Vaovao Ranohira

Vaovao Ranohira Ny Pejy Vaovao Ranohira dia pejy iray natokana ilazana ny zava-mitranga sy ny vaovao malaza ao amin'n

FANOFANANA MPIANDRAIKITRA SORA-PIANKOHONANAOfanina eto Ihosy mandritry ny Telo andro, manomboka anio 18/08/26 ny Mpiandr...
18/08/2026

FANOFANANA MPIANDRAIKITRA SORA-PIANKOHONANA

Ofanina eto Ihosy mandritry ny Telo andro, manomboka anio 18/08/26 ny Mpiandraikitra Sora-piankohonana ,ahitana Mpitan-tsoratra, Lefitra sy Ben'ny Tanร na, avy amin'ny Kaominitra rehetra ato amin'ny Distrika IHOSY sy IAKORA

Ny Ministeran'ny Atitany sy Fitsinjaram-pahefana amin'ny alalan'ny ,tohana'ny Organisation Internationale de la Francophonie no miandraikitra ny fanofanana.

Tanjona ny ho fanatsarana sy fampanarahana ny toe-trandro ny Asa rehetra momba ny Sora-piankohonana, hisitrahan'ny daholo be ny momba izany.

Nosokafana ofisialy teo anatrehan'ny manam-pahefana eto Ihosy ny fiofanana.

Fetiniaina ANDRIANJAFY
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

๐Ÿ–๐Ÿข๐Ÿ”ฅ ๐—œ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—–๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฒ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ " " (๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฎ) ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ฟ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ 26 ๐—ถ๐˜€๐—ฎ...
08/08/2026

๐Ÿ–๐Ÿข๐Ÿ”ฅ ๐—œ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—–๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฒ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ " " (๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฎ) ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ฟ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ 26 ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.

๐Ÿท๐ŸŒAo amin'ny tanร nan'i Ezhou, faritanin'i Hubei (Chine) no misy ity trano fiompiana kisoa goavana be ity, izay mahazaka kisoa manodidina ny 600 000 isa.

โš™๏ธ๐Ÿค– Teknolojia maoderina sy manara-penitra avokoa no miasa ao amin'ity toeram-piompiana ity : fitaovana mandeha ho azy amin'ny famahanana, "ascenseur" lehibe natao hitaterana kisoa sy fitaovana, fitaovana manara-maso ny hafanana sy ny hamandoana ary ny fivezivezen'ny rivotra,...

Misy efitrano hahafahan'ny mpiasa mitantana sy mijery avy lavitra ny fizotran'ny asa rehetra ihany koa ao. ...................
๐Ÿš€ Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

Vaovao Ranohiraโ„ข๏ธ

OMBILAHY BE TSIFA BETROKANifarana ny sabotsy 1 Aogositra 2026 ny fifaninanana ara-panatanjahantena OMBILAHY BE TSIFA iza...
04/08/2026

OMBILAHY BE TSIFA BETROKA

Nifarana ny sabotsy 1 Aogositra 2026 ny fifaninanana ara-panatanjahantena OMBILAHY BE TSIFA izay nokarakarainโ€™ny Depiote Nicolas tao Betroka.

Mankasitraka tamin'ny fanasana ny ekipanโ€™ny IBARA FESTIVAL . Mendri-piderana tokoa ny fikarakarana rehetra natao nandritra ny hetsika.

Marihina fa nandritra ity hetsika Aombilahy be tsifa ity dia nosafidiana ireo tena mahay hisolo tena ny Selection Betroka ho avy aty amin'ny IBARA FESTIVAL.



Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

๐— ๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ป-๐—ท๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ :๐Ÿ”ดโ€ผ๏ธ๐— ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ถ "๐— ๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ". ๐Ÿ”น Araka ny fitantaranโ€™i Fihavy Osman, nasainโ€™i Lamboary (ilay mp...
04/08/2026

๐— ๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ป-๐—ท๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ :

๐Ÿ”ดโ€ผ๏ธ๐— ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ถ "๐— ๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ".

