Vaovao Androany

Vaovao Androany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vaovao Androany, Media/News Company, Tuléar, Fort-Dauphin.

03/08/2024

NIVOAKA OMALY NY TETIANDRONY FIZARANA NY VATSIM-PIANARANA FAHA 4-5-6 VOLANA ENY ANIVONY ONIVERSITE

Anio amin'ny 11 ora no hanatanteraka ny fifaninanana eo am taranja  Hazakazaka 100 metatra,ao anatiny sokajy lehilahy an...
03/08/2024

Anio amin'ny 11 ora no hanatanteraka ny fifaninanana eo am taranja
Hazakazaka 100 metatra,ao anatiny sokajy lehilahy any amin'ny Lalao Olympique i
,anisan'ny atleta Malagasy 24 taona.tanjona dia ny fanadrantana ny voninahi-pirenena malagasy no nambarany.

💍💍💔♥️VADY MALALAKO 💔🕊️ Efa nampiomaninao foana aho ny @ départ anao, nampaherezinao foana aho, zah tsy nanaiky mintsy fa...
20/07/2024

💍💍💔♥️VADY MALALAKO 💔

🕊️ Efa nampiomaninao foana aho ny @ départ anao, nampaherezinao foana aho, zah tsy nanaiky mintsy fa hoe mbola ho sitrana ianao😪
💪Tsapako ny fanirinao hiara-hiaina sy ho sambatra miaraka aminay 3 mianaka saingy izay aki Malalako ny anjara masoandrondri an, niady tena niady ny ho velona ndri, 💪💔😪
🖤💔Vaky ny foko, malahelo tena malahelo saingy hitraka aho ho an'ny sombinaintsika💎
💎🎁Ireo ny fanomezana tsara indrindra navelandri ho ahy , hampatsiahy ahy foana fa misy ndri , ary eo foana 🎁💎
🙏Misaotra an'Andriamanitra aho nampiray ny lalatsika nandritra izay 10 taona izay, Tsisy nenina lesy an, tsy afa-po aho satria mbola te hanohy...saingy mankasitraka kosa izay nifampizarana 💌💌💌
♥️Tinay be elah Belou an ♥️ VA EN PAIX🕊️🕊️🕊️🕊️ any ankoatra indry tsisy fanaintainana🍀💐

de ta Femme, Ykarius et ILY 📝💌

MITOKONA NY MPIANATRY MANINDAYEfa ho roa andro izay no nitokona ny mpianatra ao maninday Université Toliara,Noho ny fita...
20/07/2024

MITOKONA NY MPIANATRY MANINDAY
Efa ho roa andro izay no nitokona ny mpianatra ao maninday Université Toliara,
Noho ny fitakiana ny:
Réclamation vatsimpianarana hoanzay mbola tsy nahazo,
Fametahana ny transfo sy herinaratra eny am R+1
Ary ny vatsimpianarana 6 volana sisa,zay no antony fitakiana ataon'ireto mpianatra ireto.
Sary:indrana

⚪Nisy "panne informatique" an'ny Microsoft maneran-tany ary niteraka fikorotanana tamin'ireo orinasa lehibe,seranam-piar...
19/07/2024

⚪Nisy "panne informatique" an'ny Microsoft maneran-tany ary niteraka fikorotanana tamin'ireo orinasa lehibe,seranam-piaramanidina, banky✈️
✅Manodidina ny 1000 ireo sidina no voatery niato maneran-tany vokatr'izany.
⚪Efa miverina amin'ny laonina avokoa anefa izany amin'izao fotoana izao.

Nindramina ( Vaovao Farany - Fils d'infos Ofisialy )

🕊🖤𝗡𝗢𝗗𝗜𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗬 𝗜 𝗧𝗔𝗧𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗜𝗟𝗬 𝗨𝗥 : 𝗡𝗼𝗱𝗶𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗶   𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮. Tanora mpitarika ny Groupe ...
19/07/2024

🕊🖤𝗡𝗢𝗗𝗜𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗬 𝗜 𝗧𝗔𝗧𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗜𝗟𝗬 𝗨𝗥 :
𝗡𝗼𝗱𝗶𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗶 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮. Tanora mpitarika ny Groupe de danse izy sady mpandihy tao amin'ny tarika . Maro ireo namany no efa nanao antso tolon-tanana ho fanampiana azy, nandritra ny fitsaboana azy tao amin'ny Hopitaly Tambohobe , saingy indrisy fa izao tsy tana izao ny ainy. Mankahery ny fianakaviany sy ireo rehetra akaiky azy.
(📸Tata Manandily UR)

Nampiato ny asany ny Filoham-pirenena  amerikanina Joe Biden nohon izy voan'ny COVID-19 indray,noho izan dia mety hisy f...
19/07/2024

Nampiato ny asany ny Filoham-pirenena amerikanina Joe Biden nohon izy voan'ny COVID-19 indray,noho izan dia mety hisy fiatrakan'ny amin'ny firotsahany ho fidiana ho filoha ity tranga ity.

🛑𝗥𝗔𝗡𝗢 : 𝗛𝗜𝗟𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗶𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗮𝗽𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮  #𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻-  #𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼𝗻'𝗻𝘆  #𝗝𝗶𝗿𝗮𝗺𝗮, 𝗶𝘇𝗮𝘆 ...
18/07/2024

🛑𝗥𝗔𝗡𝗢 : 𝗛𝗜𝗟𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔
𝗡𝗶𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗮𝗽𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮 #𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻- #𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼𝗻'𝗻𝘆 #𝗝𝗶𝗿𝗮𝗺𝗮, 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗹𝗮𝘀𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘁𝗮𝗽𝗮𝗵𝗮𝗻-𝗷𝗶𝗿𝗼 𝘀𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 #𝗳𝗮𝗼𝗯𝗲 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗻-𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮. Efa manomboka feno eny amin'ny toby fivianan-drano " " manerana an'ny Toamasina. 2000 ariary ny vidin'ny rano iray bidon jaune.

©Kolo TV

Nivoaka ny omaly faha 17 jolay ny tetiandro fitsarana miaramila manerana ny nosy,ho an'ny Faritany, faritra sy distrika ...
18/07/2024

Nivoaka ny omaly faha 17 jolay ny tetiandro fitsarana miaramila manerana ny nosy,ho an'ny Faritany, faritra sy distrika rehetra manerana ny nosy.koa manentana atsika rehetra 18 taona miakatra fa tena ilaina ny karatra manamarika fa avy nitsara miaramila ianao na tovolahy na tovovavy.

Address

Tuléar
Fort-Dauphin
614

Telephone

+261389960515

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Androany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share