𝓓𝓲𝓪𝓶'𝓌 𝓕𝓞𝓻𝓶𝓪𝓜𝓲𝓞𝓷

  • Home
  • Madagascar
  • Mahajanga
  • 𝓓𝓲𝓪𝓶'𝓌 𝓕𝓞𝓻𝓶𝓪𝓜𝓲𝓞𝓷

𝓓𝓲𝓪𝓶'𝓌 𝓕𝓞𝓻𝓶𝓪𝓜𝓲𝓞𝓷 # STAT: 85492 132023 0005 29
# NIF: 2018101077
: A202408867

📚Coaching....
📝Formation...
🖇Conseil Entrepreneur...

👉Tel:032 35 688 39👈

27/02/2025

𝙌𝙞𝚃𝙰𝙳𝚈 𝙰𝚂𝙰 𝙜𝙰 𝚅𝙰𝙳𝙞𝙜'𝙰𝚂𝙰 𝚅𝙎 𝙞𝙰𝙜𝙰𝙟?

𝗡𝗬 𝗢𝗚𝗧𝗟𝗜𝗘𝗥 𝗡𝗢 𝗔𝗭𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗔 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔 𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗛𝗜𝗔𝗊𝗔 𝗘𝗡 𝗟𝗜𝗚𝗡𝗘 ❀

☑Niveau BACC na Niveau TERMINAL(au moins)
☑Français & Anglais (Niveay moyen)
☑Misy formation Création Compte
☑Manokatra compte ary maka projet avy eo
☑Salaire: 10$ hatramin’ny 50$ par heure ny projet
☑Suivie tsy misy fetra par rendez-vous

🔥 Mpianatra nahavita formation tato aminay izy ity ary efa nahazo PROJET sy mandray vola izy ankehitriny.🔥

📅 Rentrée:
Lundi 03 Mars 2025
Mardi 04 Mars 2025

📍Lieu:
- Ambohimanarina Antanety
- Soanierana (Ankadimbahoaka)

📞 : +261 32 35 688 39

Midira MP raha mila fanazavana fanampiny.....👊👊

19/02/2025

✅ Plateforme 𝗢𝘂𝘁𝗹𝗶𝗲𝗿 vérifié Canada

🥰PROJET MATHÉMATIQUE🥳

✅Maro ny projet afaka isafidiananao ary rehefa voasokatra ny comptenao dia efa afaka miasa avy hatrany ianao ary efa mandray karama.

~ Izahay eto amin'ny Diam's Formation dia mampianatra anao ny fomba fanaovana Création login outlier vérifié Canada bypass🇚🇊 ary manoro fomba fakana ny projet mifanaraka @ capacité anao mba anamora kokoa ny validation an'ny comptenao🥳🥰

~ 𝗊𝗮𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 : Ny Outlier dia mpayer 15$ h@ 50$ par heure be izao.Ary rehefa tena zatra ilay asa ianao dia possible be ny handraisanao hatramin'ny 500$ par semaine.

🔎Mp pour plus d'informations et pour votre réservation de place 🔎

🥳🥳Infoline:+261 32 35 688 39🥳🥳

✹Fantatrao ve fa maro be ireo Grande Boite en CALL CENTER no mandray débutant  amin'izao?Ny Grande boite dia sady tsara ...
22/01/2025

✹Fantatrao ve fa maro be ireo Grande Boite en CALL CENTER no mandray débutant amin'izao?

Ny Grande boite dia sady tsara karama, no tsara couverture sociale, no betsaka avantage, sns...😊

✹Fantatrao ihany koa ve fa ny karama amin'ny Call center dia manodidina 500.000ar ka hatramin'ny 1.200.000ar raha agent ianao? Ary mbola plus prime de production sy indemnités ary ireo😊, sns...

✹Fantatrao ve fa tsy mila diplome be anie ny miasa amin'ny Call center e niveau terminal dia mety😊
Ny fahaizanao teny Frantsay na Anglisy miampy ny fahaizanao informatique de base dia efa mahavoaray anao any fa tsy mila hoe Bacc+++ akory.

