢 𝑷𝑨𝑹𝑻𝑨𝑮𝑬𝒁 𝑪𝑬𝑻𝑻𝑬 𝑨𝑺𝑻𝑼𝑪𝑬 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒂𝒊𝒅𝒆𝒓 𝒗𝒐𝒔 𝒂𝒎𝒊𝒔 𝒂̀ 𝒈𝒂𝒈𝒏𝒆𝒓 𝒅𝒖 𝒕𝒆𝒎𝒑𝒔 !



💬 Besoin d'aide pour une autre formule Excel ? Demandez-moi en commentaire !

📢 Mila connexion haingana sy matanjaka ao Anjoma ? 🔥 TechZone Fianarantsoa no vahaolana ho anao ! 🚀🔍 Fantaro bebe kokoa ...
19/02/2025

📢 Mila connexion haingana sy matanjaka ao Anjoma ? 🔥 TechZone Fianarantsoa no vahaolana ho anao ! 🚀

🔍 Fantaro bebe kokoa amin’ity publication ity ny tombony azonao amin’ny TechZone : connexion haingana, vidiny mora, ary tolotra manokana ho anareo ao Anjoma ! 👇

Address

Belamonty
Fort-Dauphin

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nekena E-Books posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nekena E-Books:

Share