Smart Kids Madagascar

Smart Kids Madagascar Raha parent ianao dia zava-dehibe ny fomba anabeazana ny zanakao.

Ity page ity dia hanampy anao:

🧠 hampitombo ny intelligence an'ny zaza
💪 hanangana confidence
🗣 hampivelatra communication skills

📚 Parenting • Homeschooling • English for kids

"Tsy mila vahana foana ny olana vao mihaino ny zanatsika isika. Indraindray, ny zavatra ilainy indrindra dia olona mahat...
01/06/2026

"Tsy mila vahana foana ny olana vao mihaino ny zanatsika isika. Indraindray, ny zavatra ilainy indrindra dia olona mahatakatra ny fihetseham-pony. Rehefa miteny hoe: 'Hitako fa malahelo ianao', dia tsapan'ilay zaza fa voahaino sy voaray izy." ❤️

Smart Kids Madagascar

📌 Ahoana no hanampiana ny ankizy hiala amin’ny esoeso any an-tsekoly?Indrindra rehefa iharan’ny fanesoana noho ny anaran...
29/05/2026

📌 Ahoana no hanampiana ny ankizy hiala amin’ny esoeso any an-tsekoly?
Indrindra rehefa iharan’ny fanesoana noho ny anarany…
🧠 Tsy ny anarana no olana, fa ny fomba ampianarina ny ankizy hanaja ny hafa.
✨ Ireto misy zavatra afaka ataon’ny ray aman-dreny:
• Ampianaro hatoky tena ny zanakao
👉 Rehefa matoky tena ny ankizy dia tsy mora potehin’ny teny ratsy.
• Lazao aminy fa manan-danja ny anarany
👉 Hazavao ny dikany, ny tantara ao ambadik’io anarana io, ary ampahatsiahivo fa anisan’ny maha-izy azy izany.
• Ampianaro hamaly am-pahendrena
❌ Tsy miady
❌ Tsy mitomany eo noho eo
✅ Fa mianatra miteny hoe:
"Io no anarako, ary tiako izy io."
• Henoy ny fihetseham-pony
👉 Aza atao tsinontsinona hoe “zaza ihany izany”.
Mety handratra lalina ny fo sy ny confiance an’ny ankizy ny fanesoana miverimberina.
• Miresaha amin’ny mpampianatra raha ilaina
🤝 Tokony hiara-hiasa ny ray aman-dreny sy ny sekoly mba hampitsahatra ny fanaratsiana sy ny fanesoana.
❤️ Tsarovy:
Ny ankizy izay hajaina ao an-trano dia mianatra manaja ny tenany sy ny hafa koa.

Ny fitaizana omenao ny zanakao anio no mamolavola ny hoaviny rahampitso.”
26/05/2026

Ny fitaizana omenao ny zanakao anio no mamolavola ny hoaviny rahampitso.”

22/05/2026

Intelligence ve? Ity podcast ity azo henoina raha te hahafatatra momban'izany ianao...

Miheno finaritra Ary ooh

❌AHOANA no ahafantarana fa INTELLIGENT ny Zaza iray ???                                   Izay ny lohahevitra hozaraiko ...
17/05/2026

❌AHOANA no ahafantarana fa INTELLIGENT ny Zaza iray ???


Izay ny lohahevitra hozaraiko ao anaty Podcast tsy hoela ....

aza hadino Ary ny mi- abonné ny page Smart Kids Madagascar raha mahaliana anao izany....


mahay

Indraindray, tsy hoe “tsy mihaino” ny zaza…fa mbola tsy hainy ny mandray fanitsiana amin’ny fomba mety.Rehefa tenenina f...
16/05/2026

Indraindray, tsy hoe “tsy mihaino” ny zaza…
fa mbola tsy hainy ny mandray fanitsiana amin’ny fomba mety.
Rehefa tenenina foana amin’ny hadisoana ataony mantsy izy, dia mety :
• hahatsapa ho voatafika,
• ho menatra,
• na hieritreritra hoe “ratsy aho.”
Dia izay no mahatonga azy : 👉 mamaly,
👉 mangina,
👉 na vao mainka manao ditra.
Ny zaza mantsy tsy mila olona manondro hadisoana fotsiny…
fa mila olona manazava, mihaino, ary mampianatra azy amim-paharetana.
Indraindray koa, tsy ny teny lazaina no tadidiny voalohany…
fa ny fomba nilazana azy.
Afaka manitsy zaza ianao nefa mbola mampahatsapa azy hoe : ❤️ “Tia anao aho, na dia diso aza ianao.”
Satria ny fanabeazana tsy ady handresena zaza…
fa fitarihana azy hihalehibe tsara.
🤝
Ary ianao parent, inona no fomba hitanao hoe tena mahomby rehefa manitsy zaza?

16/05/2026

BONJOUR DAHOLO ANTSIKA MPANARAKA ATO @ PAGE .
ANDAO ANTSIKA FIZARANA KELY NDRAY ARY OOH.

EO AMBONY EO 👆👆

TSAROTRA NY MAHA RAY AMAN-DRENY...INONA ARY HATAONTSIKA ????
08/05/2026

TSAROTRA NY MAHA RAY AMAN-DRENY...
INONA ARY HATAONTSIKA ????

INONA NY ATAO RAHA MIKAPOKA ANAO NY ZANAKAO MBOLA KELY ???vakio tsara Ary ny fampianarana hita ao Amin'ny sary 🙂        ...
30/04/2026

INONA NY ATAO RAHA MIKAPOKA ANAO NY ZANAKAO MBOLA KELY ???

vakio tsara Ary ny fampianarana hita ao Amin'ny sary 🙂

abonné vous 🙏 Smart Kids Madagascar

Ao anatin’ny tsiky sy fahalinana no miainga ny intelligence.”Ny ankizy rehetra dia manana talent—ilaintsika fotsiny ny m...
27/04/2026

Ao anatin’ny tsiky sy fahalinana no miainga ny intelligence.”
Ny ankizy rehetra dia manana talent—ilaintsika fotsiny ny manampy azy hivelatra.

Smart Kids Madagascar

Address

Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Smart Kids Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share