✔Izahay ato amin'ny DIAM'S FORMATION dia mampiofana ankizy amin'izany sehatra izany.
Tsara ny miomana mialoha mba ho betsaka kokoa ny bagagenao amin'izay ary mba ho voaray miasa avy hatrany ianao😊.

Betsaka ny zavatra hianarana mandritrin'ny formation atolotray:

1⃣Inona no atao hoe CENTRE D'APPEL na CALL CENTER??
2⃣Le metier en GESTION DE LA REATION CLIENT??
3⃣Inona avy ny karazan'asa misy any amin'ny Centre d'appel iray??
4⃣Inona ny critÚres sy compétences ilaina raha te hisehatra amin'io asa io?
5⃣Ahoana no atao mba ho voaray amin'ny entretien??
6⃣Karazana astuces sy fikafika ary karazana sujet types any amin'ny test écrit sy entretien efa matetika mpitranga no ampianarinay anao!!
7⃣Maro be ny zavatra ho ampafantarinay an'ireo izay mbola tena debutant nefa te hisehatra amin'io asa io...
8Renforcement de langue française et anglaise koa tsy adino.
9⃣Ary farany ny developpement personnel, hamolavolana anao mba ho olona vonona sy ampy traikefa ianao alohany hitady asa😊

✔Coach efa manana traikefa sy efa nisehatra amantaonany no hampiofana anao amin'izany😉

Ka inona ary no andrasanao fa andao hisoratra anarana ary tsy hisaraka tsika raha tsy mahita asa ianao😉.

❌Fidirana:Alatsinainy 10 FEVRIER 2025❌

⭕  Hianatra hanokatra Compte Outlier Canada mba ho tsara karama 😊Nb: Tsy mila mividy vao manana tompoko😊⭕Ireto avy ny za...
11/01/2025

⭕ Hianatra hanokatra Compte Outlier Canada mba ho tsara karama 😊

Nb: Tsy mila mividy vao manana tompoko😊

⭕Ireto avy ny zavatra ho azonao ao anatin'ny fiofanana :
# Site 2 fividanana Proxy Fiable
# Anti-detection
# Drivers licence
# Site fividianana numero virtuel
# Création d'identité réel au Canada ou USA
# Hatoro anao ny Project Mora hidirana sns...

+800.000 d'Ar par mois anie ny karamanao raha mahazo Project iray ao @ Outlier Canada ianao eh!!😱

⭕Raha vonona ny hivoatra @ fiainana ianao dia ho ampianarinay anao @ fomba tsotra dia tsotra ny fomba ahafahanao manokatra Compte ho anao manokana, mba tsy ho lany vola be intsony ianao 😊.

⭕Mahasokatra compte ary mahazo project ianao ary tsy maintsy miasa ianao vao avelanay , garantie 100/💯 tompoko ny FORMATION ato aminay ary arahana suivi à vie...

⭕Ity tolotra ity dia mety hoan'ny olondrehetra na olon-tsotra, na hoan'izay maniry hanangana ny Sociétéany manokana 😱

✹✹Plus d'info : Diam's Formation
✹✹Tel : 034 70 332 35 na 032 35 688 39😍

‌ Voafetra ihany toerana koa aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka mahaliana anao ‌

𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗛𝗜𝗔𝗊𝗔 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗧𝗘́𝗟𝗘́𝗧𝗥𝗔𝗩𝗔𝗜𝗟 🥳❀Ny OUTLIER izao dia anisany plateforme tena tsara karama sy matotra ary tsy mienamitah...
08/01/2025

𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗛𝗜𝗔𝗊𝗔 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗧𝗘́𝗟𝗘́𝗧𝗥𝗔𝗩𝗔𝗜𝗟 🥳❀

Ny OUTLIER izao dia anisany plateforme tena tsara karama sy matotra ary tsy mienamitaha @ travail en ligne hafa satria dia mandeha par heure ny karama ao anatiny ... 50.000ar/heure ny vola Ambany indrindra Ary misy mahatratra 250.000ar/heure ny ambony indrindra.