๐Ÿ”น Araka ny fitantaranโ€™i Fihavy Osman, nasainโ€™i Lamboary (ilay mpampianatra ao amina sekoly tsy miankina iray ao Betroka), izay nifandray an-telefaonina taminy, novakina tamin'ny famaky ny karandohanโ€™ilay zaza varira izay tsy nisy aina intsony, ka avy taminโ€™izany no nisokiranโ€™i "Maire" ny voamason'io zaza io miisa iroa.

๐Ÿ”น I Fihavy Osman ihany koa no namboraka fa mbola i Lamboary ihany no nanoro azy ny fomba hitehirizana ireo voamaso roa ireo : fonosina ยซ sachet ยป mainty, asiana saribao voatoto aloha ao anatiny kapoaka vao apetaka ao ilay voamaso ary totofana saribao voatoto ihany avy eo. Kapoaka iray ho anโ€™ny voamaso iray.

๐Ÿ”น Mbola tratra teny aminโ€™i "Maire" moa ireo voamaso roa ireo. Indro ny horonantsary mirakitra izany rehetra izany.

ยฉ๏ธPRRM
________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

๐Ÿ•Š๏ธโœจ ANKARAMALAZA : JAOBILY FAHA-85 TAONA.______๐ŸŽ‰ Nankalazaina taminโ€™ny fomba manetriketrika ny Jobily faha-85 taonanโ€™ny ...
03/08/2026

๐Ÿ•Š๏ธโœจ ANKARAMALAZA : JAOBILY FAHA-85 TAONA.
______
๐ŸŽ‰ Nankalazaina taminโ€™ny fomba manetriketrika ny Jobily faha-85 taonanโ€™ny Tobilehibe Ankaramalaza, eo ambany fiahianโ€™ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM).

๐Ÿ™ Nandritra izany dia mpiandry miisa 600 no notokanana, ary nomena ny anarana hoe ยซ MAMPIONONA ยป.

โœจ Fotoan-dehibe ho anโ€™ny mpino sy ny Fiangonana FLM, nanamarika ny 85 taona nisianโ€™ny Tobilehibe Ankaramalaza sy ny tantarany.
______
Bertrand Radio Mangarahara
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

๐—œ๐—›๐—ข๐—ฅ๐—ข๐— ๐—•๐—˜ | ISALO- RANOHIRA๐—ก๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.๐๐จ๐Ÿ๐š๐ซ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ญ...
02/08/2026

๐—œ๐—›๐—ข๐—ฅ๐—ข๐— ๐—•๐—˜ | ISALO- RANOHIRA
๐—ก๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.

๐๐จ๐Ÿ๐š๐ซ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ก๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ค๐š๐ฅ๐จ๐ณ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ก๐š ๐š๐ซ๐š-๐ฉ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ž๐ง๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ซ๐ข๐๐ข๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ก๐š๐ง-๐๐‘๐š๐ฆ๐š๐ญ๐จ๐š ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐€๐ฌ๐š๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ˆ๐ก๐จ๐ซ๐จ๐ฆ๐›๐ž.

โžก๏ธ Fotoana iray nahafahan'ireo mpisehatra naneho mivantana ny zava-misy eny ifotony, nizara ireo fanamby sedrainy ary nanolotra soso-kevitra sy vahaolana hanatsarana sy hampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany ao amin'ny faritra.

๐Ÿ›ฃ๏ธ Nisongadina manokana nandritr'izany ny maha-zava-dehibe ny fanatsarana ny fotodrafitrasa, indrindra ny lalana, izay nohamafisin-dRamatoa Minisitra fa isan'ireo antoky ny fampandrosoana ny fizahantany. Notsiahiviny ho porofo izany ny vokatra tsara azo ao Andasibe, izay nahitana fandrosoana taorian'ny fanatsarana ny fotodrafitrasa.

