EKAR Md Josefa Ampasy Nahampoana

EKAR Md Josefa Ampasy Nahampoana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EKAR Md Josefa Ampasy Nahampoana, News & Media Website, Ampasy Nahampoana, Fort-Dauphin.

Isaorana Andriamanitra, isaorana antsika kristianina tamin'ny ezaka nataontsika fa tonga soa amantsara
29/06/2025

Isaorana Andriamanitra, isaorana antsika kristianina tamin'ny ezaka nataontsika fa tonga soa amantsara

Isaorana Andriamanitra, isaorana antsika kristianina @ ezaka lehibe nataontsika ka nahazoantsika izao " groupe électrogè...
29/06/2025

Isaorana Andriamanitra, isaorana antsika kristianina @ ezaka lehibe nataontsika ka nahazoantsika izao " groupe électrogène" ho an'ny fiangonana izao.
Manentana antsika hatrany amin'ny ezaka

Faly miarahaba anareo AFAFI-FET amin'izao 03 Desambra izay ankalazana ny fetin'ny Md François Xavier mpiaro ny fikambana...
03/12/2024

Faly miarahaba anareo AFAFI-FET amin'izao 03 Desambra izay ankalazana ny fetin'ny Md François Xavier mpiaro ny fikambanana izao.
Mahereza amin'ny fanarahan-dia an'i Jesoa Kristy

19/10/2024

Miarahaba antsika kristianina rehetra,
Ampahafantarina isika fa @ 10 maraina ny sorona masina eto amintsika EKAR Md Josefa Ampasy Nahampoana no manomboka maray.

Address

Ampasy Nahampoana
Fort-Dauphin

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EKAR Md Josefa Ampasy Nahampoana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share