Ny projet afaka atao:

🛑Writing
🛑Codage
🛑 Coaching
🛑Prof de langue Française ou Anglaise ou Allemande
🛑Aide comptable
🛑 Médecine
🛑Sy ny maro be tsy ho voatanisa.....

Misy amin'ireo asa ireo anefa tsy mila mpostule fa sélection de dossier fotsiny no atao dia mahazo projet ianao ary afaka miasa avy hatrany rehefa voasokatra ny compte.

🌟 Ny zavatra hianarantsika mandritrin'ny fiofanana :

~ Fomba fanokafana LOGIN OUTLIER vérifié Canada🇚🇊
~ Atoro anao de A à Z ny projet fiable sy mora hidirana

🌟Ny tombotsoa ho azonao anaty formation:

🔎Anti-détection (1)
🔎Site fividianana proxy (2)
🔎Drivers licence (1)
🔎Site fividianana numéro virtuel (2)
🔎création d'identité réel au Canada ou USA
🔎création gmail sans numéro
(afahanao manokatra compte)
🔎Ampianarina anao ny manao vérification piÚce d'identité sy ny manao scan facial 🙏🏻

Ireo no omenay anao ao anaty formation izay ahafahanao manokatra compte maro bé sy misehatra amin'ny asa en ligne 🥰

♊BONUS♊
𝗖𝗌𝗺𝗜𝘁𝗲 𝗺𝗶𝗰𝗿𝗌𝘄𝗌𝗿𝗞𝗲𝗿𝘀 𝗰𝗮𝗻𝗮𝗱𝗮 (1⃣) 𝗌𝗳𝗳𝗲𝗿𝘁

Ny vola ho azonao ao anatiny refa manao tâche ao:

⚪Ra mbola Debutant (e):
+400.000ar/Mois
⚪Niveau Avancé:
+800.000ar/Mois

✹Tsy mifidy Ora na toerana iasana fa miankina aminy fandaharampotoananao ihany

✹ Fitaovana ilaina :
Téléphone version 9 miakatra na ordinateur + connexion internet

Amin'ny sarany mirary hatrany tompoko ho fitsinjovana antsika rehetra ❀

~ Débutant (e) accepté✓

~ Formation agréé par l'État avec suivi à vie ✓

🔎MIASA AVY HATRANY REFA VOASOKATRA NY COMPTE 🔎

Mp pour plus d'informations et réservation place ‌

Voafetra ny toerana ka aza Tara manoratra ana

07/01/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Holy Ny Aina Jo

Ireo indray ny vokatra ❀..misy 30$ par heure 12$ par heure bdb izy ao👉👉Projet:Writing et codingTombony  raha manao forma...
22/12/2024

Ireo indray ny vokatra ❀..misy 30$ par heure 12$ par heure bdb izy ao

👉👉Projet:Writing et coding

Tombony raha manao formation ato aminay dia lasa mahay manokatra compte hoan'ny famille anao ianao✍💯
✹Raha mafeno fepetra ianao dia mahazo formation 1 semaine sy compte gratuit ✍..

❀TOMBOTSOA ato anatiny formation ✍

• Hoampianarinay mividy Proxy sy Numero Virtuelle CANADA ianao,izany hoe omenay Site fiable roa avy amin'ireo ianao.
• Ampianarana maka Antidection ihany koa
• Mahazo DRIVER LICENCE ihany koa ianao mba afahanao manao vérification.
• Hatoronay anao ihany koa fomba fanaovana vérification DRIVER LICENCE sy fanaovana vérification face ary omenay anao ny APK mifanaraka amin'izany.
•Ampianarinay manambotra CV ianao mba ahafahanao mipostule amin'izay mifanaraka amin'ny CAPACITE ANAO.
•Ary farany ampianay manao ny installation an'izay rehetra izay ianao.