๐‘ต๐’๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‚๐’‡๐’Š๐’”๐’Š๐’๐’š ๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’‡๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚-๐’Ž๐’‚๐’”๐’ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’‰๐’†๐’๐’•๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’๐’š ๐’๐’‚๐’๐’‚ฬ€๐’๐’‚, ๐’‚๐’๐’Š๐’”๐’‚๐’'๐’Š๐’›๐’‚๐’๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’”๐’‚๐’›๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’”๐’†๐’‰๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’†๐’๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚-๐’Ž๐’‚๐’”๐’ ๐’‚๐’Œ๐’‚๐’Š๐’Œ๐’š ๐’๐’š ๐’—๐’Š๐’ˆ๐’๐’†๐’•๐’•๐’† ๐’•๐’๐’–๐’“๐’Š๐’”๐’•๐’Š๐’’๐’–๐’†. ๐‘ฐ๐’›๐’‚๐’๐’š ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’‰๐’Š๐’‚๐’๐’•๐’๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’Œ๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’'๐’๐’š ๐’•๐’๐’๐’๐’•๐’“๐’‚, ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’๐’Ž๐’ƒ๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’๐’Œ๐’Š๐’”๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’‚๐’“๐’š ๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’‡๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚-๐’Ž๐’‚๐’•๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’Š๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’”๐’†๐’‰๐’‚๐’•๐’“๐’‚.

๐ŸŸข๐ŸŸข Ny fifampihainoana sy ny fiaraha-miasa akaiky amin'ireo mpisehatra rehetra no fototry ny famolavolana politika mahomby sy ny fananganana fizahantany maharitra, mifaninana ary mamorona tombontsoa mivantana ho an'ny mponina sy ny toekaren'ny Faritra hoy hatrany Ramatoa Minisitra.

๐Ÿค ๐‘ต๐’‚๐’—๐’†๐’“๐’Š๐’๐’š ๐’‰๐’‚๐’•๐’“๐’‚๐’๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’—๐’๐’๐’๐’๐’‚๐’'๐’๐’š ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’'๐’๐’š ๐‘ญ๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐‘จ๐’”๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‚๐’“๐’‚-๐’Œ๐’Š๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’“๐’‚-๐’Ž๐’Š๐’๐’Ž๐’ƒ๐’๐’'๐’‚๐’๐’•๐’๐’Œ๐’‚ ๐’“๐’†๐’‰๐’†๐’•๐’“๐’‚, ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’”๐’๐’๐’ˆ๐’‚๐’…๐’Š๐’๐’‚ ๐’ƒ๐’†๐’ƒ๐’† ๐’Œ๐’๐’Œ๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‰๐’‚๐’“๐’†๐’๐’‚ ๐’—๐’๐’‚๐’‹๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’š ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’—๐’‚๐’Œ๐’๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’“๐’‚-๐’Œ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘ฐ๐’‰๐’๐’“๐’๐’Ž๐’ƒ๐’† ๐’‚๐’“๐’š ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’“๐’๐’ƒ๐’๐’“๐’๐’ƒ๐’ ๐’‚๐’›๐’š ๐’‰๐’ ๐’Š๐’”๐’‚๐’'๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’•๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’‡๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’Š๐’๐’•๐’๐’๐’‚ ๐’†๐’•๐’ ๐‘ด๐’‚๐’…๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚๐’“๐’‚.
Fitaleavam-paritra Ihorombe
Ministรจre du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar
Faritra Ihorombe
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

๐Ÿž   ILAKAKA- MADAGASIKARA โžก๏ธNitokanana androany Alarobia 29/7/26 ny toerana fitsidiana(site touristique) vaovao misy val...
29/07/2026

๐Ÿž ILAKAKA- MADAGASIKARA

โžก๏ธNitokanana androany Alarobia 29/7/26 ny toerana fitsidiana(site touristique) vaovao misy valan-javaboary mitondra ny anarana # IsaloSud # ao Andohan'Ilakaka izay ivondronany Kaomina maromaro ao ILAKAKA.

โžก๏ธTonga nanome voninahitra ity lalonana ity moa ny ny -tany sy ny asa tanana #
ny Talen'ny kabinetra, ny Tale misahana ny asa tanana, nitromin'ireo manampahefana sivily sy miaramila avy ao an-toerana ary ireo mpisehatra aminy Fizahan-tany ao IHOROMBE.

