17/08/2026
Ho antsika rehetra izay te hahay hanao montage vidéo …. Tsara ho antsika ity formation ity 🤞
🎬 AHOANA RAHA ATOMBOKA AMIZAY ILAY FAHAIZANAO MANAO MONTAGE VIDEO?
Tsy marina ve fa … 👀
Saika isika rehetra dia manana horonan-tsary am-polony maro ao amin’ny galerie, miandry fotsiny ny fotoana hampiasana azy.
Horonan-tsary tamin’ny fialan-tsasatra izay mbola tsy natao montage.
Fahatsiarovana izay nokasaina hapetraka hoe “any aoriana any”.
Rush maro izay hitantsika fa tsara… nefa tsy haintsika hoe ahoana no hampifandraisana azy.
Na koa ilay faniriana hamorona contenu, saingy mbola tsy tena mahafehy ny montage vidéo. 🎥
Ary ahoana raha amin’ny Asabotsy izao ianao no manomboka mitrandraka izany?
✨ Te hianatra hanao montage vidéo mahasarika kokoa ve ianao?
🎬 Te hanome aina ireo fahatsiarovanao sy ireo hevitrao ve ianao?
📱 Te hamorona contenu ve ianao?
🚀 Sa te hanatsara kokoa ny fahaizanao amin’ny tontolon’ny montage vidéo fotsiny?
Dia ho anao ity formation ity! 🔥
Ny JCI Faradofay dia manasa anao amin’ny formation pratique momba ny famoronana vidéo misy fiantraikany sy mahasarika, izay hotarihin’i Razanafazy Emile, Responsable Communication | Audiovisuel & Freelance.
📅 Sabotsy 22 Aogositra
🕒 Amin’ny 3 ora tolakandro
📍 Restaurant Mahaninina Bzarikely
💰 PAF : 15 000 Ar ho an’ny tsy mpikambana
Ary ny tena zava-dehibe… MISOKATRA HO AN’NY REHETRA NY FORMATION! 🙌
Tsy voatery ho efa mahay ianao.
Tsy voatery hanana matériel professionnel.
Ento fotsiny ny hevitrao, ireo vidéo-nao ary indrindra ny fahavononana hianatra. ❤️🎬
📞 Renseignements & inscriptions : 0378563015
📲 Na mifandraisa amin’ny MP JCI Faradofay
🚀🎥
--
🎬 ET SI TES VIDÉOS QUI DORMENT DANS TA GALERIE DEVENAIENT ENFIN DE VRAIES VIDÉOS IMPACTANTES ?
Soyons honnêtes… 👀
On a presque tous des dizaines de vidéos dans notre galerie qui attendent leur heure.
Une vidéo de vacances jamais montée.
Des souvenirs qu’on voulait publier « un jour ».
Des rushs qu’on trouve beaux… mais qu’on ne sait pas comment assembler.
Ou simplement cette envie de créer du contenu, mais sans vraiment maîtriser le montage. 🎥
Et si ce samedi, tu décidais enfin de passer de l’idée à la vidéo ?
✨ Tu veux apprendre à monter des vidéos plus dynamiques ?
🎬 Tu veux donner vie à tes souvenirs et à tes idées ?
📱 Tu veux créer du contenu qui capte l’attention ?
🚀 Ou tu veux simplement te perfectionner dans l’art du montage vidéo ?
Cette formation est pour TOI.
La JCI Faradofay t’invite à une formation pratique autour de la création de vidéos impactantes, animée par Razanafazy Emile, Responsable Communication | Audiovisuel & Freelance.
📅 Samedi 22 août
🕒 15h
📍 Restaurant Mahaninina Bzarikely
💰 PAF : 15 000 Ar pour les non-membres
Et surtout… c’est OUVERT À TOUS ! 🙌
Pas besoin d’être expert.
Pas besoin d’avoir du matériel professionnel.
Viens simplement avec tes idées, tes vidéos et l’envie d’apprendre.
📞 Infos & inscriptions : 0378563015
📲 Ou contacte la MP JCI Faradofay
Ne laisse plus tes idées rester dans ta galerie. Fais-en des vidéos. Fais-en des histoires. Fais-en de l’impact. 🚀
It's time to reach our GOAL!