# BONUS: Création Compte Microworkers Canada 🀗🔥

✍GARANTIE fa tsy maintsy mahay manokatra compte ianao ary mahazo projet❀

Vita formation dia tokony mahavita manokatra ireto site reo ianao ary mande par heure daholo ihany koa vola ao
-Courseo canada
-Mindrift canada
-Data Annotation canada
-Remontask canada
- ECHOLABS canada

❀mirary vola sy fahasalamana ho antsika rehetra❀

Mp pour plus d'information😊

📢ℍ𝕠 𝕒𝕟'𝕟𝕪 𝕥𝕒𝕟𝕠𝕣𝕒 𝕣𝕖𝕙𝕖𝕥𝕣𝕒 𝕖𝕥𝕠 𝔞𝕟𝕥𝕒𝕟𝕒𝕟𝕒𝕣𝕚𝕧𝕠,𝕄𝕚𝕝𝕒 𝕞𝕚𝕒𝕟𝕒𝕥𝕣𝕒 𝕗𝕠𝕒𝕟𝕒 𝕚𝕀𝕚𝕜𝕒 𝕟𝕖𝕗𝕒  𝕞𝕚𝕝𝕒 𝕞𝕚𝕒𝕀𝕒 𝕚𝕙𝕒𝕟𝕪 𝕜𝕠𝕒, 𝕀𝕒 𝕥𝕀'𝕚𝕫𝕒𝕟𝕪?Tolotr'asa t...
21/12/2024

📢ℍ𝕠 𝕒𝕟'𝕟𝕪 𝕥𝕒𝕟𝕠𝕣𝕒 𝕣𝕖𝕙𝕖𝕥𝕣𝕒 𝕖𝕥𝕠 𝔞𝕟𝕥𝕒𝕟𝕒𝕟𝕒𝕣𝕚𝕧𝕠,𝕄𝕚𝕝𝕒 𝕞𝕚𝕒𝕟𝕒𝕥𝕣𝕒 𝕗𝕠𝕒𝕟𝕒 𝕚𝕀𝕚𝕜𝕒 𝕟𝕖𝕗𝕒 𝕞𝕚𝕝𝕒 𝕞𝕚𝕒𝕀𝕒 𝕚𝕙𝕒𝕟𝕪 𝕜𝕠𝕒, 𝕀𝕒 𝕥𝕀'𝕚𝕫𝕒𝕟𝕪?

Tolotr'asa tena mampandroso sy maharitra ary maharitra no omenay anao.

Ampiofaninay ianao mba ho afaka tonga dia miasa avy hatrany na dia mbola ao anaty fiofanana aza.Be dia be ireo efa tafitanay ary efa tena mahaleo tena izy ireo ankehitriny.

Ny Outlier anisan'ny Plateforme tena tsara raha ny lafiny arak'asa no jerena satria dia ahitana karazan'asa maro toin'ny:
*𝐆𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐢𝐬𝐭𝐞
*𝐰𝐫𝐢𝐭𝐢𝐧𝐠
*𝐥𝐚𝐧𝐠𝐮𝐚𝐠𝐞𝐬
*𝐜𝐚𝐚𝐜𝐡𝐢𝐧𝐠
ny fomba fanaovana retrait dia amin'ny alalan'ny portefeuille electronic "𝐀𝐢𝐫𝐓𝐌".

Tsy maintsy mahazo projet ianao vao avelanay fa tsy hoe vao vita ny formation dia samy miala.

"𝑎𝒊𝒇𝒂𝒏𝒂𝒎𝒑𝒚 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒕𝒂𝒇𝒊𝒕𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒐𝒎𝒃𝒊𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒏𝒐 𝒇𝒂𝒉𝒐𝒎𝒃𝒊𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂𝒚"

Izahay dia mampianatra manokatra 𝐋𝐎𝐆𝐈𝐍 𝐎𝐔𝐓𝐋𝐈𝐄𝐑 𝐕𝐄𝐑𝐈𝐅𝐈𝐄́ 𝐂𝐀𝐍𝐀𝐃𝐀 / 𝐁𝐘 𝐏𝐀𝐒𝐒 izay afahanao misitraka asa maro sy sandan'asa en dollars ($) avy any Canada. Ka ireto avy no azonao mandritran'ny fiofanana:
✅Anti-détection (1)
✅Site fividianana Proxi fiable (2)
✅Drivers licence (1)
✅Site fividianana numéro virtuel (2)
✅Numéro d'assurance sociale
✅Création d'identité réel au Canada ou USA
✅Création gmail sans numéro (afahanao manokatra compte)
✅Ampianarina anao ny manao vérification piÚce d'identité sy ny manao scan facial 🙏

Sous GARANTIE ny FIOFANANA satria tsy maintsy mahay manokatra Compte sy mahay maka Projet ianao vao avelanay miampy suivie à vie.