โžก๏ธManomboka misakatra ny biraom-pandraisan'olona tompon-tany na vahiny maniry hitsidika ireo toerana maro samihafa ao anaty ny tolotra feheziny orinasa Isalo Sud izay tarihin'ny Tale Jeneraly HAJA.

โžก๏ธTombony ho any Ilakaka izao tetik'asa izao satria miteraka asa ho any tanora, hampiroborobo ny lafiny fizahan-tany ary hampisokatra ny tananan' Ilakaka eo aminy sehatra ambony iraisam-pirenena aminy lafiny fifandraisana sy ny Fizahan-tany.

Faritra Ihorombe
Fitaleavam-paritra Ihorombe
Ministรจre du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar
Office National du Tourisme de Madagascar - ONTM
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

FARITRA IHOROMBENisokatra ofisialy anio 28 Jolay 2026 ny hetsika  ,karakarain'ny Faritra Ihorombe.Hetsika tafiditra ao a...
29/07/2026

FARITRA IHOROMBE

Nisokatra ofisialy anio 28 Jolay 2026 ny hetsika ,karakarain'ny Faritra Ihorombe.

Hetsika tafiditra ao anatin'ny Vinam-pampandrosoan'ny Lehiben'ny Faritra Atoa RAMILAVONJY Tialy Tsiverihasy, izay tompon-kevitra rahateo.

Tanjona ny hanasongadinana ny , , indrindra fa ny .

Mandray anjara avy any no mandray anjara amin'izao hetsika izao.

Ny fanokafana kosa teo anatrehan'ny Sekretera Jeneralin'ny Ministeran'ny Fizahantany sy Asa tanana ary ireo Manam-pahefana avy eto Ihorombe.

Source :Fetiniaina ANDRIANJAFY
Vaovao Ranohiraโ„ข๏ธ

๐Ÿšจ ACCIDENT MAHATSIRAVINA TEO AMIN'NY RN7, ANELANELAN' ILAKAKA SY SAKARAHA (AXE BEVILANY)Nivadika ambony ambany ny taxi-b...
26/07/2026

๐Ÿšจ ACCIDENT MAHATSIRAVINA TEO AMIN'NY RN7, ANELANELAN' ILAKAKA SY SAKARAHA (AXE BEVILANY)

Nivadika ambony ambany ny taxi-brousse Trans Besady teo amin'ny lalam-pirenena RN7, eo anelanelan'i Ilakaka sy Sakaraha, amin'ny axe Bevilany.

Araka ny vaovao voaray, olona iray no namoy ny ainy, ary maro kosa ireo naratra vokatry ity lozam-pifamoivoizana nahatsiravina ity.

Mbola eo am-panadihadiana ny tena antony nahatonga ny loza, ary andrasana ny fanazavana ofisialy avy amin'ny tompon'andraikitra.

Mirary fahasitranana haingana ho an'ireo naratra ary maneho fiaraha-miory amin'ny fianakavian'ilay namoy ny ainy isika.

Source: Niaramboina.
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

๐ŸŽฏ๐Ÿ”ฅ๐…๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐€๐'๐ˆ ๐‹๐€๐‘๐ˆ๐’๐’๐€๐Ÿ“ŒVoalaza fa "apostoly" ity ramatoa voarohirohy ho namono an'i Larissa tany Ambositra ity. Izy no...
24/07/2026

๐ŸŽฏ๐Ÿ”ฅ๐…๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐€๐'๐ˆ ๐‹๐€๐‘๐ˆ๐’๐’๐€

๐Ÿ“ŒVoalaza fa "apostoly" ity ramatoa voarohirohy ho namono an'i Larissa tany Ambositra ity. Izy no tompon'ilay trano be nodoran'ny olona omaly.

๐Ÿ‘‰Efa eny Antanimora izy sy ilay vehivavy iray namany, raha eny Tsiafahy kosa ireo 2 lahy.

Source: Tia Tanindrazana
Vaovao Ranohira โ„ข๏ธ

Address

Ivato
101

Telephone

+261346282361

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Ranohira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category