Zafiboro Felestin

Zafiboro Felestin Zafiboro Felestin
Mianatra • Miezaka • Mandresy 🔥
Ny ezaka anio no fahombiazana rahampitso

15/08/2026

Mivavaka hoanao foana 🙏

🙏❤️ MIVAVAKA HO ANAO AHONa inona na inona sedrainao amin’izao fotoana izao, enga anie Andriamanitra hanome hery anao, ha...
12/08/2026

🙏❤️ MIVAVAKA HO ANAO AHO
Na inona na inona sedrainao amin’izao fotoana izao, enga anie Andriamanitra hanome hery anao, hanokatra varavarana ho anao, ary hanome fiadanana ny fonao. 🙏
Raha mino ianao fa misy hery ny vavaka, soraty hoe AMEN ❤️🙏
👉 Araho ny ZAFIBORO Felestin raha tianao ny hahazo vavaka sy hafatra mampahery tahaka izao hatrany.
📲 Partagez amin’ny olona iray izay mila vavaka androany. ❤️

12/08/2026

�� RÉSULTATS BACC 2026 – FIANARANTSOA

� Jereo eto ny résultats �
https://bacc.univ-fianarantsoa.mg/

� SUIVEZ / FOLLOW ny ZAFIBORO Felestin mba hahazoana vaovao vaovao hatrany. �

� PARTAGEZ amin'ny namana sy havana miandry ny résultats! ��

11/08/2026

�� Mivavaka ho anao aho, enga anie Andriamanitra hitahy anao sy hitarika anao amin’ny lalana rehetra alehanao. Mirary fahombiazana sy soa hatrany! �

09/08/2026

Mbola misy tsy mahay ihany ve ny manamboatry mitovy amin'ity vidéo ity amin'ny IA ?
sorato amy commentaires ao hoe "liana " fa atoroko anao ny fanamboarana azy �

📱 TOROHEVITRA 3 HANATSARANA NY PAGE FACEBOOK-NAO 🚀1️⃣ Mamoaha contenu mahasoaAza mivarotra foana. Omeo torohevitra, vaov...
08/08/2026

📱 TOROHEVITRA 3 HANATSARANA NY PAGE FACEBOOK-NAO 🚀

1️⃣ Mamoaha contenu mahasoa
Aza mivarotra foana. Omeo torohevitra, vaovao na contenu manampy ny olona mba hahatonga azy ireo hiverina hijery ny page-nao.

2️⃣ Mampiasà visuel manintona
Sary na vidéo madio, mazava ary mora vakiana dia manampy betsaka amin'ny fisarihana ny sain'ny olona. 🎨

3️⃣ Mifandraisa amin'ny communauté-nao
Valio ny commentaires sy messages, ary manaova publication mamporisika ny olona haneho hevitra. 💬

👉 Tsarovy: Page tsara dia tsy hoe manana followers betsaka fotsiny, fa manana communauté mifandray aminy ihany koa. ❤️

💬 Iza amin'ireo torohevitra 3 ireo no mbola mila hatsarainao amin'ny page-nao?

07/08/2026

Manana fivarotana, entana haparitaka, na te fampiasana ny Intelligence Artificielle (IA) hanatsarana ny asanal sy ny Page nao ve ianao? Ambonin'ny maha Community Manager ahy dia vonona hanampy anao amin'ny fanaovana publicité sy fampiasana IA hitomboan'ny mpanjifanao sy ny fidiram-bolanao aho! �

� Alefaso message privé (MP) ny tetikasanao na ny olanao hahazoana conseil sy fanadihadiana maimaimpoana!"

Mankasitraka EE!🙏
06/08/2026

Mankasitraka EE!🙏

🧠 Ahoana no hanofanana ny atidoha mba ho tia mianatra?Fantatrao ve fa ilay fitiavanao mijery téléphone dia azo avadika h...
06/08/2026

🧠 Ahoana no hanofanana ny atidoha mba ho tia mianatra?
Fantatrao ve fa ilay fitiavanao mijery téléphone dia azo avadika ho fitiavana mianatra?
Ny tsiambaratelo dia antsoina hoe dopamine. Izy io dia akora simika ao amin'ny atidoha izay mahatonga antsika hahatsapa fahafinaretana sy hanana faniriana hanao zavatra iray. Rehefa mampiasa tambajotra sosialy isika dia mahazo dopamine haingana ny atidoha, ka izany no mahatonga antsika hiverimberina amin'ny téléphone.
Ny vaovao tsara anefa dia azo ampiofanina ny atidoha mba hahazo dopamine amin'ny fianarana koa. Rehefa atao amin'ny fomba mety dia mety hankafy mianatra ianao, hitombo ny fifantohana ary ho mora kokoa ny mahazo lesona.
🎥 Ity dia Partie 1 amin'ny andiany momba ny Dopamine Loading.
👉 Raha te haharaka ny fanazavana rehetra hatramin'ny Partie 5, dia: ✅ Araho (Suivre) ny pejy ZAFIBORO Felestin. ✅ Ataovy Abonné ny pejy. ✅ Zarao (Partage) ity publication ity mba hahafahan'ny namanao mahazo tombony koa.
📚 Partie 2 dia hivoaka tsy ho ela!

Tsy ny tsy faharanitan-tsaina no mahatonga mpianatra maro tsy hahomby. Matetika dia ireo fahazarana isan'andro no manaka...
06/08/2026

Tsy ny tsy faharanitan-tsaina no mahatonga mpianatra maro tsy hahomby. Matetika dia ireo fahazarana isan'andro no manakana azy tsy handroso.
🎓 Ny fahazarana 5 manimba ny fahombiazan'ny mpianatra
📱 Mijery téléphone foana rehefa tokony hianatra.
⏰ Miandry ny fotoana farany vao manomboka mianatra.
😴 Tsy ampy torimaso ka tsy mifantoka ny saina.
📖 Mamaky fotsiny fa tsy manao fanazaran-tena na mamerina lesona.
Iza amin'ireo fahazarana 5 ireo no hitanao fa tena mahazo ny olona maro?
💬 Soraty ao amin'ny commentaires ny hevitrao. 🔁
Zarao amin'ny namanao mba hahasoa azy koa. ❤️ Araho ny ZAFIBORO Felestin raha mila torohevitra momba ny fianarana sy ny fanatsarana tena.

Address

Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zafiboro Felestin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share