Loxx

Loxx Miaraka mirevy Rajao🤍🖤

02/07/2026

Lehilahy lehibe io de matahotra tsindrona 🤦‍♂️😂


30/06/2026


28/06/2026

Elaela izy fa indro aza aloha ny video🤭🤭
Elah refa le mba nanapa-kevitra hanao Mopera de himehezandry LES FOUS 😭



Nahatratra ny Asaramanitra daholo tompoko 🇲🇬🇲🇬
26/06/2026

Nahatratra ny Asaramanitra daholo tompoko 🇲🇬🇲🇬

09/06/2026

Kyah Doudou mandray vola tsy miera de aveo mirobaroba🤦‍♂️
Soa ihany fa tompon'ny coco DadaJao 😅

05/06/2026

Ry zalah chauffeur refa mba sendrany misy sipa tsaratsara eo am devant 🤦‍♂️😂😂


02/06/2026

Dadajao ko voay be taloha ah😅😅
Mercii aloha Nihasy Mahenintsoa amle manilika be🙄






31/05/2026

Hira atolotray 4 mianaka ho fiarabana ny Reny rehetra✨

N.B: Dadajao mo tsy nihira fa taty ambadika fotsiny fa ny zandry roa no nihira😅
I Dada indray no namorona ny tononkira✍️

26/05/2026

Elah mba te hanatona an'Andriamanitra nefa misy manafitohana de tafaverina amin'ny fomba ratsy ihany 😅






Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Loxx posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed media company?

Share