Nolen

Nolen Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nolen, Digital creator, Antananarivo, Mahajanga.

🇩🇪 COURS D'ALLEMAND EN LIGNE               ✅Fidirana manaraka.📢 Misokatra izao ny fisoratana anarana ! Voafetra ny toera...
23/08/2026

🇩🇪 COURS D'ALLEMAND EN LIGNE
✅Fidirana manaraka.

📢 Misokatra izao ny fisoratana anarana ! Voafetra ny toerana.
Hanomboka amin'ny Alarobia ho avy izao ny cours faha 26 volana aogositra.

✔️ Ho an'ny mpiasa sy mpianatra tsy manam-potoana hanatrika cours mivantana nefa manampanirina te ho any Allemagne🇩🇪.

✅ Mianatra isan'andro (lundi au vendredi).
✅ Ianao no misafidy ny ora mety aminao.
✅ Lesona miaraka amin'ny fanazavana amin'ny vocal sy appel WhatsApp.
✅ Boky, vidéo ary audio gratuit.
✅ Pratique 100%.
✅ Afaka mianatra mitokana na ao anaty groupe misy olona 3farafahabetsany.

🎁 Tombony manokana!
👉 Afaka mianatra maimaim-poana mandritra ny 2 andro ianao. Raha afa-po sy hitanao fa mety aminao ny fomba fampianarana, dia vao mandoa ny frais de formation.

📲 WhatsApp: 034 90 419 14
📩 Na alefaso MP raha mila fanazavana fanampiny.

⚠️ Voafetra ny toerana, koa aza tara misoratra anarana!

🍀 Viel Glück! 🇩🇪

🇩🇪 COURS D'ALLEMAND EN LIGNE               ✅3ème Vague.📢 Misokatra izao ny fisoratana anarana ! Voafetra ny toerana.Hano...
15/08/2026

🇩🇪 COURS D'ALLEMAND EN LIGNE
✅3ème Vague.

📢 Misokatra izao ny fisoratana anarana ! Voafetra ny toerana.
Hanomboka amin'ny Alarobia ho avy izao ny cours faha 19 volana aogositra.

✔️ Ho an'ny mpiasa sy mpianatra tsy manam-potoana hanatrika cours mivantana nefa manampanirina te ho any Allemagne🇩🇪.

✅ Mianatra isan'andro (lundi au vendredi).
✅ Ianao no misafidy ny ora mety aminao.
✅ Lesona miaraka amin'ny fanazavana amin'ny vocal sy appel WhatsApp.
✅ Boky, vidéo ary audio gratuit.
✅ Pratique 100%.
✅ Afaka mianatra mitokana na ao anaty groupe misy olona 4 farafahabetsany.

🎁 Tombony manokana!
👉 Afaka mianatra maimaim-poana mandritra ny 2 andro ianao. Raha afa-po sy hitanao fa mety aminao ny fomba fampianarana, dia vao mandoa ny frais de formation.

📲 WhatsApp: 034 90 419 14
📩 Na alefaso MP raha mila fanazavana fanampiny.

⚠️ Voafetra ny toerana, koa aza tara misoratra anarana!

🍀 Viel Glück! 🇩🇪

✅ Wortschatz : das Getränk : boissondas Wasser : eau der Saft : Jus die Limonade : limonadeder Kaffee : café der Tee : t...
14/08/2026

✅ Wortschatz :
das Getränk : boisson
das Wasser : eau
der Saft : Jus
die Limonade : limonade
der Kaffee : café
der Tee : thé
die Milch : lait
✅Abonneo ny page tsika ary partageo MBA ho hitany hafa 🙏

🇩🇪 COURS D'ALLEMAND EN LIGNE               ✅2ème vague.📢 Misokatra izao ny fisoratana anarana ! Voafetra ny toerana.Hano...
07/08/2026

🇩🇪 COURS D'ALLEMAND EN LIGNE
✅2ème vague.

📢 Misokatra izao ny fisoratana anarana ! Voafetra ny toerana.
Hanomboka amin'ny Alarobia ho avy izao ny cours faha 12 volana aogositra.

✔️ Ho an'ny mpiasa sy mpianatra tsy manam-potoana hanatrika cours mivantana nefa manampanirina te ho any Allemagne🇩🇪.

✅ Mianatra isan'andro (lundi au vendredi).
✅ Ianao no misafidy ny ora mety aminao.
✅ Lesona miaraka amin'ny fanazavana amin'ny vocal sy appel WhatsApp.
✅ Boky, vidéo ary audio gratuit.
✅ Pratique 100%.
✅ Afaka mianatra mitokana na ao anaty groupe misy olona 4 farafahabetsany.

🎁 Tombony manokana!
👉 Afaka mianatra maimaim-poana mandritra ny 2 andro ianao. Raha afa-po sy hitanao fa mety aminao ny fomba fampianarana, dia vao mandoa ny frais de formation.

