14/03/2026
Ho antsika rehetra tsy mbola tara fa tongava manjifa ireo mari-pahatsiarovana ny faha-20 taona niorenan'ny Radio JRDB Mahajanga:
👉Porte clé:5.000ariary
👉Polo vrai coton:30.000ariary
👉Polo semi-coton:25.000ariary
👉 Tee-shirt vrai coton:25.000ariary
👉 Tee-shirt semi-coton:20.000ariary
👉 Casquette:15.000ariary
N.B:Ny Tee-shirt sy Polo dia misy loko afaka hisafidianantsika.
🌿 Mandraisa anjara o!🌿