
17/09/2025
🇲🇬Simba sy potika ny firenena.
♦️Marary i Madagasikara, tsy mandohalika intsony fa mitrosona ny vahoaka, hoy Atoa Rajerison Antoine porofo mivaingana ny "80% ny olona no mahantra, 70% ny Tanora tsy an'asa, ny zaza mianatra 60 % no miala eny amin'ny sekoly secondaire, ny volam-panjakana lany amin'ny zavatra tsy mamokatra ." hoy hatrany izy.
✅Mba hahatonga saina ny olombelona rehetra dia mijoro izahay mitarika ny vahoaka sy misolon-tena ny vahoaka, manentana anareo mba mijoro koa ianareo fa tsy faly ny hamporisika sy iresaka fotsiny fa mila mijoro isika rehetra!!! hoy hatrany Atoa Solombavambahoakan'i Madagasikara.
Araho tsy tapaka ny pejin'ny Radio Fivoarana 88.2 mhz