Aingampanahy

Aingampanahy Aingampanahy

Izy bikiana aloha, Mbola mihaingo Koa, Ka mampivaha ny lohan'Ireo manafo.... Tsy mety very,Ao anaty meny,Ilay fijeriny.....
11/02/2025

Izy bikiana aloha,
Mbola mihaingo Koa,
Ka mampivaha ny lohan'
Ireo manafo....

Tsy mety very,
Ao anaty meny,
Ilay fijeriny..
Mira antely..( Mbola hitohy

31/10/2022

Izay mamafy rivotra, mijinja tadio.
Anio miafimiafy tsy rovitra, Hitsinjo ny ampitso.

Antson'ny maninađź’”(Vehivavy )Toy ny zanak'azo Aho;Nilatsan'orana mandalo.Faly omaly tontolo andro,Indrisy,ny anio efa nal...
18/03/2022

Antson'ny maninađź’”
(Vehivavy )

Toy ny zanak'azo Aho;
Nilatsan'orana mandalo.
Faly omaly tontolo andro,
Indrisy,ny anio efa nalazo.

Hetahetam-poko, omeo rano.
Ilay rano antsoina hoe"fitiavanao"
Aza ilaozanao ity voninkazo,
Fa mora malazon'ny masoandro.

Mbola tsy niova akory ny lokoko.
Ilay nambabo anao tsy foiko.
Modia ré ho tompoiko..
Mila hafananao ity nofoko.

Japa, Antson' ny maninađź’”
12:34 18/03/22
"Aingampanahy" zarao raha tianao✍️

21/02/2022

Ny soratra miteny,
rehefa ny mpiventy manga feo.
Mihoraka mahery,
ireo mpiangaly vaky feo.

Send a message to learn more

Address

Tsaramandroso
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aingampanahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Aingampanahy:

Share

Category