FJKM Iarinarivo

FJKM Iarinarivo Fifampizarana tenin'Andriamanitra���
ary ato ihany koa no anarahanao ny vaovao sy ny zava_misy eto amin'ny FJKM Iarinarivo��

02/04/2024

Dihy nataon'ny rehetra❤️❤️❤️🙏🏻

02/04/2024

Lalao nataon'ny tanora❤️❤️❤️🙏🏻

Sary nandritra ny fitsangatsanganan'ny fiangonana FJKM Iarinarivo teny Ambohimanga🥳❤️❤️🙏🏻(Tohiny)
02/04/2024

Sary nandritra ny fitsangatsanganan'ny fiangonana FJKM Iarinarivo teny Ambohimanga🥳❤️❤️🙏🏻

(Tohiny)

Miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny P***a 2024❤️❤️❤️Toy izao raha tantaraina an_tsary ny tontolo andron'ny Lundi d...
02/04/2024

Miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny P***a 2024❤️❤️❤️

Toy izao raha tantaraina an_tsary ny tontolo andron'ny Lundi de Pâques niarahan'ny fiangonana FJKM Iarinarivo teny Ambohimanga🎀🥰🥰🥳

✅Nitsidika ny Rova izahay🙏🏻💗
✅Avy eo niara_nilalao sy nikorana teo amin'ny tokontanin'ny kaomininina Ambohimanga Rova🙏🏻💗

Mankasitraka ny Tompo fa nahafinaritra ny fiarahana rehetra😍🥳🙏🏻
Hita fa tena faly avokoa ny vahoakan'Andriamanitra sady niara_niombona tanaty fifaliana🎊❤️❤️

Isaorana ny Tompo ny zava_drehetra😍💖🙏🏻🙏🏻

06/03/2024

Mofon'aina anio Alarobia 06 Martsa 2024

❤️Fitomaniana 3:55_57❤️

"Jehovah o, niantso ny anaranao tany an-davaka lalina indrindra aho. Ny feoko dia efa renao, aza tampenana ny sofinao, raha mitaraina mitady izay mba hiainana kely aho.Nanakaiky Ianao tamin'ny andro niantsoako Anao, ka dia hoy Ianao: Aza matahotra. "

05/03/2024

Mofon'aina anio Talata 05 martsa 2024

❤️Lioka 1:68_71❤️

"Isaorana anie ny Tompo Andriamanitry ny Isiraely; Fa nitsinjo ny olony Izy ka nanao fanavotana ho azy. Ary nanangana tandro-pamonjena ho antsika Amin'ny taranak'i Davida mpanompony Izy.Dia famonjena antsika amin'ny fahavalontsika, sy amin'ny tanan'izay rehetra mankahala antsika;"

06/06/2023

Inviteo ny namana ry havana mba i_abonné ny page
Mba ahafahana manaraka ireo vaovao isan_karazany🙏

06/06/2023

Misaotra antsika taranaka rehetra na ny zanakin'ny fiangonana na ny zanaka ampielezana fa tontosa soa amantsara ny voka_dehibe🙏
Isaorana indrindra tamin'ny ezaky ny tsirairay🤗
Isaorana ihany koa ny Tompo fa raha tsy teo izy tsy tontosa soa amantsara izany❤️🙏

Address

RN4
Iarinarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Iarinarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share