👉Rehefa mahavita fiofanana ato aminay ianao dia tokony efa mahay manokatra ny plateforme rehetra toin'ny :Remotasks , Amazon Mturk ,Appen, Outsourcely, Bark, TaskBucks, Hive Work, TaskRabbit, Lionbridge AI,Courseo,Mindrift,Data Annotation,ECHOLABS Verifier CANADA.

~ 𝗊𝗮𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 : 10$ / heure ny vola raisinao, ary mahatratra hatramin'ny +50$ / heure kosa raha efa manana competence ianao.

👉Mandray debutant na debutante izahay ary mety atao vadin'asa hoan'ny mpianatra ihany koa ilay asa ❀

👉Efa misokatra ihany koa ny 𝘟𝙀𝙪𝙧𝙚 𝙎𝙥𝙚́𝙘𝙞𝙖𝙡 𝙎𝙖𝙢𝙚𝙙𝙞 ho an'ireo izay tsy afaka andavanandro.

𝙉𝘜 : 𝘌𝙯𝙀𝙣𝙖𝙀 𝙂𝙧𝙖𝙩𝙪𝙞𝙩 𝙣𝙮 𝙁𝙞𝙀𝙛𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙢𝙖𝙝𝙖𝙛𝙚𝙣𝙀 𝙛𝙚𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙀

☑𝚁𝚊𝚑𝚊 𝚝𝚘𝚊 𝚒𝚊𝚗𝚊𝚘 𝚔𝚊 𝚖𝚒𝚕𝚊 𝚏𝚊𝚗𝚊𝚣𝚊𝚟𝚊𝚗𝚊 𝚏𝚊𝚗𝚊𝚖𝚙𝚒𝚗𝚢 𝚍𝚒𝚊 𝚊𝚏𝚊𝚔𝚊 𝚖𝚒𝚍𝚒𝚝𝚛𝚊 𝚊𝚘 𝚊𝚖𝚒𝚗'𝚗𝚢 𝚑𝚊𝚏𝚊𝚝𝚛𝚊 𝚖𝚒𝚊𝚏𝚒𝚗𝚊(𝙌𝙿) 𝚗𝚊 𝚝𝚘𝚗𝚐𝚊 𝚍𝚒𝚊 𝚖𝚒𝚊𝚗𝚝𝚜𝚘 𝚊𝚟𝚢 𝚑𝚊𝚝𝚛𝚊𝚗𝚢.

☎Infoline: 032 35 688 39 na 032 02 382 36

📝𝙌𝚊𝚗𝚘𝚛𝚊𝚝𝚊 𝚊𝚗𝚊𝚛𝚊𝚗𝚊 𝚍𝚒𝚎𝚗'𝚒𝚣𝚊𝚘 𝚏𝚊 𝚟𝚘𝚊𝚏𝚎𝚝𝚛𝚊 𝚒𝚑𝚊𝚗𝚢 𝚗𝚢 𝚝𝚘𝚎𝚛𝚊𝚗𝚊 ‌!

Choisis un travail que tu aimes, et tu n’auras pas à travailler un seul jour de ta vie.Pour s’épanouir professionnelleme...
14/12/2024

Choisis un travail que tu aimes, et tu n’auras pas à travailler un seul jour de ta vie.

Pour s’épanouir professionnellement parlant, il est judicieux de se lancer dans ce qu’on appelle un métier-passion. C’est une expression que l’on entend souvent.

Il faut savoir qu’un métier-passion est propre à chacun. En effet, il varie d’une personne à une autre selon ce qui l’inspire et la motive dans la vie.

