
05/03/2025
Miarahaba antsika rehetra🥳
Ireto jiro dispo de suite sady kelikely ho anareo izay leo délestage
500 Ar/andro dia mahazo ny Lampe PRO🌞💛 MBalik
👉Petrabola voalohany 15.000ar
_Jiro 1 enti_tanana azo entina mandehandeha
_Misy panneau solaire
_Azo ahodinkodina
_Misy batterie matanjaka
_ Afaka mamahana finday hatrany
Ho an'ny Mbalik Boom🌞💛 indray dia 600ar /andro
_Lampe 1 azo entina mandehandeha
_Misy radio sy MP3
_Mamahana finday
_Panneau solaire
👉Petrabola voalohany 25.000ar
Manao livraison 🏍️
Tél +261 34 8733087
, Mamiratra ny Hoaviko!