Darling's Shop

Darling's Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Darling's Shop, Rue Ambavahaditokana, Itaosy.

❤️Manasa anao hanaraka ny pejy❤️
🌸Vente en gros et en détails🌸
✅ Vaovao sy Friperie✅
📞0384732338 ☎️ WhatsApp 0321989881
🚴Livraison partout à Madagascar

Menu androany😅
15/10/2025

Menu androany😅

13/10/2025

Aza mitady an'Andriamanitra mba hanana fiainana lafatra fa mitadiava azy mba hanana anle fiainana araka ny sitrapony🙏

13/10/2025

le Tojo Zao tokony mifona mandohalika ôtran'i Mikolo eny@13Mai f tsy miteny anle sôsety&vôtavo fotsiny,nenazy mantsy kôtleta&gisa

11/10/2025
11/10/2025

Misy olona tsy afk miteny sy mitsangana any,nefa isika mbola afk tsara miaina an'izany Zao ka isaory Andriamanitra fa zavadebe zn

07/10/2025

Lany tanteraka ny tany mora 15.000ar/m2 fa 10.000ar/m2 à Ambatomirahavavy ndray no tolotra manaraka

❌Alefa mora be fa maika vola❌✅ à Malaza Ampitatafika(akaiky Résidentiel eo mitsy)Paiement mbola azo ifanarahana tsara🙏💰4...
07/10/2025

❌Alefa mora be fa maika vola❌
✅ à Malaza Ampitatafika(akaiky Résidentiel eo mitsy)Paiement mbola azo ifanarahana tsara🙏
💰450millions Fmg à débattre💰
✅ Surface 700m2 en totalité
✅ Efa misy Trano 1Liv3chambres+Cuisine, do**he sy Wc interne,azo tonga de ipetrahana fa manatsara sisa no ataonao
✅Efa misy Jiro sy Rano
✅ Accès Voiture
♥️Efa Titre♥️
☎️0384732338 Tsy mandoha vola ny mijery fa afa-po ianao vao mandoha vola
❌TSY MANDRAY MPANERA TOMPOKO ❌

Mialà ono ry se a😅
03/10/2025

Mialà ono ry se a😅

01/10/2025

Reste 300m2 sisa ny Tany Mora 15.000ar/m2 à Malaza Ampitatafika, accès

❌Vente a Perte à Malaza Ampitatafika❌❌Occasion Be ty zareo fa maika vola❌✅Trano Sady Tany mirefy 700m2,azo tonga de ipet...
01/10/2025

❌Vente a Perte à Malaza Ampitatafika❌
❌Occasion Be ty zareo fa maika vola❌
✅Trano Sady Tany mirefy 700m2,azo tonga de ipetrahana tsara
✅ Clôturé Tsara ny Tanàna Sady quartier résidentiel
✅ Jiro sy rano efa misy fa manavao sisa amin'izay tinao,mbola afaka mapiakatra koa
✅ Trano surface 100m2:1Living 3chambres+Cuisine,Wc sy do**he anatiny
❤️ Papier titre en cour fa tsara mijery tonga de mijery papier mivantana ianao❤️
❌TSY MANDRAY MPANERA ❌
☎️0384732338
💰 Prix 450Millions à débattre

❌15.000ar/m2 fotsiny ty fa araraoty❌❌Malaza Ampitatafika❌Mbola misy azo isafidianana tsara ao fa ze tonga aloha ihany an...
16/09/2025

❌15.000ar/m2 fotsiny ty fa araraoty❌
❌Malaza Ampitatafika❌Mbola misy azo isafidianana tsara ao fa ze tonga aloha ihany an
✅Morcelable en 300m2 fa afaka maka plus
✅ Accès voiture,tsy lavitra jiro,5Km miala RN1
✅ Visite gratuit sady tonga de mijery papier
✅ Cadastre ny papier, à jour tsara,afaka maka renseignements efa naka Izay mbola misalasala an, afa-po vao mandoha vola
✅ Tombony afaka tonga de atao titré borné aminao koa ny Taninao
❌TSY MANDRAY MPANERA ❌
☎️0384732338 Tompony mivantana

❌ Prix Revendeur hatrany❌👉Jereo ny sary ary sao misy mety aminao  ndray e☎️0384732338🛫 Livraison à partir de 3000ar, man...
14/09/2025

❌ Prix Revendeur hatrany❌
👉Jereo ny sary ary sao misy mety aminao ndray e
☎️0384732338
🛫 Livraison à partir de 3000ar, mandefa any amin'ny faritra

Address

Rue Ambavahaditokana
Itaosy
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Darling's Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share