Tsara Frip

Tsara Frip Friperie de Marque

Bonne année 2026 daholo o!Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao izahay eto amin'ny page "Tsara Frip"!
02/01/2026

Bonne année 2026 daholo o!
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao izahay eto amin'ny page "Tsara Frip"!

30/09/2025

Coucou❤️
@10:30 ora ny live tsika avy eo , atao mora be fa efa elaela tsy nihaona 😱😌

22/09/2025

Salama daholo o ny live tsika avy eo an. Prix bojooo fa aza tara a.

20/09/2025

Aza adino ny live tsika rehefa avy eo @ 14h! "Ladie T-shirt" @ vidiny tena mirary.

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Manantsoa Ny IavoLaissez un commentaire pour les accueillir dans notre co...
20/09/2025

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Manantsoa Ny Iavo

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

Ato Ary Ilay "Ladies T-shirt" manja Kely e! Tena ilaina @ izao Andro mafana izao. Jereo Zay mety sy tiana. JP+contact et...
19/09/2025

Ato Ary Ilay "Ladies T-shirt" manja Kely e!
Tena ilaina @ izao Andro mafana izao. Jereo Zay mety sy tiana. JP+contact et lieu de livraison.

Bonsoir daholo  fans  ! Arrivage tsara bé "Ladies T-Shirt", alefatsika @ live rahampitso 14h fa aza tara an. Izay mijery...
19/09/2025

Bonsoir daholo fans !
Arrivage tsara bé "Ladies T-Shirt", alefatsika @ live rahampitso 14h fa aza tara an.
Izay mijery ihany no mahazo ny tsara!

16/09/2025

Coucou 💗 @2 ora tolakandro indray ny tohiny LIVE-tsika aah!!! Aza tara ooh🙏🤗

15/09/2025

@ 11 ora atoandro ny live tsika androany
👉Entana mora hatrany👍

05/09/2025

Bonjour daholo o, aza adino fa androany @ 14h ny live grand destockage tsika an miaraka @ SHOP FA foana maro, aza tara ary fa ny tsara indrindra atrany no ho atolotray anareo!

04/09/2025

Cc nos followers! @ 14h ny live tsika rahampitso an, hiarahana amin'ny SHOP FA atrany. DESTOCKAGE BE, tout à 5000ar! Zay mijery ihany no mahazo fa aza tara an!

Address

Itaosy
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Frip posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share