𝐑. 𝐏𝐫𝐢𝐲𝐚 𝐎𝐟𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲

𝐑. 𝐏𝐫𝐢𝐲𝐚 𝐎𝐟𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 🎯Fanalana azy no atao ato re Tompoko ô! Koa misaotra anao sahady manaraka ny Pejy.
(1)

🔴🟢Iny ankiziko iny, Tompo ô!Iny ankiziko iny ary sao dia mba efa nihin’i Ravatomanga ihany koa?
21/10/2025

🔴🟢Iny ankiziko iny, Tompo ô!
Iny ankiziko iny ary sao dia mba efa nihin’i Ravatomanga ihany koa?

🔴🟢IREO TOERANA 3 TSY ANAOVANA “PARKING”, TSY AZO IJANONANA AMIN’NY FIAINANA KRISTIANA :1-Aza manao “parking” eo amin’ny ...
20/10/2025

🔴🟢IREO TOERANA 3 TSY ANAOVANA “PARKING”, TSY AZO IJANONANA AMIN’NY FIAINANA KRISTIANA :

1-Aza manao “parking” eo amin’ny toerana nahalavo anao — mibebaha sy miarena,
2-Aza manao “parking” eo amin’ny toerana misy anao ankehitriny — mandroso sy minoa ny Teny Fikasana,
3-Aza manao “parking” eo amin’ny toerana nahombiazanao —misaora an’Andriamanitra ary mitomboa amin’ny fihavaozana ,
Fa ny fiainana Kristiana dia tsy mijanona, fa miara-mandeha amin'i Jesoa Kristy,Izy no mihazona sy mitarika antsika amin’ny fahasoavany.

“Tsy toy ny efa nahazo sahady aho, na efa tanteraka sahady; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan'i Kristy Jesoa ahy.” Filipiana 3:12

Mpitandrina Jaona Rakotonindrainy
Chasse-Info

🔴🟢 𝙈𝘼𝙉𝙊𝙈𝙀 48𝙃 𝙉𝙔 𝙔𝘼𝙎, 𝘼𝙄𝙍𝙏𝙀𝙇 𝘼𝙍𝙔 𝙊𝙍𝘼𝙉𝙂𝙀 𝙃𝘼𝙈𝙋𝙄𝘿𝙄𝙉𝘼𝙉𝘼 𝘼𝙄𝙉𝙂𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙑𝙄𝘿𝙄𝙉𝘼 𝙄𝙉𝙏𝙀𝙍𝙉𝙀𝙏 𝙉𝙔 𝙂𝙀𝙉 𝙕 𝙍𝘼𝙃𝘼 𝙏𝙎𝙔 𝙄𝙕𝘼𝙉𝙔 𝘿𝙄𝘼 𝙉É𝙋𝘼𝙇𝙄𝙎𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 ...
18/10/2025

🔴🟢 𝙈𝘼𝙉𝙊𝙈𝙀 48𝙃 𝙉𝙔 𝙔𝘼𝙎, 𝘼𝙄𝙍𝙏𝙀𝙇 𝘼𝙍𝙔 𝙊𝙍𝘼𝙉𝙂𝙀 𝙃𝘼𝙈𝙋𝙄𝘿𝙄𝙉𝘼𝙉𝘼 𝘼𝙄𝙉𝙂𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙑𝙄𝘿𝙄𝙉𝘼 𝙄𝙉𝙏𝙀𝙍𝙉𝙀𝙏 𝙉𝙔 𝙂𝙀𝙉 𝙕 𝙍𝘼𝙃𝘼 𝙏𝙎𝙔 𝙄𝙕𝘼𝙉𝙔 𝘿𝙄𝘼 𝙉É𝙋𝘼𝙇𝙄𝙎𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 𝙄𝙉𝘿𝙍𝘼𝙔.

💥Eehhh tsy efa niteny foana ma izahay....🥴🙄 APARITAO INDRAY LERETSYY AAAAAAA 🥴🥴
🙏 Remerciements et ultimatum à nos opérateurs mobiles 🙏

Nous, tenons à remercier Orange, YAS et Airtel pour leur présence constante et leur soutien qui nous permet de rester connectés sur les réseaux sociaux, de passer des appels et d’envoyer des messages. Grâce à vous, nous avons pu avancer et rester en contact dans ce monde numérique.

Cependant, il est temps de parler franchement. Les prix actuels des forfaits internet sont beaucoup trop élevés pour nous, jeunes qui souhaitons apprendre, communiquer et créer. Nous ne pouvons plus rester silencieux.

Nous lançons donc un ultimatum de 48 heures : baissez vos tarifs internet, ou nous serons obligés de descendre à nouveau dans la rue pour faire entendre notre voix.

À vous de décider si vous voulez continuer à soutenir votre jeunesse ou à l’ignorer.

✍️ Gen Z

Yas Madagascar - Orange - Airtel Madagascar


15/10/2025

🔴🟢Merci M. le Président MAMIM-BAHOAKA 🤣🤣🤣

15/10/2025

🔴🟢Fandraisako anjara faramparany M. le Président ay🤣🤣🤣

14/10/2025

🔴🟢14 oktobra 1958
Feno 67 taona ny Repoblikan’i Madagasikara🇲🇬

13/10/2025

🔴🟢Na efa hiakatra soratra mbola mavandivandy fo liamaty igny
Oh 19h e, nahemotro 20h30 avteo, izkeo io mbola tsy avy fo😭😭😭

🔴🟢Zoky Charles Rahar kosa rangah migafy e.🤣🤣🤣
12/10/2025

🔴🟢Zoky Charles Rahar kosa rangah migafy e.🤣🤣🤣

12/10/2025

🔴🟢Ho aiza iny e?🤣🤣🤣

🔴🟢ALEFASO SAÏD A🤣🤣Efa ao @ CAPSAT koa Saïd amzao🤣🤣🤣
11/10/2025

🔴🟢ALEFASO SAÏD A🤣🤣

Efa ao @ CAPSAT koa Saïd amzao🤣🤣🤣

28/05/2025

-❎Ralay sy Emmanuel tonga nanavotra an'i RAJAO.🤣🤣

Address

Mahajanga

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐑. 𝐏𝐫𝐢𝐲𝐚 𝐎𝐟𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝐑. 𝐏𝐫𝐢𝐲𝐚 𝐎𝐟𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲:

Share