2 Timoty 4. 2

2 Timoty 4. 2 Mitoria ny Teny,mazoto na amin'ny fotoana na tsy amin'ny fotoana,mandrese lahatra,mamporisiha olona.

Tena azontsika iresahana tsara Andriamanitra. Jereo moa i Abraham sy Andriamanitra nifampiresaka e!!. Vakio hatramin'ny ...
11/11/2023

Tena azontsika iresahana tsara Andriamanitra. Jereo moa i Abraham sy Andriamanitra nifampiresaka e!!. Vakio hatramin'ny farany Dia azonao tsara izy. Genèse chapitre 18:26-33

26 Et l'Éternel dit: Si je trouve dans Sodome cinquante justes au milieu de la ville, je pardonnerai à toute la ville, à cause d'eux.
27 Abraham reprit, et dit: Voici, j'ai osé parler au Seigneur, moi qui ne suis que poudre et cendre.
28 Peut-être des cinquante justes en manquera-t-il cinq: pour cinq, détruiras-tu toute la ville? Et l'Éternel dit: Je ne la détruirai point, si j'y trouve quarante-cinq justes.
29 Abraham continua de lui parler, et dit: Peut-être s'y trouvera-t-il quarante justes. Et l'Éternel dit: Je ne ferai rien, à cause de ces quarante.
30 Abraham dit: Que le Seigneur ne s'irrite point, et je parlerai. Peut-être s'y trouvera-t-il trente justes. Et l'Éternel dit: Je ne ferai rien, si j'y trouve trente justes.
31 Abraham dit: Voici, j'ai osé parler au Seigneur. Peut-être s'y trouvera-t-il vingt justes. Et l'Éternel dit: Je ne la détruirai point, à cause de ces vingt.
32 Abraham dit: Que le Seigneur ne s'irrite point, et je ne parlerai plus que cette fois. Peut-être s'y trouvera-t-il dix justes. Et l'Éternel dit: Je ne la détruirai point, à cause de ces dix justes.
33 L'Éternel s'en alla lorsqu'il eut achevé de parler à Abraham. Et Abraham retourna dans sa demeure.

Noho izany Aza misalasala no miresaka Aminy.

Maro be isika olombelona no misaotra an'Atra raha faly, na manao fety (ohatra Anniversaire), Aoriana kely izany nefa, Di...
24/07/2023

Maro be isika olombelona no misaotra an'Atra raha faly, na manao fety (ohatra Anniversaire), Aoriana kely izany nefa, Dia zavatra mifanohitra @ Atra ny zavatra atao. Anao manao toy izany ve Dia mieritreritra fa ankasitrahan'Atra izany Ary mieritreritra fa hahazo valimbavaka, Diso anao ary tena diso. Fa katsaho ny fanjakany,ataovy ny Sitrapony
Dia mahaiza Misaotra an'Atra..

Vakio. 1 kor 10:31 manao hoe
@ anaran'i Jesosy. Koa @ izany, raha mihinana na misotro hianareo, na inona na inona ataonareo, Dia ataovy ho voninahitr Andriamanitra izany rehetra izany.

NB: Ny fisotroana zava-madomelina Dia tsy mifanaraka @ sitrapon'Atra izany. Ary betsaka isika no diso hevitra . Satria manaraka ny filan'ny nofo isika.

Manomboka izao, andao isika Hanaradia an'i Jesosy ka tsy hisotro ireny zavatra mahadimelina ireny. Sy izay rehetra mifanohitra @ Didin'Andriamanitra..

Partageo ‼️‼️ Mba fantatrao moa fa rehefa tonga any amin'ny afobe anie ka tsisy famindram-po intsony Namanaaa! Tena Mbol...
23/07/2023

Partageo ‼️‼️ Mba fantatrao moa fa rehefa tonga any amin'ny afobe anie ka tsisy famindram-po intsony Namanaaa!
Tena Mbola tombotsoa be hoanao ny fahavelomanao , Izy tsy anameloka anao fa manatona Azy🙏
Mbola tsy tara ianao , Mbola tsy tara ianao Raha hanolon-tena hoan'i Jesosy, Miantso anao ny Tompo moa mba renao ve: Teneno hoe Mifona aho Tompo ô

22/07/2023
Au nom de Jésus.
22/06/2023

Au nom de Jésus.

Miarahaba antsika Rehetra. Vonona ve isika hiova @ ratsy vitan-tsika rehetra ka hanompo an'i Jesôsy na aiza na aiza ny m...
18/05/2023

Miarahaba antsika Rehetra. Vonona ve isika hiova @ ratsy vitan-tsika rehetra ka hanompo an'i Jesôsy na aiza na aiza ny misy antsika. Angataho Izy fa Hagnampy anao. Tsapanao ve fa noho izaho sy ianao no nahafaty azy. Tianao hitoetra aminao ve Jesôsy?. Tianao ve ny hampiasain''i Jesôsy?. Mino ve anao fa Jesosy dia velona. Ary izay Mino Azy Dia tsy ho Maty mandrakizay?. Farany mahafoy 20 minitra isan'andro ve anao Hihaonanao @ Jesosy. Mivavaha @ mangina.

Andao Hidera an'i Jesôsy isika fa Izy no tompon'ny Fahefana any Andanitra sy ety Antany ka izay Mino Azy Dia hahita ny Lanitra. Amen.

Otrizao ny olona mamono tena raha Tonga any @ helo sy ireo Izay tsy Mino an'i Jesosy Kristy. Ka no izany,Aza mamono tena...
05/04/2023

Otrizao ny olona mamono tena raha Tonga any @ helo sy ireo Izay tsy Mino an'i Jesosy Kristy. Ka no izany,
Aza mamono tena fa atoloro an'i Jesosy ny adinao rehetra fa Izy no hanafaka izany.matokia,Minoa an'i Jesosy fa efa Navotany teo ambonin'ny hazofijalianao ianao. Anao tsy Mino, manomboka androany Dia miova fa mbola tsy tara..

Ry Kristianina havako. Tsy misy afenina ny Zavatra rehetra, Ary hitantsika tsara Io ilay voka-dratsy ateran'ny singara d...
05/04/2023

Ry Kristianina havako. Tsy misy afenina ny Zavatra rehetra, Ary hitantsika tsara Io ilay voka-dratsy ateran'ny singara dia maninona isika,no mbola mifoka ihany. Tehiala @ fifohana singara ve anao. Ity no ataovy Lohalaharana, Mivavaha, matokia an'i Jesosy,Ary ampanesory an'i Jesosy, fa Izy niteny tamin-tsika hoe Raha Mino Ahy ianareo dia hoazonareo ny Zavatra angatahinareo Amiko,Ary raha mangataka Zavatra ianareo ataovy amin'ny Anarako ( Jesosy). Fa ho afaka ny fatorana mahazo anao. Matokia an'i Jesosy,minoa Azy, fa Izy no fanafody mahafaka anao.

05/04/2023

Mirary Pâque ho antsika rehetra. D aza mitsahatra mivava. Ary Mifankatiava.

01/04/2023

Sambatra ny eo ankilanao mandrakariva Jesosy.

Address

Ikongo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 2 Timoty 4. 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 2 Timoty 4. 2:

Share