GOL-Generation Of Light

GOL-Generation Of Light On a mission to bring LIGHT to my Generation
https://www.facebook.com/profile.php?id=10009442

Joba 22:21[21]Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao.
27/05/2025

Joba 22:21
[21]Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao.


30/04/2025


29/04/2025
20/04/2025

🙌



Of The Almighty
GGOL-Generation Of Light

14/04/2025

Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao!
Izay no teny ho antsika amin'ity herinandro ity.

Misaotra an'i Mr Jotham isika nizara tamin'ity herinandro ity!

07/04/2025

Na inon zavatra mafy manoloana anao amin'ity herinandro ity dia mandrosoa hatrany!

Eksodosy 14:15
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Nahoana no mitaraina amiko ianao? lazao amin'ny Zanak'Isiraely MBA HANDROSO.

04/04/2025

NY TENA MPITARIKA TSARA DIA TSY ILAY ATAHORANA FA ILAY HAJAINA!
TSY TOKONY HO TAHOTRA NO ANTONY ANARAHAN'NY OLONA ANAO!

31/03/2025

Rehefa hamakivaky ity herinandro vaovao ity ianao dia saintsaino ity teny ity ary aza avela ho very ny fifalianao!

MAMAKIA BAIBOLYRehefa mpamaky BAIBOLY ianao dia mandray ny fahazavana. Rehefa mamaky BAIBOLY ianao dia mandray ny herin'...
25/02/2025

MAMAKIA BAIBOLY

Rehefa mpamaky BAIBOLY ianao dia mandray ny fahazavana.
Rehefa mamaky BAIBOLY ianao dia mandray ny herin'ny fahamarinana.

GOL-Generation Of Light

Programa tsara hatrehana ity!
24/01/2025

Programa tsara hatrehana ity!

📢📢 📢MAJUNGA‼️MAJUNGA‼️ MAJUNGA‼️

🔥🔥🔥CONFÉRENCE DE RÉVEIL 2025🔥🔥🔥

MANOMBOKA ANY AMIN’NY FIDERANA SY FIANKOHOFANA DIA EFA AZO ANTOKA FA HAMANGY ANTSIKA SAHADY ILAY AFOM-PIFOHAZANA 🔥🔥🔥

IANAO SISA NO ANDRASANA.

📆 Dates : 24-25-26 Janvier 2025
🛐 Toerana : REHOBOTH CITY (MAJUNGA)

➡️ Samia milaza hoe : FIFOHAZAM-PANAHY NO ILAIN’NY FANAHIKO

ABONNEZ-VOUS https://www.facebook.com/share/15rizgEn6e/?mibextid=wwXIfr

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GOL-Generation Of Light posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share