C’est une maniÚre de joindre “l’utile à l’agréable” et de travailler dans un secteur qui nous intéresse fonciÚrement, qui nous passionne.

Alors, dis-moi dans les commentaires le métier qui te passionne, on pourra se connecter avec les autres partageant la même passion 🀗


📢 Amboary dien'izao ny fotoananao fa vonona ny hanome hatrany ny soa sy ny tsara indrindra ho anao hatrany izahay💥🀩💗- Iz...
12/12/2024

📢 Amboary dien'izao ny fotoananao fa vonona ny hanome hatrany ny soa sy ny tsara indrindra ho anao hatrany izahay💥🀩💗

- Izay manana eritreritra ny hianatra hiaraka aminay nefa misy zavatra manitikitika azy momba ilay fampianarana na mety hoe liana te hahalala zava-baovao kokoa izay tena hanampy be azy fiainana dia aleo fa hotoloranay tolotra vaovao be ianareo rehetra izay mbola tena sahirana mitady asa na mila vadin'asa dia natao ho anareo indrindra ity TELETRAVAIL ity...

~ Tsara ho fantatrao aloha fa ny 𝐓𝐄́𝐋𝐄́𝐓𝐑𝐀𝐕𝐀𝐈𝐋 dia asa atao any antrano , izany hoe ampiofaninay ianao mba ahay hanokatra OUTLIER sy mba ahay ny technique fangalana projet dia rehefa voasokatra ireo dia any antranonao ihany ianao no miasa...

Mila manana fitaovana anefa ianao mba ahafahanao miasa avy hatrany aorinan'ny hanokafana ny Comptenao satria izy ity dia plateforme ahafahanao misitrika +500$/semaine be izao,ary tsara ho fantatrao ihany koa fa ny compte Login OUTLIER CANADA ilay PLATEFORME hiasana 💵💞💵.

_ Afaka atao vadin'asa tsara moa izy ity ,ary natokana hoan'ny rehetra , indrindra fa hoan'ny mpianatra satria ianao ihany no misafidy ny Ora hiasanao fa mila manatratra objectif fotsiny ✹.

Mandray débutant(e) ihany koa izahay ,izany hoe tsy misy tokony hampisalasala anao intsony izany satria izahay dia tena hanampy be anao amin'ny fomba rehetra mba ahazahoanao misitraka asa avy hatrany apres FORMATION🀗.

🔎 Fidirana :
⏩ LUNDI 16 et MARDI 17 Desembre 2024

🔎Ora Hianarana :
8h à 11h na 13h à 16h

👉👉Voafetra ny toerana fa mandefasa MP hoan'izay Liana sy vonona fa ho raisinay an_tanandroa ny momba anao🀗.

~Na mbola Mpianatra fa mitady asa tsy dia mandany fotoana be
~Na efa miasa fa mitady fidiram-bola fanampiny ary amn'ny fotoana izay mety aminao
~Équipe professionnelle avokoa no mandray anao ary vonona hanome fahafahampo ho anao🀩☎

♻"Choisir le bon compte, c'est investir dans votre satisfaction future."

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Manjary Botra, Ela Nirina Hasiniaina, Bryan Raz, Volasariaka Ingracia, Toky RF...
08/12/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Manjary Botra, Ela Nirina Hasiniaina, Bryan Raz, Volasariaka Ingracia, Toky RF, Papaints Ram, NI Avo, Jãh Dönę, FyTahinanirina Rkt, Toky Niaina, Ãnjārā Rāyssāh, Sera En Ligne, Rakotoniriana HTiako Fitia, Rachel Finaritra, Kiffre Starr, Gaston Dieudonné, Rina's La Quëën, Hajan's Patricia, Odilon Miki, Leroca Roca, Ronaldo Razafindrakoto, Franciolly Bezara

Address

Mahajanga

Telephone

+261347033235

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓓𝓲𝓪𝓶'𝓌 𝓕𝓞𝓻𝓶𝓪𝓜𝓲𝓞𝓷 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝓓𝓲𝓪𝓶'𝓌 𝓕𝓞𝓻𝓶𝓪𝓜𝓲𝓞𝓷:

Share