M3TV Mahajanga Ofisialy

M3TV Mahajanga Ofisialy Tel :0340240909

15/10/2025

VAOVAO HARIVA - 15 OCTOBRE 2025

14/10/2025

VAOVAO HARIVA - 14 OCTOBRE 2025

13/10/2025

VAOVAO HARIVA - 13 OCTOBRE 2025

09/10/2025

VAOVAO M3TV HARIVA 09-10-2025

08/10/2025

VAOVAO HARIVA - 08 OCTOBRE 2025

07/10/2025

VAOVAO HARIVA - 07 OCTOBRE 2025

06/10/2025

VAOVAO 06 OCT 2025

03/10/2025

VAOVAO HARIVA - 03 OCTOBRE 2025

02/10/2025

vaovao hariva m3tv 02 -10-2025

01/10/2025

VAOVAO HARIVA - 01 OCTOBRE 2025

27/09/2025

VAOVAO HARIVA M3TV 27-09-2025

TANDREMO FA MARO NY VOAFITAKANy filaharan’ny mpandova ara-dalàna eto Madagasikara. 1. Zanaka (sy ny taranany raha efa ma...
24/09/2025

TANDREMO FA MARO NY VOAFITAKA
Ny filaharan’ny mpandova ara-dalàna eto Madagasikara.

1. Zanaka (sy ny taranany raha efa maty ilay zanaka → zafy, zafiafy, sns.)

2. Ray aman-dreny (raha tsy nisy zanaka) → ny lova zaraina mitovy amin’ny ray sy reny.

3. Rahalahy sy anabavy (germains, consanguins na utérins), sy ny taranany (zanaka rahalahy/rahavavy).

4. Raibe sy renibe (ascendants ambony kokoa noho ny ray aman-dreny, raha mbola velona).

5. Havana hafa ao amin’ny fianakaviana akaiky (oncles, tantes, sns.) araka ny degré de parenté.

6. Vady : tsy isan’ny “classe d’héritiers” izy fa manana part réservataire (toko tsy azo ivalozana) izay miankina amin’izay havana sisa misy.

7. Fanjakana : raha tsy misy havana intsony sy tsy misy vady, ny fananana dia lasa an’ny fanjakana.

🔑 Fanamarihana lehibe :

Raha mbola misy zanaka → izy ireo ihany no mandova, ary mizara mitovy.

Raha tsy misy zanaka fa mbola misy ray aman-dreny → ny ray aman-dreny no mandova.

Raha tsy misy zanaka, tsy misy ray aman-dreny → rahalahy sy anabavy sy ny taranany.

Raha tsy misy ireo rehetra ireo → ascendants avo kokoa (raibe, renibe).

Raha tsy misy intsony → havana lavitra kokoa.

Raha tsy misy havana → vady (manana ampahany manokana arakaraka ny toe-javatra).

Raha tsy misy vady sy havana → fanjakana no mandova farany.

Address

Mahajanga
401

Telephone

+261340240909

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M3TV Mahajanga Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to M3TV Mahajanga Ofisialy:

Shortcuts

Share