22/05/2024
F-T 2-2
lalao tena nanandanja sy nampisy fanantenana ny FCVTSIFA hiakatra DEMI-FINALE ity lalao ity raha nandresy an'ny ASUF ny FCV TSIFA
Indrisy fa tratran'ny tsy nampoizina ny equipe raha toa ka efa nitarika 2- 0 tamin'ny fizarampotoana voalohany izay baolina matin'i CHEF Espoir ⚽sy Avotra(C)⚽ ,ka tratran'izareo Université izany t@ fizara-mpotoana faharoa ka nanampaka ny dia-ntsika hoan'ny @ play-off izao .
Mbl manana match 2 isika izay hatao eto Ikalamavony aby (VAS-Y sy BUXI )
Efa azo atao hoe tsara ny dingana vita-ntsika tamin'ity na tsy araka ny noeretseretina aza.
Courage tsika aby fa izay aloha no vita fa mbola maro ny hatao ,
Matokisa nareo mpakafy fa hanome ny tsara hatrany izahay 🙏
Crescentino Andrianirainy , Maka Noël , Lejafy Andrianarovana Kacel
Andrian Privat Andriamasy .