📲 WhatsApp: 034 90 419 14
📩 Na alefaso MP raha mila fanazavana fanampiny.

⚠️ Voafetra ny toerana, koa aza tara misoratra anarana!

🍀 Viel Glück! 🇩🇪

✅Wortschatz     ✔️Alltag(tous les jours)schlafen(dormir)duschen(prendre une do**he)treffen(rencontre)die Nachricht(messa...
06/08/2026

✅Wortschatz
✔️Alltag(tous les jours)
schlafen(dormir)
duschen(prendre une do**he)
treffen(rencontre)
die Nachricht(message)
die Uni(Université)
die Bibliothek(bibliothèque)
die Hausaufgabe(devoir à la maison)
die Zeitung(journal)
der Stress(Stress)

✅ Abonneo ny page tsika ary partageo MBA ho hitany hafa.🙏

🇩🇪 COURS D'ALLEMAND EN LIGNE📢 Misokatra izao ny fisoratana anarana! Voafetra ny toerana.📅 Hanomboka amin'ny Alarobia iza...
01/08/2026

🇩🇪 COURS D'ALLEMAND EN LIGNE

📢 Misokatra izao ny fisoratana anarana! Voafetra ny toerana.
📅 Hanomboka amin'ny Alarobia izao ny cours.

✔️ Ho an'ny mpiasa sy mpianatra tsy manam-potoana hanatrika cours mivantana.

✅ Mianatra isan'andro (lundi au vendredi).
✅ Ianao no misafidy ny ora mety aminao.
✅ Lesona miaraka amin'ny fanazavana amin'ny vocal sy appel WhatsApp.
✅ Boky, vidéo ary audio gratuit.
✅ Pratique 100%.
✅ Afaka mianatra mitokana na ao anaty groupe misy olona 4 farafahabetsany.

🎁 Tombony manokana!
👉 Afaka mianatra maimaim-poana mandritra ny 2 andro ianao. Raha afa-po sy hitanao fa mety aminao ny fomba fampianarana, dia vao mandoa ny frais de formation.

📲 WhatsApp: 034 90 419 14
📩 Na alefaso MP raha mila fanazavana fanampiny.

⚠️ Voafetra ny toerana, koa aza tara misoratra anarana!

🍀 Viel Glück! 🇩🇪

✅Hallo Zusammen      ✔️Beim Essen(mandritra ny fisakafoanana)Guten Appetit!(mazotoa homana)das Essen(ny Sakafo)trinken(b...
29/07/2026

✅Hallo Zusammen
✔️Beim Essen(mandritra ny fisakafoanana)
Guten Appetit!(mazotoa homana)
das Essen(ny Sakafo)
trinken(boire)
fertig(vonona)
nehmen(prendre)
schmecken(Matsiro)
Lecker(Matsiro)
Frisch(frais(Tena Mbola vaovao tsara))

✅ Abonneo ny page tsika ary partageo MBA ho hitany hafa 🙏

✅ Wortschatz      ✔️ Lebensmittel(nourriture)das Obst(fruit)der Apfel(pomme)die Banane(banane)die Birne(poire)das Gemüse...
28/07/2026

✅ Wortschatz

✔️ Lebensmittel(nourriture)
das Obst(fruit)
der Apfel(pomme)
die Banane(banane)
die Birne(poire)
das Gemüse(légume)
die Gurke(concombre)
die Kartoffel(pomme de terre)
die Zwiebel(oignon)
der Kuchen(gâteau)
das Fleisch(viande)
der Fisch(poisson)
die Butter(Beurre)
der Käse(fromage)

✅ Abonneo ny page tsika ary partageo MBA ho hitany hafa 🙏

✅Wortschatz     ✔️Arbeit(Asa)arbeiten(miasa)der Beruf(Asa)der Arzt(dokotera)das Krankenhaus(hôpital)der Friseur(Mpanety)...
26/07/2026

✅Wortschatz
✔️Arbeit(Asa)
arbeiten(miasa)
der Beruf(Asa)
der Arzt(dokotera)
das Krankenhaus(hôpital)
der Friseur(Mpanety)
der Journalist(Mpanao gazety)
der Lehrer(mpampianatra)
die Schule(école)
der polizist(police)
der Taxifahrer(chauffeur taxi)
das Auto(tomobily)
fahren(conduire)

✅ Abonneo ny page tsika ary partageo MBA ho hitany hafa 🙏

✅ Wortschatz (vocabulaire) der Mensch(homme)das Haus(maison)das Rathaus(mairie)die Kircher(église)das Meer(merder See(me...
25/07/2026

✅ Wortschatz (vocabulaire)

der Mensch(homme)
das Haus(maison)
das Rathaus(mairie)
die Kircher(église)
das Meer(mer
der See(mer)
sehen(voir)
schön(beau)
der Ort(lieu)

Address

Antananarivo
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nolen posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share