J.A District Nosy Be D/Z

  • Home
  • J.A District Nosy Be D/Z

J.A District Nosy Be D/Z Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from J.A District Nosy Be D/Z, Digital creator, .

Souvenir CAMPORÉ IOUC 2025  Metionné ao zay olo mb hainarw🤭😅
08/07/2026

Souvenir CAMPORÉ IOUC 2025

Metionné ao zay olo mb hainarw🤭😅

🇲🇬 FISAORANA – FANKALAZANA NY 26 JONA 2026 🇲🇬Ny JA District Nosy Be Mitambatra dia maneho fisaorana feno sy fankasitraha...
27/06/2026

🇲🇬 FISAORANA – FANKALAZANA NY 26 JONA 2026 🇲🇬

Ny JA District Nosy Be Mitambatra dia maneho fisaorana feno sy fankasitrahana ho an’ny rehetra nandray anjara tamin’ny fanatanterahana ny fankalazana ny 26 Jona, Fetin’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara.

Isaorana manokana ireo tompon’andraikitra, ireo mpikarakara, ireo mpandray anjara rehetra, ary ny vahoaka nanohana sy niara-nientana. Nahomby ny hetsika noho ny firaisankina sy ny fiaraha-mientan’ny JA Nosy Be District roa mitambatra.

Enga anie hitohy hatrany ny firaisankina sy ny fiaraha-miasa ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fampandrosoana ny fiarahamonina.

Mankasitraka antsika rehetra! ❤️🤍💚
JA District Nosy Be Mitambatra

01/06/2026

🚭 J.A Adventiste – District D/Z 🚭
Manohana ny Andro Iraisam-pirenena Tsy Mifoka Sigara – 31 Mey

🗓️ 31 Mey – Andro Erantany Tsy Mifoka Sigara

“Ny vatantsika dia tempolin’Andriamanitra; koa aoka hotandrovintsika amin’ny fahadiovana sy fahasalamana.”
(1 Korintiana 6:19)

Mifidiana fiainana salama
Arovy ny vatanao sy ny sainao
Aoka ho ohatra tsara ho an’ny hafa

🤝 Niara-nanatanteraka sy nanohana ity hetsika ity ihany koa ny École Élima Dzamdzar

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J.A District Nosy Be D/Z posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share